Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i dangytsmaty, milahatra araka ny daty
dangytsmaty
(
15/04/2010 06:50)
Jeu PC
Sao mba misy afaka manazava ahy eto: zah tsy mbola nahita mantsy jeu XBox, izy io ve mitovy @ PS 2 ihany sa hafa mints?
Faharoa de oe reny lay PES 2010 sur PC ve tsy misy langue en Français ny op...
tohiny
novalian'i 3188 ny 12/06/2010 16:33
dangytsmaty
(
15/03/2010 06:19)
Convertisseur mp3 na 3gp
Sao mba misy manana ianareo eto fa zah mitady an-reo; misy no-telechargeko ihanytato fa [b]demo[/b] de avy eo mitaky username sy password daholo...
tohiny
novalian'i neo83 ny 18/06/2010 06:36
dangytsmaty
(
06/01/2010 11:06)
Taona vaovao
Miarahaba antsika rehetra ny tenako, nahatratra ity 2010 ity; hitondra soa ho an'ny tsirairay anie ty taona vao mitsidika ty,
Zavatra mba hiriana dia izao: samia manoratra andalantsoratra masina ...
tohiny
novalian'i fijo ny 07/01/2010 22:54
dangytsmaty
(
26/11/2009 12:29)
Suppression des fichiers
Salut daholo an! mba mila fanoroana avy aminareo e! ahoana kay no fomba hi-supprimena tanteraka fichier 1 ao @ ordinateur,
Zay de mazotoa daholo miserasera de manantena valiny mahafa-po aty aminare...
tohiny
dangytsmaty
(
26/11/2009 12:23)
Suppression des fichiers
Salut daholo an! mba mila fanoroana avy aminareo e! ahoana kay no fomba hi-supprimena tanteraka fichier 1 ao @ ordinateur,
Zay de mazotoa daholo miserasera de manantena valiny mahafa-po aty aminare...
tohiny
novalian'i gidrokely ny 25/02/2010 17:03
dangytsmaty
(
26/11/2009 10:54)
Anarana anana
SAlut daholo an!
@ maha hatsikana sy lalao azy ty de aleo aloha hilalao kely tsika ary! maro ny anarana anana ka milaza fa zah mahita 1 zay tsy am-pizinareo mintsy, @ manaraka omeko fa zah zao ndeha ...
tohiny
novalian'i dangytsmaty ny 01/12/2009 11:11
dangytsmaty
(
16/09/2009 11:00)
Resaka jesosy
Inona ary no nolazain'i Jesoa t@ ireo namantsika azy(ilay nikapoka fantsika mihintsy)teo ambony hazo fijaliana?...
tohiny
novalian'i Papoose ny 17/09/2009 20:12
dangytsmaty
(
16/09/2009 10:07)
Ampiasao ny saina
Aleo mba hanome asa saina kely ndray é!
Nisy olona 3 mianaka: 2 lahy zanaka, ary ny 1 Rainy(Dadany). Hiampita lakana ry zareo kanefa misy Condition miampita eo: tsy mahazaka afa-tsy 50Kg le lakan...
tohiny
novalian'i fidinirina ny 16/03/2015 06:01
dangytsmaty
(
16/09/2009 10:02)
Ampiasao ny saina
Aleo mba hanome asa saina kely ndray é!
Nisy olona 3 mianaka: 2 lahy zanaka, ary ny 1 Rainy(Dadany). Hiampita lakana ry zareo kanefa misy Condition miampita eo: tsy mahazaka afa-tsy 50Kg le lakan...
tohiny
novalian'i dangytsmaty ny 25/09/2009 08:24
dangytsmaty
(
14/09/2009 08:12)
Matematika
ze mahay mamaly
hoy ty vorona 1 rah nandalo reto vorona maro2: Akory rey vorona zato?
namaly ny ankilany: Tsy 100 zahay fa! zahay miampy ny 1/2nay(atsasakay), miampy anao zay vô 100
F...
tohiny
novalian'i xxx ny 13/10/2009 19:57
dangytsmaty
(
14/09/2009 08:08)
Mba ampio é!
Nalana vao2 kah mba omeo spapa @ fitadiavana namana , de rah sitrakareo de mba anoraty zah ahalalako hoe toy izao zah refa mahazo hafatra vao2
Merci d'avance daholo e!
dangy...
tohiny
novalian'i Papoose ny 10/10/2009 18:17
dangytsmaty
(
08/09/2009 12:09)
Raharaham-pirenena ihany
Gaga aho hoe fa mba nakaiza ary ry zareo FFKM @izao zavatra manjo ny firenena iaraha-manana izao. mba nahavariana an!...
tohiny
novalian'i pikatti ny 08/09/2009 13:31
