raha mbola te hanao politika de manaraha ny fitsipika

1. halloween ( 07/09/2009 09:57)
Rah mbola tian'i dada ny hitohy amin kariera politikany izy de araho ze fitsipika apetraky ny Fitondrana !!
tsy hainy kou angah fa mbola tsy vita anie le resaka A/tsorohitra e!! heveriny fa oe matimaty foana angah ireny "ambany tanàna " novonovonoiny ireny ! miandry azy kou ireo fianakam's nireny oul maty ireny !! ny Tribunal moa amle resaka arivo miliara nopehany de mbola tantara mitohy iny !! ary lery angamb mihevitra oe ref nanao sonia tany Maputo , maputo iny de oe afaka daholo ny helonby tamin'ireo hadalany !!
--izao nametraka fitoriana an'i"DADA " daholo koa ireo olona natao tery vaimanta tany Alaotra !! nalaina daholo ny taniny aminarivony hekitara maro !! mbola eo ambony lohany koa ireny !! ha ha ha ha !! mbola ho lava ny lalana Locl a! mbola lavitry ny afo ny kitay Pikatti sy pengx aa! mitomania mafy alou manala ny fo !! ha ha ha ha
répondu par fijo le 08/09/2009 22:12
2. swann ( 07/09/2009 09:58)
--izao nametraka fitoriana an'i"DADA " daholo koa ireo olona natao tery vaimanta tany Alaotra !! nalaina daholo ny taniny aminarivony hekitara maro !! mbola eo ambony lohany koa ireny !! ha ha ha ha !! mbola ho lava ny lalana Locl a! mbola lavitry ny afo ny kitay Pikatti sy pengx aa! mitomania mafy alou manala ny fo !! ha ha ha ha


gaigy zany ! 8O 8O 8O
3. swann ( 07/09/2009 10:12)
tena entin'ny fo mafana fotsiny nareo TIM reo fa tsy mahadini javatra !! azo itarafana ny fitondrana ve ny 2taona aminareoo ?? 2taona hoaho aa!! ? ary hono oa !! mba fantatrareo moa fa napoakandravalo tao talohan'ny nitsoahany anie ny vola rehetr tao am Bank central sy ny tresor , agetip, Fer, Usaid , Fao ,Upep ....sns nanaovany papier fopla tao daholo reo de azony !! nentiny nitsoaka nilibany any io !! hainareo ve zany ?? de iza no fanjakana hanaiky azy aminireo !! azo exacte mihitsy aza ny total n'ny vola lasany !! Ratsiraka ve nangalatra tamin'izy niala teo ?? Zafy albert ve? ,Ratsirahonana ve ?,Tsiranana ve ?? tsia tsy nisy nangalatra teo fa i Ravalo ??!! ny vola rehetra lasany daholo !!izany no mahasahirana ny fanjakana toa io !! nefa izy ndray no avo vava!! gisalahy!!!!! ...... mbola lava ny liste ee
4. zoam ( 07/09/2009 11:47)
efa nasiana ny ampamoaka fa ny na ny hat aza tsy nanana preuve hoe nangalatra i ra8 fa hoe araka ny tenin'ny journaliste iray ,omeo anay le preuve e saingy izahay manana preuve hoe i ratsiraka sy ny akolitany nitondra vola tao @ banky central
5. pikatti ( 07/09/2009 11:57)
miafina ndray ve elah wiwi a,ho aiza eo elah é,swann a,swann ha ha ha ,halloween a,hallowainnn ha ha ha,aiza ndray le terrysaina avoaka é,le sain'elah refa badraodra de badraodra na hivadika biby aza elah :-D :-D
resaka tsaho daholo ny an'elah zany

ny vola rehetra lasany daholo !!izany no mahasahirana ny fanjakana toa io !! nefa izy ndray no avo vava!! gisalahy!!!!! ...... mbola lava ny liste ee

hay ve elah wiwi manaiky é ha ha ha,zany refa mividy miaramila foana no ataon'i Andry raharaha ,hangalaro ndray lesy ny varin'i tiko refa sahirana a :-D :-D
6. patrick2002 ( 07/09/2009 12:36)
zoam:

efa nasiana ny ampamoaka fa ny na ny hat aza tsy nanana preuve hoe nangalatra i ra8 fa hoe araka ny tenin'ny journaliste iray ,omeo anay le preuve e saingy izahay manana preuve hoe i ratsiraka sy ny akolitany nitondra vola tao @ banky central



Famalina MAFIA izany no ,famaliny MAFIA rehefa misy miteny hoie m pivarotra rongony satria tsy hita ny porofo ,ny mafia dia manao ny asa ratsiny fa tsy misy porofo hoentina eny @ tribonaly .
Porofo inona moa no entinao ,raha ohatra ka halainy fanjakana ny taninao fa tsy nadoa hetra ianao ,na tsy novolena ny taninao ,avy eo ny fanjakana mamarotra ny tany @ TIKO ,dia hitory ny tompo-tany ,legal tsara no nazahoany TIKO ny tany satria ny fanjakana no nivarotra azy :roll: :roll: :roll: ,hitory ianao tsy faka hitory ny TIKO satria tsy ny TIKO ,no naka ny taninao faq ny fanjakana ,hitory fanjakana izany :cry: :cry: ,@ izao ilay fanjakana efa TGV indray ,tsy ohatry ny hitsipa-doha laka nitana veh :?:
7. pikatti ( 07/09/2009 12:45)
hoy wiwi

ary Andry angamb mihevitra oe ref nanao sonia tany Maputo , maputo iny de oe afaka daholo ny helonby tamin'ireo hadalany !!


Famalina MAFIA izany no ,famaliny MAFIA rehefa misy miteny hoie m pivarotra rongony satria tsy hita ny porofo ,ny mafia dia manao ny asa ratsiny fa tsy misy porofo hoentina eny @ tribonaly dia mody manao sonia de manantena fa ho afaka mora eo le tgvendrana ty :-D :-D :-D :-D
8. Mirananirina ( 07/09/2009 13:08)
fa iza moa no mangalatra i Ravalo sa tgv?????? :( Ny hita maso amin'izao dia ireo halatra ataon'i tgv eran'ny tanana.Ary mahita daholo ny vahoaka,fa ny hoe vola lasandravalo..............tsy nisy nahalala ka
9. hery ( 07/09/2009 13:41)
patrick2002> Tsy mbola hitanareo foana ve ny halatra be vava ataon'ny TGV kanefa efa ho 8 volana izao no nanaovany azy? :-)

10. dadabe ( 07/09/2009 14:37)
hery : 8 volana sy ny 7 taoana ve mitovy ? :-D
11. milamm ( 07/09/2009 15:11)
misy tantara mila lalininy swann ngambany fa oz iz

>
i Atoa Zafy moa na manampahaizana mpitsabo aza dia tsy nanana fahaiza mitarika eo anivony tontolony politika sy fiarahamonina nefa tia tanindrazana koa dia natsipiny manodidina azy vetivety(Ratsy rahonana sy ndrema 96 op.ramses)
Ravalomanana izay voaongana aloha de tsotra maimay loatra hameno paosy @ fananambahoaka nefa hita kosa fa nampandroso ny lafimpiainany ankabeazany malagasy,eny misy tokoa ny tody na ny alahelom-bahoaka satria tsy tafody izao aloha fa tsy maintsy miandry,ny mitana laharana 1 dia i andry raha io resaka alahelombahoaka io no resahina satria tsy nisy nifidy fa nampiasa basy sy andiatafika vitsy hangalatra fanjakana ny safidimbahoaka ary mandroba ny fananampirenena isika rehetra no hiaraka vavolombelona hijery ny hanjo an\'i andry io izay mieritreritra tsy ho tratrany aloka
12. halloween ( 07/09/2009 17:11)
milamm
Ravalomanana izay voaongana aloha de tsotra maimay loatra hameno paosy @ fananambahoaka ... eny misy tokoa ny tody na ny alahelom-bahoaka satria tsy tafody izao aloha fa tsy maintsy miandry,


Mazava be saotra an'i milamm

milamm
ny mitana laharana 1 dia i andry raha io resaka alahelombahoaka io no resahina satria tsy nisy nifidy fa nampiasa basy sy andiatafika vitsy hangalatra fanjakana ny safidimbahoaka ary mandroba ny fananampirenena isika rehetra no hiaraka vavolombelona hijery ny hanjo an'i andry io izay mieritreritra tsy ho tratrany aloka


Tsy marina ny kozin'i milamm satria i Andry Rajoelina d tsy maintsy nitarika ny vahoaka nanongana an'i Ravalomanana fa raha tsy izany d:
_TSY RAVA NY JADONA SY NY FANAOVANA AN-KERINY ny Fananan'oul!!!
_Tsy NIsy ny fampihavanampirenena izy novazavazain'i Pr Zafy depuis 2002 satria Ravalomanana d tsy nakasitraka an'iny mihintsy!!!
_Tsy tafody antanindrazana ny ankamaroan'ny fatin'ny Malagasy nanohatra ny fitondran'i Ravalomanana satria tadidio fa i Ratsy Iraka d tsy navelan'i Ravalomanana nody eny na d handevina ny havany aza!!!

----hiaraka ahita isika fa ny MARINA TSY MBA MATY
13. pikatti ( 07/09/2009 17:36)
Tsy mbola hitanareo foana ve ny halatra be vava ataon'ny TGV kanefa efa ho 8 volana izao no nanaovany azy?

efa azo lazaina fa jamba zay mbola tsy mahita @ zao
:-D :-D
milamm
ny mitana laharana 1 dia i andry raha io resaka alahelombahoaka io no resahina satria tsy nisy nifidy fa nampiasa basy sy andiatafika vitsy hangalatra fanjakana ny safidimbahoaka ary mandroba ny fananampirenena isika rehetra no hiaraka vavolombelona hijery ny hanjo an'i andry io izay mieritreritra tsy ho tratrany aloka

zany no tena ka marina loatra satria:
-ZAO DIA JADONA SY NY FANAOVANA AN-KERINY ny Fananan'oul!!!NO ATAON'I andry
-hiaraka ahita isika fa ny MARINA TSY MBA MATY FA RAHA IO andry IO ALOHA DIA HATAON'NY OLONA MIANTOKA :-D :-D :-D
14. patrick2002 ( 08/09/2009 01:39)
hery:

patrick2002> Tsy mbola hitanareo foana ve ny halatra be vava ataon'ny TGV kanefa efa ho 8 volana izao no nanaovany azy? :-)





Dia tsy hita intsony aloha hoe iza no mangalatra ,iza no iza ,iza no hery iza no pikatti ,iza no patrick2002 ,iza no patrick2000 iza no 2001, Iza no TGV iza no GVT ,iza noTVG ,iza no TIM iza no TMI ,iza no IMT ,iza no GTT iza no TGT ,iza no TTG, iza no Gasy Terroriste ,iza no Gasy Tia Tanbindrazana .
Izay no hataoko hoe raha tena Tia Tanindrazana ny TIM ,fa tsy Tena Terroriste dia tokony hanaiky fa efa ¸nalohany vahoaka izy satria efa tao Ambohitsirohitra no lasa nakeny @ parking ny MAGRO ary ny TGV dia teny @ 13 mai no lasa tao @ Palais d`Etat .
Ka raha tsy tiana ho hisy ny fifanjevona hoe iza no iza dia haleo manaiky ,minoa fotsiny ihany fa ny TGV no mitondra
VIVE TGV =D> =D> =D>
15. pikatti ( 08/09/2009 13:24)
Ka raha tsy tiana ho hisy ny fifanjevona hoe iza no iza dia haleo manaiky ,minoa fotsiny ihany fa ny TGV no mitondra
VIVE TGV > >

tgvn'elah zany leity efa nanao gouverneMANTA ao ah!!! :-D :-D :-D :-D
16. fijo ( 08/09/2009 22:12)
ary nt gv tsy mahafeno mahamasina ve tsy nalohann'y vahoaka ry rapa????
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.9788