Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
xxx
(
07/09/2009 12:14)
rehefa tsy hietsika isika any @ province sy ny hafa
aza mimenomenona raha hiakatra 25000fmg ny kilao ny vary bientot ,50000fmg ny litre ny menaka ,betsaka no en chomage tekinika,ny mpiasa mpanjakana tsy voaloa intsony ny karama,anachie total,ny bois de...
tohiny
novalian'i pikatti ny 07/09/2009 18:29
xxx
(
07/09/2009 10:11)
Aza hitako marina
Tena mety hitombona ve izao?
[img]http://www.midi-madagasikara.mg/midi/images/stories/tchin/tchin050909.jpg[/img]
Aza mba matim-boninahitra ihany. ...
tohiny
novalian'i fijo ny 08/09/2009 22:07
halloween
(
07/09/2009 09:57)
raha mbola te hanao politika de manaraha ny fitsipika
Rah mbola tian'i dada ny hitohy amin kariera politikany izy de araho ze fitsipika apetraky ny Fitondrana !!
tsy hainy kou angah fa mbola tsy vita anie le resaka A/tsorohitra e!! heveriny fa oe matim...
tohiny
novalian'i fijo ny 08/09/2009 22:12
terrywui
(
07/09/2009 09:32)
MITOY NY TOETR RATSI' TIM REF TS NAAZ TOERANA !!!!
MISY VALINA DINIKA TY IZAY NATAON'I NALISON AO AMBANY AO !!!
de miala tsiny fa navokako ho dinika le valiny Nalison !
milaza enao fa oul ambany , ratsy , maimbo , mainty tava daholo ny mpanaraka ny...
tohiny
novalian'i pikatti ny 07/09/2009 18:27
peta83
(
07/09/2009 09:27)
Grosse vache!!!
Nisy ramato iray nitondra fiara dia nande izy zany afaka teo aloha teo nisy fidinana be otran'ny fidinana etsy Mandraka io, kay nisy ranga tampoka koa nitondra fiara saika nifandona izy satria le rang...
tohiny
novalian'i booboo ny 08/09/2009 09:16
hery
(
07/09/2009 07:37)
TGV: Mizestiava ihany e
Dia horaisin'i Andry sy Ndefo indray zany ny fitondrana na dia efa nomena chance aza ry zareo hoe hiditra amin'ny tetezamita iraisana. Dia nolazain'i Andry hoe efa nihaino ny "vahoaka" rehetra izy etc...
tohiny
novalian'i pikatti ny 07/09/2009 18:18
zoam
(
06/09/2009 21:51)
aiza ny ombimanga e
fa toa ry gal Ravelomanana claude,Ndrinarijaona ,rakotonandrasana noel,charles et lylison,miampy an'i organesse.Fa ireo ve no atao hoe tafi bahoaka, c'est toujours la meme tete nefa ireo efa fantatra ...
tohiny
novalian'i pikatti ny 07/09/2009 17:43
dadabe
(
06/09/2009 14:35)
resaka serieu ty a
mitady an'i Sasa ahozay mahita azy ka mampiditra zy eto dia mahazo valisoa :roll: ...
tohiny
novalian'i sasa ny 12/03/2010 12:45
hery
(
06/09/2009 01:18)
Hetsika Faha 10 taona
Efa henonareo ihany fa alefa fotsiny ny pub. Amin'ny Zoma alina (manifika) 2 octobre 2009 no fotoanan'ny namana ao Paris sy ny manodidina. Miaraka amin'i Ambondrona, Jobily Weber, ary DJ SimJay (infin...
tohiny
novalian'i ravatorano ny 16/10/2009 08:43
bazylou
(
05/09/2009 17:57)
vive tgv
io ho aho rehefa tsy misy be mokony ankoatran'i tgv ao amin'ny mada dia akombony daholo ny vava, :-D :-D :-D ...
tohiny
novalian'i pikatti ny 07/09/2009 12:27
xxx
(
05/09/2009 14:19)
Omeo ny PASITERA SY MOMPERA ary MASERA ny FITONDRANA
Omeo ny PASITERA SY MOMPERA ary MASERA ny FITONDRANA, satria ireo no sûr fa tsy hangaatra ao anatin'ny boatin-drakitra e!
...
tohiny
novalian'i pikatti ny 07/09/2009 12:19
terrywui
(
05/09/2009 13:07)
TSISY HITA ATO AMN SERASERA DAOL NDRAY RY TIM E
kobo be mitsy nareo "ara-dalana fopla" reo oe miandriandry tsy misy tgv miseho ato amn serasera vao mba mivovoh kely "chien de salon" miseho ho be power be eto daolo !
aiza zao oa ry Locl sy mipikaty...
tohiny
novalian'i pikatti ny 07/09/2009 17:40
terrywui
(
05/09/2009 11:14)
Efa vita ny decision e! vita ny tantara ,tsy hanaiky ny TGV
---ary toa tsy hita ndray le kofboay vavikely iry ee!! le
--mipikaty ,mipikaty mba [b]mpivovoh[/b] isamaraina manaitra matory iny !! tsy hita fa niforidrambo ni-kay! kay! kay! kay any ! ha ha ha ha...
tohiny
novalian'i pikatti ny 07/09/2009 12:09
ifiona
(
05/09/2009 08:49)
resabe MATV omaly
Miarahaba antsika rehetra,
Tsy haiko na nijery sy naharaka ilay fandaharana hoe RESABE t@ MATV omaly ianareo. Ramatoa isany Lalatiana Ravololomanana sy Rinah Rakotomanga no vahiny tao. Raha ampatsi...
tohiny
novalian'i fijo ny 08/09/2009 22:16
diloo
(
05/09/2009 08:32)
Resin'i Pikatti ny fianakam's
Nahazo laharana faha telo i Pikatti ary nahazo isa 95.
Arabaina izany fa mahery ianao e: voanao daholo ireo fianakam's t@'ny:
Ireo namana nanoratra be indrindra tamin'ity volana ity.
:wink: :...
tohiny
novalian'i pikatti ny 07/09/2009 18:58
diloo
(
05/09/2009 08:07)
45 millions dollars pour la téte de Ravalomanana 27-04-2009|
45 millions dollars pour la téte de Ravalomanana 27-04-2009|:
jereo:http://www.madatimes.com/index.php?option=com_content&task=view&id=239&Itemid=4
Miala tsiny raha somary miverina ny zava nisy n...
tohiny
novalian'i pikatti ny 06/09/2009 20:19
maeva74
(
05/09/2009 07:03)
tononkalo sy radiovazogasy
Miarahaba antsika!
Voalohany : Efa ho andro maromaro izay aho no nikasa hametraka hevitra amin'ny tononkalo na hampiditra tononkala fa tsy mety mihintsy tsy azoko ilay izy nefa izaho efa tafiditra de...
tohiny
novalian'i fahamarinana ny 10/09/2009 18:28
diloo
(
04/09/2009 23:36)
Raha tsy mila ny fananmpiana ny CI, dia ahoana ny vahoaka?
[i]Dia hitsetritra Pip(e) parallèle aiza indray izany i Andry TGV raha hitazona ny fanjakana HAT?
...
tohiny
novalian'i pikatti ny 07/09/2009 19:01
sitlo
(
04/09/2009 22:58)
Inona avy no tokony ho hain'ny lehilahy?
Mety ho lava be valiny fa ny farafaharatsiny fotsiny angamb dia ampy. Mety hiankina amin'ny toerana koa ilay izy fa ndeha ho atao hoe lehilahy gasy.
Ireto no takatry ny saiko:
Mahay mitondra teny:...
tohiny
novalian'i soanja ny 20/09/2009 13:22
diloo
(
04/09/2009 22:38)
Conseil d'Etat dernier rempart du droit
A LA UNE (05/09/09)
Conseil d'Etat
Recours d'un haut magistrat contre le Président de la HAT
Midi Madagascar
Hummm, ho avy indray izao ra-Sarla sy ny basiny fa tsy manaiky ny lalànan'ny HA...
tohiny
novalian'i pikatti ny 06/09/2009 20:15
