Ho vonoina daholo ve ny vahoaka e?
1. locl
(
11/09/2009 21:37)
Dia ho vonoina tsy misy intsony ve ny vahoaka noho ny affaire petrole la France e! f'angaha hanafosafo canon foana ry Andry sy Monja?
Ma mieritrereta nareo TGV ireo sao dia hianareo no hianjeran'ny hatezeram-bahoaka, nareo ange no miaina any anaty vahoaka fa tsy mipetraka andapa hoatr'ireo alika ireo e
Ma mieritrereta nareo TGV ireo sao dia hianareo no hianjeran'ny hatezeram-bahoaka, nareo ange no miaina any anaty vahoaka fa tsy mipetraka andapa hoatr'ireo alika ireo e
novalian'i fijo ny 12/09/2009 20:03
2. pikatti
(
11/09/2009 21:54)
ka na tgvfopla tato @ serasera aza anie efa mahatsapa fa tsy mendrika ho filoha zany io dj io e (,afa tsy wiwi mpanompo sampy iny ihany entre pà lessy wiwi mivavah mafy elah ao Pantin ao fa mamela ny helok'elah ihany hono ny fpma ao é ha ha ha,tsetratsetra tsy haritra fotsiny iny é) de zao mitady hampizara ny mouva,ces telo zao sisa no hataony nefa tsy miaramila ntsony reo fa feom-bahoaka ka tsy ho voafidy ntsony
3. xxx
(
12/09/2009 07:57)
Tena tsy mifaditrovana mihitsy reto fat fatin'alika miady taolana ireto ,tadiavin-dry tsy vanona hamidy a@la frantsa koa hono ny force one ra8 ,nefa vola andra8 no nividianana an'iny ,ny antsasambidiny ,ny pétrole koa omena ny vazaha fotsiny,pire noho ny ta@andron'ny fanjanahan-tany izao no manjo satria MISY MALAGASY TSY VANONA ?TSY MATAHO-TODY toa andradomelina sy ny tariny manaiky hataon'ny vazaha fitaovana mivarotra tanindrazana sy hamono ny malagasy marobe (vahoaka )
Mba matahora an'Andriamanitra radomelina sy ny tariny é,finaritra ve enareo manapotika an'i MADAGaSCAR ?GASY MITOVY AMINAREO NO VONOINA sy hapitsindrohina fako.
le capsat refa ao anatin'ny tolona 13 mai ange no tokony encercler-ny vahoaka ,halaina ny basiny ,ry zareo tsy ampy 100 dia ireo ve raha hatao izay tsy ho azo ny basy eny antanany fa potika ny firenena re olona é!
Lany andro @fapirahirahana tsy misy eo refa azo ny basy eny @capsat d vita io ,aiza taona iray ve taperina @alikandradomelina @adin'izy sy ra8,avelao ny vahoaka hiaina ,maninona ry ratsy honana no malaky mitsaoka any ASIE,mpivarotanindrazana tsy vanona !

4. terrywui
(
12/09/2009 10:00)
tsisy maty eo locl fa ny voasambotra no misy aa! ary mba mazotoa miditra eto toi fa tsy hita lava ee!!
5. pikatti
(
12/09/2009 12:23)
tsisy maty eo locl fa ny voasambotra no misy aa! ary mba mazotoa miditra eto toi fa tsy hita lava ee!!
taiza foana leity elah klé, nety ihany ve leity le paps a,?neverinay fa voasambotra elah de nalefan-dry zalahy any Dago :-D :-D :-D
6. fijo
(
12/09/2009 20:03)
efa mihasimba tanterak amadagasikar afa mila fisainana haingana.
efa potika izao i TIKO izay orinasa natanjaka sy rehereha tao mada,izao dia injet indray no manomboka hanaradia azy,ka asa rah amba misaina izany i andry na dia ahoana loatra
efa potika izao i TIKO izay orinasa natanjaka sy rehereha tao mada,izao dia injet indray no manomboka hanaradia azy,ka asa rah amba misaina izany i andry na dia ahoana loatra