Mba ampio é!

1. dangytsmaty ( 14/09/2009 08:08)
Nalana vao2 kah mba omeo spapa @ fitadiavana namana , de rah sitrakareo de mba anoraty zah ahalalako hoe toy izao zah refa mahazo hafatra vao2
Merci d'avance daholo e!
dangytsmaty (ramaro_michel@yahoo.fr ; ramaro_michel@hotmail.fr)
novalian'i Papoose ny 10/10/2009 18:17
2. ari.malala ( 14/09/2009 11:52)
nalana? nalana in? :roll: na izany aza, tonga soa e!
3. kelly13 ( 14/09/2009 17:27)
le nalana klou sure za fa diso frappy fa ty no tena tsy azoko

"rah sitrakareo de mba anoraty zah ahalalako hoe toy izao zah refa mahazo hafatra vao2"
[/list]
4. ni81 ( 14/09/2009 18:24)
nalana? nalana in? na izany aza, tonga soa e!
le nalana klou sure za fa diso frappy fa ty no tena tsy azoko

"rah sitrakareo de mba anoraty zah ahalalako hoe toy izao zah refa mahazo hafatra vao2"
diso frapy io fa namana angamba no tiany ho lazaina e!
Ary ilay hoe "raha sitrakareo sns..." dia tokony ho no-coché-ny tao @ momba azy ao anaty serasera, dia mahazo hafatra @ mail-ny (yahoo, na hotmail sy ny hafa) izy rehefa misy manoratra ho azy ao @ serasera
5. Papoose ( 14/09/2009 21:12)
koa tsy tsaratsara kokoa i dangytsymaty no mifantina avy @ ao namana rehetra dia mijery zay namana hitan'ny dangytsymaty mety @ dangytsymaty? :)
6. nathie86 ( 15/09/2009 12:08)
tian'i papoose b ny manoratra ilay oe dangytsymaty, mety azoko fantarina v ny antony mdrr :-D :-D :-D :-P
7. Papoose ( 15/09/2009 18:58)
:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D tsy hoe tiako be ny manoratra an'ilay dangytsymaty fa mba nanao exersisy @ le fanoratana an'le ps moa koa mety mazava kokoa le tiko lazaina rehef averina le dangytsymaty :-P
8. ni81 ( 15/09/2009 19:06)
tsy hoe tiako be ny manoratra an'ilay dangytsymaty fa mba nanao exersisy @ le fanoratana an'le ps moa koa mety mazava kokoa le tiko lazaina rehef averina le dangytsymaty
:-D :-D
9. Papoose ( 15/09/2009 19:13)
ka za kosa aloha mba hitako hoe hafa kely le hoe dangytsymaty eee na dia tena tsy fantatro mazava aza nydikany!
10. Mirananirina ( 17/09/2009 13:23)
nalana? nalana in? na izany aza, tonga soa e!
:-D :-D :-D :-D
Nalana vao2 kah mba omeo spapa @ fitadiavana namana , de rah sitrakareo de mba anoraty zah ahalalako hoe toy izao zah refa mahazo hafatra vao2
Merci d'avance daholo e!
dangytsmaty (ramaro_michel@yahoo.fr ; ramaro_michel@hotmail.fr)
atao inn daholo ireo,sao mbola misy hafa :roll: :roll: :roll:
koa tsy tsaratsara kokoa i dangytsymaty no mifantina avy @ ao namana rehetra dia mijery zay namana hitan'ny dangytsymaty mety @ dangytsymaty?
tian'i papoose b ny manoratra ilay oe dangytsymaty, mety azoko fantarina v ny antony mdrr
=)) =)) =)) =)) =)) =))
11. Papoose ( 17/09/2009 16:08)
edrey! :-D
12. Andryiwu ( 18/09/2009 05:59)
mba ampio ihany koa i lehery fa paiso petak'orina be ka milala fandidina !!!
13. Papoose ( 18/09/2009 13:41)
tsy aleo ve izy no hangataka raha mila fa tsy isoloana vava e :wink:
14. ainaheri ( 04/10/2009 13:58)
fa inn alou lay dangytsmaty e?? :lol: :roll:
15. Papoose ( 04/10/2009 17:06)
efa nazavainy ary @ hatsikana sy lalao
16. dadabe ( 10/10/2009 01:00)
aiza izany ??

zah kounkou hanoraty

dadabe@hotmail.com :^)
17. Papoose ( 10/10/2009 18:17)
:-D fa nga tsy antsoina moa ry grand papa? efa iry ambony ny laharana an-tarobia!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3162