valinkafatra ho an'i Hery !

1. swann ( 12/09/2009 10:12)
io ndray hery fa miala pà oainnn !! ary Alain Andriamiseza sy Sylla ndray ary ahoana ??? ann ?
--mbola amin anarany manokana ndray ve ireo ozy enao raha niala pà tamle magro kely efa marary?? mbola misy betsaka aza ny magro lasa nikopak'elatra ao fa ny goavana alou zany ireo aloha no nanomboka fa efa kely sisa de hanaraka i Yves Aimée kely sisa !!!! misy kozy kely tsy milammm aminlery momban'ny gadra sasany tiany havoaka(gadra politika) ! ka raha rehefa mlamm io ka avoaka ireo de io koa Yves Aimée fa hikopaka !!ha ha ha ha ! maty aho TIM keliko fa Pikatti sy Hery ary Locl sy Noue sisa de nancy mpamafa kiraro serasera .org !!!!!!
novalian'i dadabe ny 15/09/2009 16:39
2. hery ( 12/09/2009 10:22)
Ento any daholo fa tsy maninona ka :-)
3. TWING ( 12/09/2009 10:35)
info fotsiny ity

t@ anaran ny tenany manokana no nandehan ireo olona nakeny analakely omaly
4. ntss ( 12/09/2009 10:36)
mbola hanaraka eo daholo ry Fetison sy ireo député fopla reo f'aza mataotra rahery, de mba i Zafy Albert njai no mitarika anareo eny am Magro (raha mbola hisy)
5. TWING ( 12/09/2009 10:43)
lol
6. xxx ( 12/09/2009 11:30)
Ny tia vola sy tia seza ihany no manaraka anareo ry mpivarotra tanindrazana a ,ho vitsy foana enareo,ary ho resy ny mpivarotra tanindrazana manome maimaipoana an'i M ADAGASCAR AN'i TSOSTSOKA ,tsy ho lany ritra ny eny @magro é! tsy voavidinao vola daolo izahay ,tsy mahagaga indray mitady seza ra miaraka @vendrana ,zay mafy ady rehetra io miaraka aminareo,izay misy CLASSE mijanona eny a@magro,mpitsikilo fotsiny no nalehan'ireny tao @magro ,ohatranao mpitsikilo lava ny gtt!!!
Mety bola misy mpitsikilo ao fa tsy mankaiza ,déja tsy eken'ny communauté intrenationale fa lany andro miesona ,poteho i MADAGASCAR é,jilahim-boto sy ny dj sy ny ondaty mapnagalatra omby no mmialza pitondra avahoaka 1500 notambazana bonbon anglais hihihi ,esohy tsra ny vahoaka ,dia ambeno @basy ny fitondrana bola ho avy ny tsy voatelinao fa tsy taitra!
7. pikatti ( 12/09/2009 12:28)
ary pety leity tsy voavidin'ny tgv sa lafo be lery

io ndray hery fa miala pà oainnn !! ary Alain Andriamiseza sy Sylla ndray ary ahoana

diso be elah ry wiwi vakio tsara ny vaovao , sao ve elah vao afaka tao ]polisy koa aiza elah no aharaka vaovao
:-D :-D :-D
8. patrick2002 ( 12/09/2009 16:57)
Ka i Hery anie azon`Ody ,efa nisotro amanin`osy ,fa tsy @ anarany tenany manokana no hanohanany andravalo eh!
Sao dia misandoka any ambadika any fa ny serasera izay misy mpikambana 40 000 manohana anì GTT ah!
TANDREMO SEFO
na mody anao referendum eto @ serasera dia lazaina fa 90% manohana an`i Ravalo ,nefa picsou ,biccoli, noue ,olona ray ihany ,olona ray manana kara-pifidianana 5 . :-D :-D :-D :-D .
9. fijo ( 12/09/2009 19:49)
ireo solombavambahoak aireo ,rah ati aseza efa ela no dila,fa matoa ireo mbola eo ;dia tsy seza no tadiaviny
10. patrick2002 ( 12/09/2009 22:35)
fijo:

ireo solombavambahoak aireo ,rah ati aseza efa ela no dila,fa matoa ireo mbola eo ;dia tsy seza no tadiaviny



seza no tadiavinireo kah ! Avereno i Dada amin`izay mitsangana ny Assemblé ,dia miverina ho solombavam-bahoaka izay ,handany ny lalanany Dada .
Ireo solombavam-bahoaka ireo dia olona tsy mamy hoditra tany @ toerana naha voafidy azy ,fa olona vonona hanatanteraka ny baikony dada ,izay no tsy hipetrahany any @ fari-pifidianana misy azy tany .
11. benkintana ( 12/09/2009 23:13)
ireo solombavambahoak aireo ,rah ati aseza efa ela no dila,fa matoa ireo mbola eo ;dia tsy seza no tadiaviny
=D> =D> =D>
daka voudy sy tehamaina no mendrika anreo olona voavidy retra reo
12. Mirananirina ( 13/09/2009 10:32)
Ka i Hery anie azon`Ody ,efa nisotro amanin`osy ,
kay ianao tsy miteny ratsy ô
13. dadabe ( 13/09/2009 14:10)
kayy le misy mampisotro amany nefa resaka politika :^)
14. benkintana ( 13/09/2009 20:56)
Iza ndray zany mitery ratsy ato zany sao de ireo tgv ireo ndray zany :twisted: :twisted: :twisted:
15. pikatti ( 13/09/2009 21:02)
i rapaty sy wiwi lesy zany fa aza de homen'elah loatra ry zalahy reo sao tsy mahatanty eo de hitati-bolana any @ Rahery :lol:
16. dadabe ( 14/09/2009 13:46)
T..@ ...A ny izany resaka ato izany aa, lindinakika be sy voamadilo+tsaramaso sy voanjobory...hainindry..(wiwi sy pikatti )..dia aveo matory :-D :-D nareo mitsamm ve pelak marina e?? :-w

aleo ihany asina plansy mihosotra asidra sy pipitsokatra ato @ derika fa ho ratsy ty le
17. xxx ( 14/09/2009 18:03)
ary miteny ratsy dadabe 8O
18. terrywui ( 15/09/2009 14:11)
mihosona elah isany fa tohizo ihany ee!!!
19. pikatti ( 15/09/2009 14:14)
hoy dadabe
T..@ ...A ny izany resaka ato izany aa, lindinakika be sy voamadilo+tsaramaso sy voanjobory...hainindry..(wiwi sy pikatti )..dia aveo matory nareo mitsamm ve pelak marina e??

aoka lesy dadabe , efa tratrale asidra nga hono lery no toa nipirina =)) =))
20. dadabe ( 15/09/2009 16:39)
16. Mpandefa : xxx [ Valio ] 14-09-2009 20:03:36
Lohateny : Re : valinkafatra ho an'i Hery !
ary miteny ratsy dadabe


AIZA LE??
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1316