Suppression des fichiers
1. dangytsmaty
(
26/11/2009 12:23)
Salut daholo an! mba mila fanoroana avy aminareo e! ahoana kay no fomba hi-supprimena tanteraka fichier 1 ao @ ordinateur,
Zay de mazotoa daholo miserasera de manantena valiny mahafa-po aty aminareo!
Zay de mazotoa daholo miserasera de manantena valiny mahafa-po aty aminareo!
novalian'i gidrokely ny 25/02/2010 17:03
2. titisoleil
(
26/11/2009 12:52)
manaona,ity misy fomba fisuprimena fichier fa asa raha efa ity no ampiasainao:klike sur panneau de configuration et apres klike sur programme et apres klikeo eo @ desinstaller un programme et tu regarde le programme que tu veux suprimée!et tu klike dessus desinstaler et il fait tou seul juska ce ke tu trouve le desinstalation et terminée et tu revient a la page d'accueil;voilà!
3. dangytsmaty
(
27/11/2009 05:09)
salut! iny ndray efa haiko kah fa ny tena tiako hatao de zao, misy fichiers (dossier)1 tiako ho-supprimena de raha atao shift+suppr le izy de mbola hitako azo recuperena any @ TuneUp Utilities ihany nefa ny tiako hatao de suppression tsy azo recuperena tsony; tsy fanaovana desinstallation ana programme akory, merci§
4. sitlo
(
28/11/2009 02:14)
Ka mba dangy tsy maty koa izany ilay fichier koa :-D
Vazivazy iny fa ilay TuneUp Utilities angamba no mila configurena raha ny fahazoako azy. Ny ahy aloha tsy misy an'izany dia shift suppr fotsiny dia vita eh. Toa ilay utilities antenain-kanirina indray ity no mampivandravandra.

5. sitlo
(
03/12/2009 05:42)
Izay vao taddko marina ilany noresahin'ny namako tamiko iny.
Rehefa mamafa fichier hono, na manao formatage aza, dia mandany fotoana ny processeur raha tena fafany ny donnees.Fa ny technika ataon'ny system hono dia desallocation fotsiny. Izany hoe ny adiresy fotsiny no afindra any amin'ny lisitry ny memoire libre.
Dia ny fahitako ny ataon'io utility io dia manao copie an'ireny adiresy ireny. fotsiny. Izany hoe misy fotoana izany rehefa voatsindrin'ny windows amin'ny donnees vaovao ilay toerana nisy ilay taloha dia tokony hofafan'ilay utilities automatiquement koa ilay rescue. Mety misy setting angamba any hoe mandritra ny fotoana izao avy namafana fichier no mbola allouer-n'ilay utilities ilay espace. Mino aho fa tsy maintsy misy an'izay raha tsy izany ho feno spida ny diska.
Fa misy an'izay hoe zero format izay. Tsy haiko ny manao azy fa izay hono no hoe mamafa tanteraka ny donnees. Fa sangy miadana be ohatra an'ireny scandisk ireny.

6. Picsou
(
19/12/2009 09:15)
Salut, misy lozka ao @ commentcamarche.net azo hi-supprimé-na tanteraka ny fichier. de afaka manotany assistance ao koa ianao.
7. rdanyl
(
08/02/2010 09:41)
-menu demmarrer
-executer
-regedit
-ctr+f na rechercher
-taper ao ilay anarana fichier à supprimer
-de vonona le clé misy azy
andramo aloha sao de mba mety e
-executer
-regedit
-ctr+f na rechercher
-taper ao ilay anarana fichier à supprimer
-de vonona le clé misy azy
andramo aloha sao de mba mety e
8. gidrokely
(
25/02/2010 17:03)
-menu demarrrage
-executé
-tapeo "cmd"
-cd+adiresin'ny repertoire misy an'lay fichier tianao ho fafana
-del+anaran'le fichier
mety ko io
-executé
-tapeo "cmd"
-cd+adiresin'ny repertoire misy an'lay fichier tianao ho fafana
-del+anaran'le fichier
mety ko io