Fa inona marina aloha no tena olana ho an'ny tgv ato @ sera2
1. benkintana
(
12/09/2009 23:45)
Nandinika foana ny tenanay ,naka an-tsakany sy an-davany fa rehefa tena nodinihiko dia toa mitaraina ny TGV fa ny serasera dia TIM ,ny tenako manokana anefa dia mahita fa samy mahazo mamoaka ny heviny ireo antoko roa ireo na ny hafa eny ary fa ny sasany tsy mpiditra dinika politika
Marihiko koa fa hita ankarihary izao ny resaka izay tsy mahakasika ny politika fa tonga de ompa ankitsiranony fotsiny zao no ataon'ny sasany indrindra fa ny tgv nefa dia mbola afaka miteny sy mitaraina foana ny hanaovan'i Sefo tsindry hazolena,
ka hoy aho @ dry zalahy ireo hoe inona ny problema :-D :-D

répondu par benkintana le 14/09/2009 16:01
2. patrick2002
(
13/09/2009 02:38)
Ny olana lesy dia afaka manopa ny TIM ary ara-dalana izany fa ny TGV tsy afaka manopa fa tsy ara-dalana hono
TIM afaka manana ps marobe fa ny tsy TIM tsy afaka .
TIM afaka milaza vaovao tsy marina fa tsy TIM tsy milaza ny marina .
TIM rehefa manonga-panjakana lazaina fa mametraka ny ara-dalana ,fa ny tsy TIM rehefa manala mpitondra manao jadona lazaina fa manonga-panjakana .
TIM rehefa mandroba lazaina fa fitakiana ny rariny ,ny tsy TIM rehefa mitokona sy mandrava lazaina fa mandroba .
TIM rehefa maimbo helika lazaina fa manitra ,fa ny tsy TIM rehefa mamofona lazaina fa masiso .
TIM rehefa mitokona lazaina fa langouste ny tsy TIM lazaina fa foza ,
felahiko ny tamaina eo ny hiafaran`ialahy fah :-@ :-@ :-@

3. pikatti
(
13/09/2009 07:18)
ny hitako ato ndray bainn de ny mifanohitra @ zay lazain'ny ngama,
tena voatanilah daholo zao ny fomban'ny wiwi sy elah koa moa efa tsy lazaina

Marihiko koa fa hita ankarihary izao ny resaka izay tsy mahakasika ny politika fa tonga de ompa ankitsiranony fotsiny zao no ataon'ny sasany indrindra fa ny tgv nefa dia mbola afaka miteny sy mitaraina foana ny hanaovan'i Sefo tsindry hazolena,:-D :-D :-D :-D
4. pikatti
(
13/09/2009 07:27)
ka hoy aho @ dry zalahy ireo hoe inona ny problema
fa lainga lainga fa inona marina no tena olanareo tgv ato é???? :roll:
5. ouiandry
(
13/09/2009 09:40)
pikatti:
fa lainga lainga fa inona marina no tena olanareo tgv ato é???? :roll:
ho anay fianakam's aloha d tsisy olana ato sady zahay koa tsy be taraina satria matoa zahay mandeha eto d mahatanty, ny olana teo aloha teo d ny nipehan'ny mpiandryvavady ny PS-ko kanefa samy niteny ratsy sy naompa oul teto daholo, amizao mou efa hitako fa efa kopy ny mpiandryvavady ka ny filazako ny marina momba ny maha masiso ryfo an'i pokatti oatra d efa ara-dalana satria zavatra marina nolazaiko :-D :-D :-D ka zao zay kozinlisany na foza zahay na inn d tsy koi fa zao lisany ndray d OSY mainty ary elah ry pokatti d zao sasao tsara aloha ny entanlah fa na ny foza toa ana aza tsy mahatanty ny fofon-ryponlah d elah anefa tsy maintsy ampifalifalina ka d zao refa madio tsara ny entana d tongava fa asiko ny dyvonlah :-D :-D :-D
6. Mirananirina
(
13/09/2009 10:21)
TIM afaka manana ps marobe fa ny tsy TIM tsy afakazany ve!!rehefa manana mail maro2 toa afaka manao ps maro2 ko..
Ny olana lesy dia afaka manopa ny TIM ary ara-dalana izany fa ny TGV tsy afaka manopa fa tsy ara-dalana honohiarahana mahita anie ilay olona manompa tsy manao xxx ato eh!!!!!!
felahiko ny tamaina eo ny hiafaran`ialahy fah:( :( :( :( hay mahay mamelaka be ny tgv ato
7. xxx
(
13/09/2009 10:24)
Mahina ny panao ratsy ra pikatti a ,izy panao ratsy indray no mahina ,reo efa tanisainy reo ny haratsin'dry tgvendrana ,mafy refa vendrana !tsy vitan'ny maimbo tsy hay fa maimbo rà,sady maimbo fanajanahan-tany!!!
8. hery
(
13/09/2009 10:54)
patrick2002:
TIM afaka manana ps marobe fa ny tsy TIM tsy afaka .
Sao dia ny mifanohitra amin\'izay no marina?
Firy izao ny ps-n\'i wiwi ato? :-) terrywui, swann, snss....
9. vetsoko
(
13/09/2009 11:28)
NON efa ela ny serasera t@ mbola tsisy tgv akory no efa TIM be ny serasera ka ,ça je le confirme
10. locl
(
13/09/2009 12:02)
Na TIM na TGV, tsy hitako izay hifanasana vangy @ izany, eto no misy ny demokrasia malalaka tsara, ka raha mahatsapa ny TGV fa voaelingelina dia tsy atao mahagaga satria efa zatra manampim-bava.
11. pikatti
(
13/09/2009 20:26)
Firy izao ny ps-n'i wiwi ato? terrywui, swann, snss....
ary tena marina daholo le hambarako eto zany klé, ary hitako tena tsy zakan'i wiwi le kôzy mpiangona be ao Pantin le izy ,ha ha ha elakoa anie efa lazaiko mba fetsifetsy e
12. benkintana
(
13/09/2009 20:33)
elah ry pokatti d zao sasao tsara aloha ny entanlah fa na ny foza toa ana aza tsy mahatanty ny fofon-ryponlah
Nandinika foana no nataoko teto , ary efa fantatro daholo ny fomba fihevitra sy ny fomba fanoratr'ireo tgv reo ,betsaka no tsy manan-kolazaina intsony, fa olona nivoaka t@ forin'omby ve ty bandy ty no forin-dreniny foana no tanisainy eto,sa mpinono lataky pikatti lery io
13. pikatti
(
13/09/2009 20:45)
olona nivoaka t@ forin'omby ve ty bandy ty no forin-dreniny foana no tanisainy eto,sa mpinono lataky pikatti lery io
aoka lesy bainn a, io no tsy hanompaiko an'iny wiwi iny fa bandy efa tsy avotra iny é,aleo analana fotsiny lery ok :-D :-D :-D
14. Bazily
(
14/09/2009 05:30)
Zaho aloha mahita hoe malalaka ny serasera.org , ary mametraka ny maha serasera azy, n'iza n'iza raha mandika fitsipika dia voasazy daholo. Afaka milaza izay tiana lazaina ny tsirairay. Izaho zao sady tsy TIM no tsy TGV fa mipetraka @ maha izaho aho, mandinika sy manaraka izay zava-misy fotsiny. Afaka mitsikera ny TIM raha misy tsy mety tsapako ataony, afaka mandesoka koa ny TGV raha manao ny tsy mety koa. Fa raha ary @ site-n'ny mouvance ravalo ianao no manao resaka manohitra sy mamely an-dry zareo dia efa mihomana fa bloqué ny adresse IP-nao zay.
Ny olan'ny TGV indray dia ohatrany tsy dia manana argument firy intsony ry zareo hanohanany ilay arahiny satria hitany sy tsapany fa efa tsy dia afaka intsony ilay train ( angamba ni-derailler le izy :lol:) ka ny hany paika dia manenijka olona sisa. Maromaro no mpanao an'izay ato.

15. xxx
(
14/09/2009 06:53)
vetsoko:
NON efa ela ny serasera t@ mbola tsisy tgv akory no efa TIM be ny serasera ka ,ça je le confirme
Ka tsisy terena io fa afaka miala raha tsy tia TIM, any @ madagates malalaka beeeeeeee
16. pikatti
(
14/09/2009 07:11)
Ny olan'ny TGV indray dia ohatrany tsy dia manana argument firy intsony ry zareo hanohanany ilay arahiny satria hitany sy tsapany fa efa tsy dia afaka intsony ilay train ( angamba ni-derailler le izy ):lol:
Ka tsisy terena io fa afaka miala raha tsy tia TIM, any @ madagates malalaka beeeeeeee
mba asio forum ho an'ny rehetra ary le madagate e, zay no demokrasia fa tsy manao kabary tsy valina foana ao ry lerony :-D :-D
17. ouiandry
(
14/09/2009 08:55)
benkintana:
Nandinika foana no nataoko teto , ary efa fantatro daholo ny fomba fihevitra sy ny fomba fanoratr'ireo tgv reo ,betsaka no tsy manan-kolazaina intsony, fa olona nivoaka t@ forin'omby ve ty bandy ty no forin-dreniny foana no tanisainy eto,sa mpinono lataky pikatti lery io
elah ry pokatti bekin..y efa maina be aza be kozy fa ny ryfonlah efa masiso satria aiza ve less ka katalan'alika no asainlah mamely anlah, ny dykinlah be tampony fa masiso ka tsy milay fa ny divonlah kousa alou d asiko tsara raha tsara sasa ééé !!!
18. xxx
(
14/09/2009 09:47)
ombay tany fa mankando :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil:
19. ntss
(
14/09/2009 10:26)
Ataoko ngamba fa resaka Hery no niandohan'ity fanontaniana ity fa tsy resaka hoE TIM ve no betsaka ato sa TGV
Raha ny hevitro manokana aloha sy araka ny fampianarana izay noratovina dia tokony tsy miandany amina ankolafin-kevitra ny mpandrindra (Hery).
Ahoana moa no fomba handrindranao olona miady hevitra raha maka partie enao!
Zay no mahatonga ny TGV sasany ato afaka manompa sy miteny ratsy avec impunité satria ny mpandrindra maka partie ka raha hamafa ireny olona miteniteny foana ireny dia tsy maintsy raisina hoe: Esorina fa TGV.
Atsipy ny tady eny an-tandroky ny omby rahery a!

20. ntss
(
14/09/2009 10:37)