toy izao rehefa manao lala mpoza miala ny ambasady gasy
21. nancy (
09/09/2009 15:01)
Raharaham-pirenena anie izy ity ry fijo fa tsy raharahan-tokantrano ka hoe aleo tsy jerena na manao inona izy na manao inona. Raha olona hita fa tsy hahavita azy ve tsy ho lazaina fa mbola avela hanao ny saim-pantany e. Mazava be fa raha asa andavanandro aza izy tsy manao, inona no hoantenaia aminy?
fijo:
le resaka hoe mano inona izy aloha amiko ts yhidirantsika izay.azy iny.fa ny jerena dia hoe inona no ataony amin'izao raharah amisy izao.eo no tokony hasian aresaka,fa lasa fanalana baraka olona fotsiny ilay izy ka ratsy.
tany mada izy io,dia araka io efa nolazain'i noue io,natao dircab na minisitera,fa tsy nanaiky (na tsy nahazo)fihinana tao,fa toa tsy nomen'ilay minisitra dia nanao io fanambarana momba ny fakan'ny hat vola io.ka asa fa miandry anie isik arehetyra izao e.