toy izao rehefa manao lala mpoza miala ny ambasady gasy

1. xxx ( 08/09/2009 08:34)
miala tsimoramora dia somary mikarafa satria rehefa lasa lavidavitra ,ntsooo
http://www.youtube.com/watch?v=BQBVNIR6K-s&feature=player_embedded
rehefa mandeha aza mikafara e ,resy foana ny foza ao amnin'ny ambasady ka raha revanche tongava soamantsa e
:-D :-D :-D
novalian'i nancy ny 09/09/2009 15:01
2. hery ( 08/09/2009 09:16)
TSss, rehefa tsy any foana aho vao misy action lolll

Kanefa zahay mba te hijery en direct
3. harybe ( 08/09/2009 09:44)
fa iza ilay rija rajoelina?
ny mahagaga an'ireto gtt reto ange dia izao eh! fantatra fa i deba no tao ambadik'izao raharaha izao, dia maninona no ny ambassade foana no handehanana fa maninona raha tsy i deba no korotanina any antranony any?
4. Mirananirina ( 08/09/2009 10:12)
Tena mahavariana izy izany.I Rija Rajoelina izany ve tsy famille i Andry tgv sa...tsy maintsy havany na namany ihany tsinona no ho ao ka. :( :( :( :(
5. Noue ( 08/09/2009 10:24)
Ny sasany t@ GTT di tany Genève , ny sasany kosa dia tao @ ambasady nanala an'i Rija Rajoelina

iza i Rija Rajoelina ? Namana be an'i andry rajoelina io , mitovy anarana fotsiny fa tsy fianakaviany akory. namany efa hatrizay , misy namana eto koa mino aho fa mahafantatra tsara an'i rija satria tsy nisaraka mahintsiny tany dago taloha !

i rija rajoelina dia nalain'i tgvendrana ho Directeur de cabinet du Ministère de l’Energie et des Mines t@ 27 mai 2009, dia niala t@ io poste io izy t@ 22 Juin 2009 satria namadika olona tao @ FAT(Y) , dia lasa aty frantsa zao ee !!

zao ny zavatra napokan'io rija io

Je reçois beaucoup d’informations concernant la méthode très douteuse avec laquelle les membres de la HAT, en commençant par son président Andry Rajoelina lui-méme, survit, faute de financement « normal » nécessaire à la conduite de la période de transition. Disons le tout net : La HAT ne vit que du racket, de pillage, de financement extérieur douteux et de la rapine. Rija Rajoelina, le président de TGV-Europe en personne l’avoue publiquement.

dia hitan'tgvendrana zany dia io rija notambatambazany nomeny 4x4 2 be zao sy trano !!!! fa ataon'i rija inona ireo fiara sy trano nefa izy aza tsy mipetraka any dago ee ????

dia i rija zany zao no président TGVENDRANA europe ary manomboka misehoseho manomé baiko ao @ ambasady ka zay no antony hanalana azy ao @ ambasady !!! mbola ho aiza koa nefa no ahazo anao ry rija aaa !!
6. Noue ( 08/09/2009 10:27)
zay no hilazako oe VIVE GTT

VIVE GTT
7. Noue ( 08/09/2009 10:32)
[URL=http://img198.imageshack.us/i/photorija.jpg/][IMG]http://img198.imageshack.us/img198/7774/photorija.jpg[/IMG][/URL]


io no atao oe rija rajoelina !!! sady () izy io !!!
8. Mirananirina ( 08/09/2009 10:53)
Misaotra ry Noue nanazava fa tena mazava be mihitsy.
9. xxx ( 08/09/2009 11:07)
toa sarin'i andrywui :-D :-D :-D
10. remahity ( 08/09/2009 11:47)
arrétez votre petitesse et vos betises les gars, c'est à vous les GTT que je m'adresse, c'est trop nul


le combat c'est Maputo

qu'est ce que vous croyez ?????

vous croyez que votre petitesse empéche ce rija rajoelina, à toucher son salaire de diplomate?

vous croyez pas qu'il suffit de louer une autre batiment ou méme une autre local, et il auront (les TGV ) une autre ambassade

c'est trop nul koahy ry zalahy a!

espèce de bananne va !!!!!!!!
11. remahity ( 08/09/2009 11:52)
d'ailleurs ils auront leurs locaux et leurs batiments ces TGV , la demarche est en cour

ovay le strategie, e
12. xxx ( 08/09/2009 12:42)
ialahy gasy miteny frantsay io no tena nul nefa mahay miteny gasy ihany t'es nul
13. pikatti ( 08/09/2009 13:29)
Hoy Hery

TSss, rehefa tsy any foana aho vao misy action lolll

nilay be ny tao é,misy mifona hotran'ireny mpangalatra reny hoa é,misy manao am-pataloha zany ry foza nefa tsy hisy hanakendaazy akory ,refa mpanao ratsy hoa de mahina foana
:lol:
14. nancy ( 08/09/2009 15:49)
Bandy tsy aninon-tsy aninona io Rija Rajoelina io e. Anontanio fotsiny hoe inona ny asany raha mahavaly...ny vadiny no mamelona azy. Dia izao mijapy tgv izao e. Miresaha aminy ianareo raha misy hapoaka io.

Noue:

[URL=http://img198.imageshack.us/i/photorija.jpg/][IMG]http://img198.imageshack.us/img198/7774/photorija.jpg[/IMG][/URL]


io no atao oe rija rajoelina !!! sady () izy io !!!




15. pikatti ( 08/09/2009 16:22)
bandy niaraka t@ tao Besarety-Betongolo koa io tary io fa nataonay nihinana sahady t@ zany :-D :-D :-D niseho nilay tao ry zalahy isany ,nangovitra be lery nony sendra pikatti ndray tao @ Ambasady :-D :-D :-D
16. xxx ( 08/09/2009 17:23)
tena badamena koa ity remahity ity ka, ialahy izao no tena vendrana eto, miteny gasy ôfisialy ary tsy hainelah, fangaha rehefa mahay miteny frantsay de hoe manampahaizana? :-D :-D :-D fanafenana ny havendranana izany gasy miteny frantsay aminy gasy izany lty a :-D :-D :-D
17. bazylou ( 08/09/2009 17:55)
vavan'ny maty andrano indray reto an, :-D :-D
18. xxx ( 08/09/2009 20:04)
io rija rajoelina io dia bany zanak' i diablotin teo ampitan'i rasalama,mpanao bizina be sady pifoka moly nandeha tany france izy tsisy diplome tsisy na inona na inona , fa nanaraka ny namany hanao legionaire,tsy voaray efa ho in2 dia ny squate tao montpellier tao novelomi behivavy,tsy misy atao afa tsy ny mifoka moly reny teo akaikin'ny cite u teo, ny lezika no mpamatsy moly azy t@zany,
19. Papoose ( 08/09/2009 20:19)
saika bogosy!!! firy taona io? :^)
20. fijo ( 08/09/2009 21:48)
le resaka hoe mano inona izy aloha amiko ts yhidirantsika izay.azy iny.fa ny jerena dia hoe inona no ataony amin'izao raharah amisy izao.eo no tokony hasian aresaka,fa lasa fanalana baraka olona fotsiny ilay izy ka ratsy.
tany mada izy io,dia araka io efa nolazain'i noue io,natao dircab na minisitera,fa tsy nanaiky (na tsy nahazo)fihinana tao,fa toa tsy nomen'ilay minisitra dia nanao io fanambarana momba ny fakan'ny hat vola io.ka asa fa miandry anie isik arehetyra izao e.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4047