Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
MonamiPierro ( 08/09/2009 16:58)
SONDAGE :Nouveau Gt de Roindefo inclusif et consensuel
ECOUTER NOUVEAU GOUVERNEMENT M.Monja ROINDEFO http://www.villalesfleurs.com/monamipierrot Participer au SONDAGE et donner votre avis http://www.villalesfleurs.com/forum/viewtopic.php?f=3&t=... tohiny
novalian'i xxx ny 09/09/2009 02:10
ouiandry ( 08/09/2009 15:06)
Mba Milaza oe anaran'oul teny @ 13mai ka lasa ao Magro
Vice President de la Transition Rajemison Rakotomaharo :-D :-D :-D Vice President conseil de la transition : Jacques Sylla :-D :-D :-D Ministre des ressources halieutiques : Alain Andr... tohiny
MonamiPierro ( 08/09/2009 13:00)
ECOUTER NOUVEAU GOUVERNEMENT M.Monja ROINDEFO
ECOUTER NOUVEAU GOUVERNEMENT M.Monja ROINDEFO http://www.villalesfleurs.com/monamipierrot Participer au Sondage et donner votre avis http://www.villalesfleurs.com/forum/viewtopic.php?f=3&t=15... tohiny
TEGEVE ( 08/09/2009 12:59)
FIARAHA -MIASA TSY MAINTSY HATAO!!!
Anaka isany , Voatery tsy maintsy hiara-miasa @ reto mouvances sasany reto ny tgv,nefa efa nomaniko ho an'ny akamako daholo ny toerana,ka dia aza tsiny ry akama isany ary aza dia manao lolom-po (l... tohiny
novalian'i pikatti ny 08/09/2009 16:17
dangytsmaty ( 08/09/2009 12:09)
Raharaham-pirenena ihany
Gaga aho hoe fa mba nakaiza ary ry zareo FFKM @izao zavatra manjo ny firenena iaraha-manana izao. mba nahavariana an!... tohiny
novalian'i pikatti ny 08/09/2009 13:31
maholisoa ( 08/09/2009 10:37)
Soratonon 2009-24 Octobre 14h30-Faculté dentaire MontRouge
Ny fikambanana KOLO dia manasa antsika rehetra handray anjara amin'ny taona faha-7 hifaninanana amin’ny sora-tononina "Soratonon'2009" Izay hatoa ny asabotsy faha 24 Oktobra 2009 amin'ny roa sy sas... tohiny
novalian'i raozigasy ny 09/09/2009 01:54
maholisoa ( 08/09/2009 10:36)
Soratonon 2009-24 Octobre 14h30-Faculté dentaire MontRouge
Ny fikambanana KOLO dia manasa antsika rehetra handray anjara amin'ny taona faha-7 hifaninanana amin’ny sora-tononina "Soratonon'2009" Izay hatoa ny asabotsy faha 24 Oktobra 2009 amin'ny roa sy sas... tohiny
novalian'i raozigasy ny 09/09/2009 01:55
maholisoa ( 08/09/2009 10:34)
Soratonon 2009-24 Octobre 14h30-Faculté dentaire MontRouge
Ny fikambanana KOLO dia manasa antsika rehetra handray anjara amin'ny taona faha-7 hifaninanana amin’ny sora-tononina "Soratonon'2009" Izay hatoa ny asabotsy faha 24 Oktobra 2009 amin'ny roa sy sas... tohiny
xxx ( 08/09/2009 10:34)
ny fiaina-tokatranon'ny mpivady
manaona dol alo e! ty mba misy resaka kely fa somary manitikitika ny saina iany: ny vady ve tsy natao ho namana, ho olon-tiana, ilan'ny tena izany oe iray ref mpivady e, mahasolo ny RAD koa, mahasolo... tohiny
fidinirina ( 08/09/2009 10:11)
Ny fitsarana farany...
[b]Mpitoriteny 12.14[/b] Fa ny atao rehetra dia ho entin'Andriamanitra ho amin'ny fitsarana ny zava-miafina rehetra, na soa na ratsy. Rehefa ho avy Jesoa Kristy, hiverina ka hiseho eny @ rahon’... tohiny
novalian'i cutie ny 24/09/2009 19:00
xxx ( 08/09/2009 08:41)
afapo ve nareo
NAreo ve tena afapo @anaranareo ,za tena sahirana mihitsy fa tsy tiako ny anarako nefa grave be ny manoova anarana any amintsika ny sasany moa de Tainy no anarany,ny sasany Rabiby,ilay Ray amandreny h... tohiny
novalian'i Ratoa ny 28/09/2009 20:35
xxx ( 08/09/2009 08:38)
fITIAVANA VE SA FIJALIANA
Fitiavana ve sa fijaliana ny fandeferana rh ny hevitrareo ,rh ny fifandeferana eo anivony tokatranony mpivady no tiako holazaina .Ohatra:Mitserotserona sy manome tsiny foana ranga ao an-trano de mande... tohiny
novalian'i rhina ny 21/09/2009 06:00
JOSIAH ( 08/09/2009 08:34)
mofo dipaina
Nisy zazalahy nividy mofo dipaina 10,tena 10 an nony tonga tany antrano nefa izy de lasa 9 sisa nankaiza ary ilay 1 oo :wink: ???Tantara hafa mihitsy ndray ity an nisy ramatoa nande train niaraka t@al... tohiny
novalian'i xxx ny 23/09/2009 01:22
xxx ( 08/09/2009 08:34)
toy izao rehefa manao lala mpoza miala ny ambasady gasy
miala tsimoramora dia somary mikarafa satria rehefa lasa lavidavitra ,ntsooo http://www.youtube.com/watch?v=BQBVNIR6K-s&feature=player_embedded rehefa mandeha aza mikafara e ,resy foana ny foza ao... tohiny
novalian'i nancy ny 09/09/2009 15:01
xxx ( 07/09/2009 22:21)
Creation monétaire hoe?
CREATION MONETAIRE. Le placement de la surliquidité des banques pour une valeur de plus de 220 milliards d’Ariary est plutôt proposé. Attention danger ! Le contexte actuel nous permet-il d... tohiny
Alaina ( 07/09/2009 22:11)
Lolovin'ny maramila Madagasikara
Rehefa tena dinihana ny fandehan-javatra dia ny Miaramila no mampikatso ny toe-draharaha eto Madagasikara io. Samy nahita tsika fa tamin'ny fivoriana Maputo I dia efa nikonokonona hanangana directoi... tohiny
novalian'i fijo ny 08/09/2009 21:51
Noue ( 07/09/2009 17:16)
ALIMA
http://www.dailymotion.com/video/xadl0y_alima-ny-commedia-dell-arte-malagas_fun [b]Aujourd'hui, à MADAGASCAR, face à la répression du régime de la HAT, une troupe malgache ALIMA brave les tabou... tohiny
novalian'i fijo ny 08/09/2009 22:03
xxx ( 07/09/2009 14:25)
tohizo ny lalantsika
Efa nadefitra ohatrin'inona isika, mbola mimenomeno ihany ny sasany. Izao moa lasa miaraka amin'ny ratsiraka indray i ravalo, haveriko indray raha tsy azon'ny TIM tsara ny zavatra nolazaiko, MIARAK... tohiny
novalian'i pikatti ny 09/09/2009 11:49
Noue ( 07/09/2009 13:22)
VIVE GTT
[size=70][color=red][b]Le Conseil d’Administration du collectif GTT (Gasy Tia Tanindrazana) a l’honneur de vous informer que : - Le GTT Gasy Tia Tanindrazana est une association collective déc... tohiny
novalian'i pikatti ny 09/09/2009 11:37
rhina ( 07/09/2009 12:54)
handeha hamangy manjo
indry andro nisy maty teo an-tanana nifampitaona ireto mpiray tampoho, 4 mianadahy ry zareo no niaraka ny 2 mpivady ary ny 2 mpirahavavy @ ilay mpivady. Nifanaraka rehefa teny an-dalana fa il... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 5.8844