misy olona sahy ve ato
1. bazylou
(
12/09/2009 08:34)
hitondra an'i mada sa trondro maty daholo e, raha misy io, maninonano tsy mitsangana hampandry ny fireneny sy hanao ny fifidianana spida, efa te hiakatra ho any andanitra daholo ny gasy marina, e vive tgv
novalian'i benkintana ny 12/09/2009 23:18
2. xxx
(
12/09/2009 09:13)
TONGA indray ny voavidin'ny kla frantsa sy tgvendrana fa voakarama hivovo,wawawawa mafy refa tsy nahita fianarana ohtra n'i bassy loha refa lo ,inona no hataonao ato de misoleka @vendrana dia hamidio MADAGASIKARA ,omeo ny vahiny ohtra n'i rajoelina madagascar ref ritra ny tanindrazana dia manaova bal,olona vendrana niveau 4ém ohatra radomelina no hisolelehan'ntony olona LO BOLA VELONA ?tony aza haratsina ny gasy ,fa enao no mety hampihinanan'olona zavamaloto noho ny fahantranao ihany!!!!
LA HONTE!
LA HONTE!
4. terrywui
(
12/09/2009 10:05)
hitondra an'i mada sa trondro maty daholo e, raha misy io, maninonano tsy mitsangana hampandry ny fireneny sy hanao ny fifidianana spida, efa te hiakatra ho any andanitra daholo ny gasy marina, e vive tgv
zany mihitsy ra bzylou a! efa akaiky kou anie ny farany aminireo e! efa ho ravaina zao magro fa manelingelina filaminambahoaka !! ha ha ha
zany mihitsy ra bzylou a! efa akaiky kou anie ny farany aminireo e! efa ho ravaina zao magro fa manelingelina filaminambahoaka !! ha ha ha
5. ntss
(
12/09/2009 10:25)
merci fa mitsangana daholo ny frère d'arme TGV rehetra.
Vive Président Rajoelina
Vive Président Rajoelina
7. pikatti
(
12/09/2009 12:35)
may volon-tratara ny tgvfopla ato zany klé, lasa mimenomenona be ry foza isany ,mbola aiza no hanjo anlisany :-D :-D :-D
8. AndriambyII
(
12/09/2009 13:40)
xxx:
TONGA indray ny voavidin'ny kla frantsa sy tgvendrana fa voakarama hivovo,wawawawa mafy refa tsy nahita fianarana ohtra n'i bassy loha refa lo ,inona no hataonao ato de misoleka @vendrana dia hamidio MADAGASIKARA ,omeo ny vahiny ohtra n'i rajoelina madagascar ref ritra ny tanindrazana dia manaova bal,olona vendrana niveau 4ém ohatra radomelina no hisolelehan'ntony olona LO BOLA VELONA ?tony aza haratsina ny gasy ,fa enao no mety hampihinanan'olona zavamaloto noho ny fahantranao ihany!!!!
LA HONTE!
Hono hoa, angaha ny fahalalàna midika fa ny fananana diplôma ihany no manamarina izany ? ireo olona tsy nanana vintana ny hianatra tany ampianarana ve dia hozonina tsy hahazo ny anjara masoandrony eto @ ity fiainana ity ?
:idea:
10. ifiona
(
12/09/2009 19:27)
ny legalista hono no lazainy fa voan'ny odin'i ra8 nefa ry zareo tgvistes mianakavy zay rehetra lazainy dia faranana @ vive tgv, ka iza moa zany no tena voan'ny ody @ zany
sady marihina fa ny legalista anie tsy ny fiverenan-dRa8 ntsony no angatahana fa kosa demokrasia sy fifandajàn'ireo hery politika ao anatin'ilay tetezamita.
sady marihina fa ny legalista anie tsy ny fiverenan-dRa8 ntsony no angatahana fa kosa demokrasia sy fifandajàn'ireo hery politika ao anatin'ilay tetezamita.
11. bazylou
(
12/09/2009 19:37)
din ty reto e, efa lany bala ny legaliste de mitady hoe demokrasia hono, beurrrk naninonan no tsy niletika tao amin'ilay hoe fiverenan'ny le8 rah tena mahery fa tsy mena mivadika ohatra ny andro ririnina e, beuurrrk :-D :-D :-D
12. ifiona
(
12/09/2009 19:44)
tsotra be anie zany ry bazylou e, zany no atao hoe fandeferana satria mila an'izany koa na ny olona politika aza, fa raha samy be mokony dia mikatso ny fiainam-pirenena ka iza no hahita faisana? tsy ny vahoaka ihany ve? raha milaza enao hoe mivadika toy ny andro ririnina, iza moa ilay nilaza hoe tsy mila miverina eto an-tanindrazana Ravalo kanefa nanaiky ihany tany Maputo I? koa tsy fandeferena koa ve zany?
dia hoy ianao eto hoe: ka rehefa handefitra ihany, maninn raha tsy manao manif ntsony dia avela hitondra tgv? tokony mety tokoa zany saingy zao: raha tena nampiarina ny demokrasia dia tokony avela haneho ny heviny ny olona tsirairay avy, fa na ilay atao hoe place de la démocratie aza dia tsy azo hanehoana hevitra intsony ( c'est le comble).
Taiza t@ tany demokratika no aparitaka @ bombe lacrymo ny olona nefa tsy mbola nikorontana akory.
Loza ty marina e!
:cry:

13. benkintana
(
12/09/2009 23:18)
raha tena nampiarina ny demokrasia dia tokony avela haneho ny heviny ny olona tsirairay avy, fa na ilay atao hoe place de la démocratie aza dia tsy azo hanehoana hevitra intsony ( c'est le comble).=D> =D>