Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
sitlo ( 13/09/2009 10:07)
sary serasera
Ny sipa manja rangaha tokony tsy maintsy mamela ny olona mametraka tsikera fa manelingelina be rangaha ka!... tohiny
novalian'i ni81 ny 24/09/2009 12:43
Bita ( 13/09/2009 09:50)
Anniversairen'ilay Mpangataka
Nisy mpangataka iray efa fantatr'olona rehetra. Ao @ mpanao mofo no toerana tena fandehanan'ity mpangataka ity. Mahazo mofo izy isaky ny mangataka. Indray andro ary nofidiany izay zavatra nangatahany.... tohiny
novalian'i xxx ny 13/10/2009 20:00
xxx ( 13/09/2009 07:54)
Ny fomba firesaka
Hita taratra @ olona iray ny toetra ananany rehefa jerena ny fomba firesany na ny fomba fiteniny. Sa ahoana hoy ianareo?... tohiny
benkintana ( 12/09/2009 23:45)
Fa inona marina aloha no tena olana ho an'ny tgv ato @ sera2
Nandinika foana ny tenanay ,naka an-tsakany sy an-davany fa rehefa tena nodinihiko dia toa mitaraina ny TGV fa ny serasera dia TIM ,ny tenako manokana anefa dia mahita fa samy mahazo mamoaka ny heviny... tohiny
tabatah ( 12/09/2009 21:12)
hanohy sa hijanona?
t@ volana fevrier nisy lela nikoty ana!mbla ts nanaiky anefa ah nefa izy tiako.mpiantso ana izy isaky ny sabotsy.tam 21izy no farany niantso ana ary nilaza oé atao soratra ono ry zareo satri efa nisy... tohiny
novalian'i rhina ny 22/09/2009 09:15
fijo ( 12/09/2009 19:58)
11 septembra madagasikara
diso ny TIM, ny tenako dia manohan any aradalana,io dia tsy miova,saingy omaly dia homeko tsiny ny mpitarika ny mpomba an dravalo. homeko tsiny ,satria efa nifanaraka fa hiarak any firehana telo;"ra... tohiny
novalian'i fijo ny 15/09/2009 23:01
bazylou ( 12/09/2009 19:33)
dia mihevitra ve ireto antidahy 3 lahy
fa tena zefa be le tgv ka hanaiiky mora foana ny hoe ataovy izatsy na zaroa e, ,, ntssss aoka itsy fa mahery sady tanora ny anay e, :-D :-D atramin'izao aloha ao mada dia tsy mbola misy be mokony no... tohiny
novalian'i Banndi ny 15/09/2009 21:41
swann ( 12/09/2009 10:12)
valinkafatra ho an'i Hery !
io ndray hery fa miala pà oainnn !! ary Alain Andriamiseza sy Sylla ndray ary ahoana ??? ann ? --mbola amin anarany manokana ndray ve ireo ozy enao raha niala pà tamle magro kely efa marary?? mbol... tohiny
novalian'i dadabe ny 15/09/2009 16:39
terrywui ( 12/09/2009 09:57)
hi hi hi! ha ha ha! her her! ke ke ke ! hon hon hon! hi hi h
fa hono oa e! mialohan'ny hiomehezako mafy be mba misy fiangaviana maika ho an'ingahy lehibe ity ! za no mi ambauché anao ---afaka manao ministra ve Rahery? rah eny de valio amin mesaz perso ah ! ... tohiny
novalian'i pikatti ny 14/09/2009 12:08
patrick2002 ( 12/09/2009 09:54)
11 septembre a Madagascar
Ho fankalazana ny 11 sept tany madagasikara ,dia nanao fihantsiana ny miaramila ny Gasy Tena Terroriste , ... tohiny
novalian'i pikatti ny 13/09/2009 07:25
fidinirina ( 12/09/2009 09:14)
Fanoharana ny @ baiboly...
Isan’andro isika maika izay tsy izy hividy gazety te ahafantatra ny zava-nisy. Dia vakiana ilay gazety mitantara fa nisy loza nitranga tany @ faritra atsinana ohatra, tena rava avokoa ny zavatra mar... tohiny
novalian'i cutie ny 16/09/2009 22:34
bazylou ( 12/09/2009 08:34)
misy olona sahy ve ato
hitondra an'i mada sa trondro maty daholo e, raha misy io, maninonano tsy mitsangana hampandry ny fireneny sy hanao ny fifidianana spida, efa te hiakatra ho any andanitra daholo ny gasy marina, e vive... tohiny
bazylou ( 12/09/2009 08:11)
le maputo 3
anie ao anosy no atao e, :-D :-D :-D ... tohiny
novalian'i pikatti ny 13/09/2009 20:38
xxx ( 12/09/2009 07:35)
iarivo
fanotaniana tsy an'ny vahoaka rehetra vé iarivo no misy toerana voarara tsy azo hivoriana ny tim,etc e,sa misy tany vita baorna eo ambohijatovo na analakely, hoe tsy azo hivoriana fa za no tompon'ny ... tohiny
novalian'i pikatti ny 13/09/2009 20:40
cutie ( 12/09/2009 01:02)
Fitsapana
Mba tiako ito hira ito http://www.dailymotion.com/relevance/search/fitsapana/video/x3f148_fitsapana-fefi_music fa misy zavatra tsy azoko mitsy ny lazain'io hira io fa sao de mba misy afaka manazava??... tohiny
novalian'i cutie ny 23/09/2009 01:21
remahity ( 11/09/2009 22:07)
72 HEURE HOY I ZAFY FA TSY HOE IZAO DIA IZAO
Fa dia asa izay nahazo an-dry legaliste, fa dia mitetateta nankeny analakely, surtout olona tsy TIM, toa an-dry AMBROISE sy RAVELOSON constant fa antoko mpiaraka @ TIM izay mety hivadika aminy no nit... tohiny
novalian'i fijo ny 12/09/2009 20:01
locl ( 11/09/2009 21:37)
Ho vonoina daholo ve ny vahoaka e?
Dia ho vonoina tsy misy intsony ve ny vahoaka noho ny affaire petrole la France e! f'angaha hanafosafo canon foana ry Andry sy Monja? Ma mieritrereta nareo TGV ireo sao dia hianareo no hianjeran'ny... tohiny
novalian'i fijo ny 12/09/2009 20:03
ari.malala ( 11/09/2009 13:44)
famahanana ny zaza
Mirahaba ny namana rehetra, Hatr@ firy taona kay ny zaza no tokony hofahanana? Tsy zany mantsy fa i Ambinintsoa zao efa 3taona sy tapany fa mihanta b ts mety minan-kanina refa ao antrnao aho raha t... tohiny
novalian'i rhina ny 29/09/2009 10:59
Bita ( 11/09/2009 13:31)
Miparé
Tonga teo @ fandrotsahana vola ao @ banky ity Rafotsy be iray. Dia nanontany ilay mpoiasan'ny banky hoe ohatrinona ny vola arotrsany? Dia namaly ilay rafotsy hoe 1000.000 ariar. Fa mba taiza no nahaza... tohiny
novalian'i mmmhh ny 28/09/2009 11:43
glou ( 11/09/2009 12:52)
faha 10 taona ny Serasera,5 taona ny NSD
Miantso antsika Namana Serasera rehetra eto Dago mba ho avy hiaraka ankalaza ny faha 10 taona ny Serasera sy ny faha 5 taona ny NSD ny : - Asabotsy :03 octobre 2009 - fotoana @ 8 ora maraina ny fiai... tohiny
novalian'i ANARIM ny 14/10/2009 09:13
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.7911