iarivo
1. xxx
(
12/09/2009 07:35)
fanotaniana tsy an'ny vahoaka rehetra vé iarivo no misy toerana voarara tsy azo hivoriana ny tim,etc e,sa misy tany vita baorna eo ambohijatovo na analakely, hoe tsy azo hivoriana fa za no tompon'ny hotel de ville taloa,mahagaga :!: :!:
novalian'i pikatti ny 13/09/2009 20:40
2. xxx
(
12/09/2009 07:40)
Ho an'ny vahoaka rehetra ka! fa fotsiny mila mangataka autorisation an'ny amin'ny mana-pahefana rehefa hanao manifestation fa tsy izay te hanao izany dia afaka manao an'izany. Lalàna mifehy ny atao hoe demokrasia io.
3. bazylou
(
12/09/2009 08:14)
tsy an'ny vahoaka rehetra antananarivo e, ze be sandry ihany no ao , ze kely endaka mipitika daholo e, :-D :-D :-D :*
4. xxx
(
12/09/2009 09:27)
xxx:
Ho an'ny vahoaka rehetra ka! fa fotsiny mila mangataka autorisation an'ny amin'ny mana-pahefana rehefa hanao manifestation fa tsy izay te hanao izany dia afaka manao an'izany. Lalàna mifehy ny atao hoe demokrasia io.
ny democratie anie fahalalahana fa tsy famefena e,liberté d'expression etc, ka ahoana no mamefy tànaàna
:!: :idea:
5. patrick2002
(
12/09/2009 10:04)
ny democratie anie fahalalahana fa tsy famefena e,liberté d'expression etc, ka ahoana no mamefy tànaàna
fahalalahana hamoaka hevitra fa tsy fahalalahana hanongam-panjakana.
liberté d`expression ne veut pas dire inciter les citoyens et citoyenne au désobeissance civil.
6. swann
(
12/09/2009 10:13)
ka iza no nanao be mokony be voalo niseho ho mafy be tamin reserviste taloh ee! ka zao vao ouia ouia ouia ouia
7. hery
(
12/09/2009 10:27)
patrick2002:
fahalalahana hamoaka hevitra fa tsy fahalalahana hanongam-panjakana.
liberté d`expression ne veut pas dire inciter les citoyens et citoyenne au désobeissance civil.
Hihihi. Taiza izany resaka izany tamin'ny volana Mars. Ny nataonareo ihany no hivaly aminareo e.
Aza maika fa vao manomboka ny actions.
9. pikatti
(
12/09/2009 12:32)
Taiza izany resaka izany tamin'ny volana Mars. Ny nataonareo ihany no hivaly aminareo e.
Aza maika fa vao manomboka ny actions.
efa mifori-drambo ry foza isany ao é,maty aho tgvendrana ,tratran'ny tsy nety :-D :-D :-D
10. patrick2002
(
12/09/2009 16:07)
hery:
patrick2002:
fahalalahana hamoaka hevitra fa tsy fahalalahana hanongam-panjakana.
liberté d`expression ne veut pas dire inciter les citoyens et citoyenne au désobeissance civil.
Hihihi. Taiza izany resaka izany tamin'ny volana Mars. Ny nataonareo ihany no hivaly aminareo e.
Aza maika fa vao manomboka ny actions.
Marina anie izany eh! izaho manody anareo izany fitakiana an-dalambe izany ,manana sacrifice .mbola hisy sorona aina maro dia maro eo sy fanana`olona ho rava dia ho hitantsika eto hoe iza no nandroba HAT ve sa ny GTT ,iza no namono rehefa miakatra eny ambohitsirohitra HAT ve sa GTT ,kilalao mbola ela io sefo ah !
VIVE TGV
11. benkintana
(
12/09/2009 23:21)
VIVE TGV
ary lisany tony de misaina any ambody sa jamba hatrany an-kibodreniny é, tgvendrana foana no dradraina ,efa hita zao fa hivarina any an-kady ny tanàna de vive ravendrana vive ravendrana
13. pikatti
(
13/09/2009 20:40)
efa hita zao fa hivarina any an-kady ny tanàna de vive ravendrana vive ravendrana:-D :-D :-D
tena kôzy io rapaty ah ,marina ny voalazan'lery io :-D :-D :-D