Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i maeva74, milahatra araka ny daty
maeva74 ( 11/08/2010 17:54)
Ramadan
Faly miarahaba ireo namana" Musulman" tratran'ny Ramadan e!! Ba betsaka daholo Salam aleykum! Ramadane moubarak [img]http://idata.over-blog.com/0/31/69/55/gifs/giiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiffffffffff... tohiny
novalian'i tiavanafi ny 10/11/2012 16:36
maeva74 ( 25/06/2010 09:24)
Miarahaba antsika rehetra!!
Samy tia Tanindrazana avokoa isika rehetra. Tsy resa-politika akory fa vetsom- pahatsiarovana ilay Nosy mamy ihany. Miarahaba antsika Malagasy tsy vaky volo! Tratry ny ASARAMANITRA daholo Gasikarako... tohiny
maeva74 ( 19/05/2010 09:06)
BON ANNIVERSAIRE ( Diamondra27, sakaizakely , milaibe sns)
Miarahaba ny namana rehetra teraka volana mai tratry ny tsingeritaona e!!! Fisaorana no asetry ny firariantsoa rehetra . Ba betsaka daholo [img]http://i72.servimg.com/u/f72/12/52/45/29/teddy... tohiny
novalian'i bobone ny 09/06/2010 06:40
maeva74 ( 28/04/2010 23:53)
Fisaorana!!
Misaotra ireo namana serasera e!! Mahafinaritra be daholo ianareo, misaotra an´i Hery koa fa tena nahitana soa ity sehatra ity!!! (l) ... tohiny
novalian'i pikatti ny 01/06/2010 06:43
maeva74 ( 31/03/2010 16:46)
Mirary paka sambatra ho antsika rehetra
Mirary paka finaritra ho antsika rehetra dia enga anie hitondra filaminana ho an´i tanindrazantsika ity paka ity. Ba betsaka daholo [img]http://pastille.p.a.pic.centerblog.net/v4o44xop.jpg[/img... tohiny
novalian'i tywa68 ny 01/04/2010 18:14
maeva74 ( 29/12/2009 18:57)
Bonne année daholo ô!
Mirary faran'ny taona finaritra ho antsika rehetra dia samy ho tratrin'ny taona vaovao daholo (l) (l) (l) (l) [img]http://tigresse004.t.i.pic.centerblog.net/h21qvctl.gif[/img] ... tohiny
novalian'i ANARIM ny 21/01/2010 12:18
maeva74 ( 05/09/2009 07:03)
tononkalo sy radiovazogasy
Miarahaba antsika! Voalohany : Efa ho andro maromaro izay aho no nikasa hametraka hevitra amin'ny tononkalo na hampiditra tononkala fa tsy mety mihintsy tsy azoko ilay izy nefa izaho efa tafiditra de... tohiny
maeva74 ( 31/08/2009 04:50)
Bon anniversaire Endrika
Fetinao androany koa dia mirary soa e! Andriamanitra hanome izay hiriana dia mitomboa fahendrena koa Maeva74 :-* :-* (l) ... tohiny
novalian'i milaibe ny 04/10/2009 07:35
maeva74 ( 30/06/2009 21:25)
Rado ilay fitiavako fahiny (tohiny)
Rado ilay fitiavako fahiny(tohiny) Teo antratran’i Rado no nitsenaiko ny alahady maraina toa nahatsiaro ny tenako ho hafahafa aho lasand-Rado ilay voalimanifin’ilay fahadiovako, toa nahatsiaro te... tohiny
novalian'i endrika01 ny 10/07/2009 05:32
maeva74 ( 24/06/2009 18:09)
FAHALEOVANTENA
(l) (l) (l) Miarahaba antsika Malagasy tsy vaky volo! Ny Fahaleovantena dia tsy natao mihitsy hoenti-kahasambatra fiainan'olom-bitsy. fa Fahaleovantena tsy manam-piangarana hampigoka mamy ny... tohiny
maeva74 ( 17/06/2009 16:07)
MATIO 18
Ahoana ny fandraisan' areo io (Matio 18) io! zarazarao ny hevitrareo Maeva74... tohiny
novalian'i niryna ny 23/06/2009 05:15
maeva74 ( 17/06/2009 12:10)
Avoir le temps
Bonjour, je vous invite à lire ce qui suit. merci. Avez-vous vraiment le temps ? Lisez cette histoire svp: Je me suis agenouillé pour prier mais pas pour longtemps. J'avais trop de choses à ... tohiny
novalian'i niryna ny 23/06/2009 16:33
maeva74 ( 17/06/2009 09:29)
Izay nahazo maimaim-poana aoka hanome maimaimpoana
Vao azoko androany maraina ity vavaka ity dia ho zaraiko amin' anareo namana koa , ka moramora amiko ny mizara azy eto toy izay hitady imail bedabe dia mazotoa daholo ary Vavaka ho anao androany ... tohiny
maeva74 ( 09/02/2009 23:42)
CONNAITRE DIEU
Les paroles que vous allez lire sont vraies. Elles vont changer votre vie si vous les acceptez, parce qu'elles viennent directement du coeur du Père. Il vous aime. Il est le Père que vous avez dési... tohiny
novalian'i maeva74 ny 12/03/2009 21:11
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0622