Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
xxx
(
04/09/2009 21:17)
telefona
mahamenatra v ny vhv mangataka numero telafona bandy? ,raha ohatra ka sur ianao fa tara aminao ilay bandy , fijeriko azy manko ohatrany sarokenatra zany izy, fa olona mifanao bonjour sy mifampanontany...
tohiny
novalian'i cartina ny 14/07/2010 14:21
vitamatavy
(
04/09/2009 20:09)
fanambaran'ny fianakams(maman'i wiwi)
http://www.allvideogasy.com/crise-madagascar-2009/interview-dun-tgviste-video_4f49ffd6f.html
dia samy mazotoa ary fa mbola hanao fanambarana eto koa ry optika2000 sy ny kidoro sy sisa e
vive tgv...
tohiny
novalian'i pikatti ny 07/09/2009 12:06
tsimiandravola
(
04/09/2009 19:13)
Andriamanin-kafa
Diniho kely ity fiheverana ity:[quote=Soanja]Tsy mampamono ny hafa ny hafa na mandringana ny Fitiavan'Andriamanitra antsika na eto an-tany izany na any an-danitra tsy fantatra any. Io no inoako na hio...
tohiny
novalian'i tywa68 ny 18/09/2009 04:54
patrick2002
(
04/09/2009 14:46)
gouvernement d`union National
gouvernement d`union National OUI
gouvernement de division pour regner NON
Izany ve no tadiaviny GIC hajoro ao madagasaikara ,
Menatra ny tenako raha hanoro anireto GIC ireto ny zava-doza aorian`i...
tohiny
novalian'i pikatti ny 06/09/2009 19:57
xxx
(
04/09/2009 13:34)
Fa inona ihany e???
Fa inona ihany no tena hiafaran'ity fitiavan-tseza an'iza efatra mitsam ity e???
ary aiza ho aiza moa ilay problème ho an'izy telo mitsam raha i andry nirina no mitondra e???
ary ny zava-dratsy...
tohiny
novalian'i pikatti ny 07/09/2009 12:49
fidinirina
(
04/09/2009 12:24)
Ny fakam-panahy...
Betsaka ny mieritreritra sy toa manome tsiny an’Andriamanitra mihitsy aza hoe : maninona no misy ny fakam-panahy. Eny fa na dia tamin’i Adama sy Eva, nisy sahady ny voankazo voarara. Na Jesoa Kris...
tohiny
novalian'i soanja ny 11/09/2009 23:56
ni81
(
04/09/2009 09:44)
Petaka !
http://www.dailymotion.com/related/x1h021/video/x1gzss_ipetaka-tarika-mala_music :D ...
tohiny
novalian'i Papoose ny 04/09/2009 22:06
ni81
(
04/09/2009 08:58)
2 volana izay
Omaly vao nalevina i Mickael Jackson.
http://people.premiere.fr/Photos-people/PHOTOS-L-enterrement-de-Michael-Jackson-en-images-reactualise/%28gid%29/2023785#...
tohiny
novalian'i Envy7 ny 04/09/2009 19:29
vitamatavy
(
03/09/2009 19:22)
na hisy ra mandriaka aza tsy hiala aho
tapina ny daomy ,nitelina double enina i tgv ,tsy hiala hono izy na hisy rampoza aza latsaka eo...) ny fis efa hampitahorin'ni Emmo reg noho ireo alatra vitany ,ny ombimanga efa nilaza fa tsy hiamboh...
tohiny
novalian'i pikatti ny 06/09/2009 19:54
bazylou
(
03/09/2009 17:47)
namidin'dra emile
gtt tamin'ny tgv daholo le listen'ny olona nisaboty an'i lery teny ivato ireny, izao ry leronytsy tafiditra any mada intsony, :-D :-D :-D :-D :-D ...
tohiny
novalian'i pikatti ny 06/09/2009 19:59
niryna
(
03/09/2009 17:23)
FISAORANA LEHIBE NO ATOLOTRO
Efa maro amintsika angamba no efa nijery ilay film hoe Passion of Jesus ?
filaharana re izao e, fitomaniana re no ita etsy sy eroa e
FISAORANA LEHIBE NO ATOLOTRO HO AZY NANAVOTRA NY AIKO, NY AIN...
tohiny
novalian'i niryna ny 08/09/2009 06:48
peta83
(
03/09/2009 13:21)
Inona ary zany????
Betsaka ny vody, fa zay vody iray zay no tena mijaly indrindra??? ...
tohiny
novalian'i ari.malala ny 09/09/2009 06:39
boozkel
(
03/09/2009 12:51)
Recette tsock / tchock
Sao mba misy mahay nareo, tsy haiko intsony na tsock na tchock no izy,
Mitady @ net zah fa tena tsy mahita e,
Atao soupe de riz ndray ny recherche fa tsy izy mintsy
Ahoana kay no fomba fanaovana t...
tohiny
novalian'i rasoary ny 21/09/2010 13:27
remahity
(
03/09/2009 11:18)
Rotaka BE any GABON : 1ère tour koa ny tany dia VITA
Cela me rappelle ce guignol de RAVALOMANANA qui disait, tsy omena ny putchiste ny fanjakana fa lasa ohatra ratsy ho an'ny AFRIKA:
[quote]Les paras gabonais chargent à Libreville
Posté le: Jeu ...
tohiny
novalian'i pikatti ny 04/09/2009 23:33
xxx
(
03/09/2009 09:45)
ny olona tonga teny ambotsirohitra...
...omaly tena amanjatony mihitsy :-D :-D :-D :-D ireny hono ny vahoaka malagasy :-D :-D :-D tena manampatsinay le Andry rajaelina iny ka :-D :-D :-D tena voateriny basiny Charle marina :-D ...
tohiny
novalian'i ari.malala ny 07/09/2009 08:53
nytsiry
(
03/09/2009 07:15)
financement parallele ouz Andry Rajoelina !
kozy an !
hialana ary tsy hiankin-doha amin'ireo mpamatsy vola mahazatra intsony ve izany ny firenena malagasy rah ireny kabary nataon'Ingahy Andry Nirina Rajoelina omaly tetsy Ambohitsorohitra ireny...
tohiny
novalian'i pikatti ny 04/09/2009 23:36
pikatti
(
03/09/2009 07:09)
Las nanao vakansy ve ny tgvfopla isany é
Lasa vakansy ry tgv isany hono e ha ha ha ,kay lisany tony bandy tsisy tia tanindrazana akory fa mody miwawa eto fotsiny klé :-D :-D :-D zah tsy zany ndray moa le izy ry wiwi,ahoana leity zany a,ka...
tohiny
novalian'i pikatti ny 06/09/2009 19:48
ravatorano
(
03/09/2009 05:54)
misy ny vola ary tsy lany houe ny minisitry ny Finance omaly
tsy naka sarotra mhitsy ny minisitry ny teti-bolam-panjakana omaly nilaza fa misy ny voala na ny ariary na ny vola vahiny ka tsy tokony hatahotra ny amin'izany ny vahoaka sy ny mpandraharaha.
Tena na...
tohiny
novalian'i gesster ny 14/05/2025 09:31
patrick2002
(
03/09/2009 01:14)
kintana telo
Dia raikitra izany ny fiarahany mouvance telo ,hanilika an`i Andry TGV fa tsy mety hizara fahefana mpanatanteraka (pouvoir executif ) i Andry .
Ny olana dia tsy mety homeny Andry TGV an`i mouvance Za...
tohiny
novalian'i pink ny 04/09/2009 22:20
crasoa
(
02/09/2009 20:56)
mba omeo sopapa fa sahirana
mety ve ra vao teraka no mampiasa serviet ajeter oh.thalia
de ny mampiasa couchenjazakely ko .sady rams ko tsy mahay manasa lamba
nefa zaho sy izy irery no mbola miasa ko izy.
de mba toroy ry reto ...
tohiny
novalian'i anhyams ny 10/11/2009 05:04
