namana vaovao ka mba ampio e!

1. misota ( 29/08/2009 07:04)
dia mba misy mamaly ve zao iny hevitro iny sa za vao olona vao2 be de tsy hitandry zareo
2. ni81 ( 30/08/2009 06:41)
dia mba misy mamaly ve zao iny hevitro iny sa za vao olona vao2 be de tsy hitandry zareo
aiza izany hevitrao vaovao izany e? Misy mamaly foana eo raha misy ny havaly azy ka! Fa zà zao tsy nahita izany dinikao izany...
3. fahamarinana ( 30/08/2009 10:03)
:arrow: :-D
ni : io kosa zany ila dinika e ! ho avy tsy ho ela ny coms kah ! tsy taitra ,tsy maika tsika nefa tsy tara an :) (l)
4. ni81 ( 30/08/2009 10:50)
ni : io kosa zany ila dinika e ! ho avy tsy ho ela ny coms kah ! tsy taitra ,tsy maika tsika nefa tsy tara an
eny ary ka dia inona no azao anampiana anao e?
5. tywa68 ( 30/08/2009 19:19)
zah ny 3ème :lol: :-D :-D f'inn aloh ny resaka e ? :wink:
6. fahamarinana ( 30/08/2009 20:01)
:arrow: :-D :-D :-D feno amin'izay ilay ekipa !hihi !tena tsy haiko hoe inona fa miandry fa gasy avao tsika an ! :P (l)
7. ni81 ( 30/08/2009 20:09)
feno amin'izay ilay ekipa !hihi !tena tsy haiko hoe inona fa miandry fa gasy avao tsika an !
eo izany tsika 3 aloha miambina vavahady an! :D Tandremo fa sao misy migirobaka any ambadika any an! :-P
8. fahamarinana ( 30/08/2009 20:12)
:arrow: he !tsy arak'io rehefa lazaina fa hoe be bli bli bla ! :-D :-D :-P (l)
9. ni81 ( 30/08/2009 20:33)
he !tsy arak'io rehefa lazaina fa hoe be bli bli bla !
Zà hiràrà :D
10. ari.malala ( 31/08/2009 05:45)
:-D :-D :-D :-D :-D :-D
11. boga ( 31/08/2009 07:11)
za koa eto miandry lay tena hevitra e!
12. Papoose ( 31/08/2009 13:15)
aleo aloha izy hisotasotra dia mety hivoaka ho azy eo le heviny :-P
13. ari.malala ( 01/09/2009 06:32)
:-D :-D :-D :-D njio ty ry papoose tena kloun mints!
14. nathie86 ( 01/09/2009 08:34)
io ilay hevitra eh, oe hisy amaly v izy, d nisy tokoa any zany :-D :-D
15. boozkel ( 05/09/2009 06:18)
16. Papoose ( 09/09/2009 19:00)
ari.ka manao resaka en l'air kosa ve de :-D
17. ari.malala ( 10/09/2009 12:08)
ary in ty mampidongy an boozkel? :-D :-D :-D :-D

papoose :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
18. gasytsara501 ( 15/10/2009 11:40)
:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.452