hanohy sa hijanona?

1. tabatah ( 12/09/2009 21:12)
t@ volana fevrier nisy lela nikoty ana!mbla ts nanaiky anefa ah nefa izy tiako.mpiantso ana izy isaky ny sabotsy.tam 21izy no farany niantso ana ary nilaza oé atao soratra ono ry zareo satri efa nisy sipasipany teto!
t@ 26juin,izy tany diego,nanaiky ny iaraka aminy ah!teo izy vo nilaza tamiko ny antony nanaovana soratra andry zareo satry bevoka ono lé vevavy!nalaelo mafy ah tamzay!nalaelo anilé vevavy
taty afara,tsy azo lé zaza fa maty tao ankibo
mitady ny hanao rappor amiko lé lela nefa za mataotra satry za mbla vierg d nolazaiko taminy d otran ts t ahalala mintsy izy fa hoe tsy tena tia azy ono ah!!
ny tena marina de tena tiko izy,tsy te hisaraka aminy aho,te ho eo anilany ah nefa za mbla vo 15ans!
araka ny fieritreretanareo,misy fanantenana v ny amnay roa?tena tia ahy marina v izy sa te anambitamby ahy hiara atory aminy fotsny satry ny vadiny mbla ts mahazo manao anatin ny 3 volana?tokony hisaraka aminy v ah?mba ampio re azafady é!misaotra betsaka!!!!!!
novalian'i rhina ny 22/09/2009 09:15
2. Ahton ( 13/09/2009 08:16)
Fa manina kay ianao no manaiky hampirafesana?Firy taona ilay Bandy, ianao mantsy toa mbola tanora loatra :?: :?:
3. Mirananirina ( 13/09/2009 09:43)
dray dray dray........saraho izao dia izao mihitsy ,ianao manko mbola 15 ans tsy mendrika izany ianao.Aza omena azy mihitsy ny zavatra fa tazomy tsara ny mahavierge anao.Matoa izy nanambady ilay sipa tiana iny,fa afaka tsy vadiany iny na dia bevohoka aza raha ohatra ka tsy tiany.Vava ny te hahazo ny azy fa tsy fitiavana anao akory.Marina fa tena tia azy ianao,fa raha ohatra ka zakanao ny hataony kilalao!!! :( :( :( :( :( dia izay ataonao.
4. xxx ( 13/09/2009 16:25)
Avelao fanga izy irery ny lehilahy,mitadiava hafa sady enao vao 15 ans ,sady lasa mpangala-badin'olona koa ange ny anranao avy eo ,é,te hahazo anao fotsiny izy ,sady mety ho voan'aretina eo enao fa hataovy!Ratsy be zany miaraka a@vadin'olona izany !fahotana fa tandremo.
5. simplex ( 13/09/2009 17:13)
tabatah:
araka ny fieritreretanareo,misy fanantenana v ny amnay roa?
tsy misy... asa ra tsapanao fa enao no ampirafesiny an'ilay sipany lasa vadiny. Enao @ izany mbola zaza tsy ampy taona. Eritrereto @ zany hoe tena faran'ze voyoux tanteraka le bandy.
Mety mbola tsy fantatrao angamba fa tsy misy lelah vanona, mendrika izany ka hoe miaraka @ zaza tsy ampy taona. Sady @ zay efa nahabevoka sipa hafa...

tabatah:
tena tia ahy marina v izy sa te anambitamby ahy hiara atory aminy fotsny satry ny vadiny mbla ts mahazo manao anatin ny 3 volana?
Mety hoe tia anao izy, tsy haiko ary tsy hary ho fantarina, fa ny fihetsika ataony aloha dia tsy mampiseho fitiavana mintsy e.
Mazava be fa te hanao rs no tena tanjony aloha hatreto. Sady tsy mahay mi-convaincre raha teo.
hevitro manokana, faran'ze amateur le bandy. Ampatsahivo azy fa ra fantatry ny RAD-nao izao ka mitory izy dia a coup sure migadra lery na dia hoe nanaiky aza enao. Dia minoa ah marimarina fa tsy maintsy ho fantatry ny RAD-nao izao. Indrindra hoe izy mamba be fotsiny. Tsy maintsy hisy deception ao, ary poinsa ho enao no haratra bebe kokoa.

tabatah:
tokony hisaraka aminy v ah?mba ampio re azafady é!misaotra betsaka!!!!!!
oui, tokony misaraka aminy. Avelao izy hiaina ny tokatranony. Ratsy anie izany mandrava tokatranon'ol izany e. Eritrereto hoe enao no eo @ toeran'le vadiny...

Ny fianarana hilofosana mafy fa mbola lavitra ny lalana. Sady mbola manam-potoana lava enao.
Tsy miteny ah hoe aza manao sipa fa hoe mba olona mitovy taona, iray generation iarahana.
Dia aza maimaika hanao rs izany rehefa mbola tsy vonona an. Tsisy mahamaika io. Ary diso be izany hoe tsy tia raha tsy manao rs izany.

:-*
6. nathie86 ( 14/09/2009 06:14)
tonga d isaraho zany kofa zany, ndry mbola tanora lôtra ki an, serieu eh. Aza maika ny hanao zany, sady ra miinsiste fôna iz tsy tena tiandry izy zay.
Sady efa olona efa manambady anie iz eh, na afaka ilay zaza na tsia.
saraho zao dia zao zany olona zany fa manimba andry ftsny
7. xxx ( 14/09/2009 11:39)
Ny fianarana aloha atao fa inona ary ity !!!
8. Ratoa ( 14/09/2009 18:25)
tabatah

ny fahaizana amampahalalana ary ny asa tsara fototra no tena vady.
Raha lehilahy no mi-insiste hiray ara nofo aminao dia tsy tiany ianao izay fa filan'ny nofo no tiany ; (désir). Ny lehilahy tena tia manaja ny fahadiovanao, indrindra fa ianao mbola tanora dia tanora. Fantatrao be ny hararin'izany miteraka à 16 ans raha sanatria ka be vohoka eo ianao? Fantaro fa ialany fotsiny ianao raha sanaria misy izany .
tadidio fa sobidy ianao ka tsy ho lotoina amin'izay filan'ny nofo
9. soanja ( 15/09/2009 13:00)
Ny hafatro amin'i Tabatah dia ny hiresahanao mivantana izao olanao izao amin'ny Ray aman-dreninao. Fa aiza ry zareo no tsy afaka manampy andry? sa matahotra indry mizara izany amindry zareo?

Raha afaka miresaka amin'ny Ray amandreny dia aza hadino miteny azy hoe olona tahaka firy taona sy efa manambady sns no manadala anao. Tokony toriana izany olona izany raha mitohy ny ataony mantsy.

Olana izany iainanao izany na dia tsy tsapanao aza satria mbola zaza loatra ianao. Raha mitia olona aky amin'izao taonanao izao dia ny mitovitovy taona aminao no tokony hahatsapanao izany fitiavana izany fa tsy olona efa lehibe indrindra efa manambady. Koa raha azo atao dia aza mifandray intsony amin'izany olona izany ary alaviro ny momba azy fa tsy hanampy anao amin'ny fahalebiazanao mihitsy fa vao maika aza hanimba anao indrindra ny ho avy.

Tohizo tsara ny fianarana ary mitadiava namana mitovy taona aminao sy mitovitovy zavatra tiana atao fa aza mipetra-drery loatra fa izay no koa no mety mahatonga ny fanararaotan'ny hafa. Izay olana rehetra dia zaraina amin'ny namana sao mba afaka manome hevitra mahasoa andry izy ireo. Raha tsy izany dia ento eto fa aza manaonao foana aloha mandrapaha.

Mivavaka ho andry izahay.
10. mandrindra ( 16/09/2009 08:18)
raha ny resaka fitiavana dia andramo daholo izay hitanao fa lalao mahafianritra io. ataovy dieny mbola tanora fa soa dia any aoriana vao manao ratrapazy.

ny eo amin'ilay firaisana indray dia aoka aloha fa mbola minera ianao. i lery mety migadra raha raikitra izany ka torinao any amin'ny tribonaly izy.

15 taona mbola tsy mera fieritreretana hoe ahoana ny ho avy ara-pitiavana . na manambady azy ilay bandy dia zarao fitiavana izy fa ilay fika iray aza omena azy; amin'izay ianao no mitantan ny lalao. ataovy toy lalao hoy aho fa vao fanombohany izao. rehefa atao kilalao mantsy dia mora mahay daholo ka mety ahafahana maka tsaoka ho an'ny any aoriana
11. botra10 ( 17/09/2009 08:20)
tsy te hisaraka aminy aho : pourquoi :
misy fanantenana v ny amnay roa : non :x :x :x
tena tia ahy marina v izy : peut etre :{ :{ :{
tokony hisaraka aminy v ah: oui! izao vava miteny izao :evil: :evil: :evil:
12. Mirananirina ( 17/09/2009 12:33)
ka nanao ahona ihany izy tao aky.
13. tabatah ( 20/09/2009 19:52)
misaotra betsaka!sady za alou atramzao mbola tsy mieritreritra ny hanaiky azy!fa sarotsarotra amiko ihany ny isaraka aminy satry izy voloampitiavako!
14. tabatah ( 20/09/2009 19:59)
Ahton:

Fa manina kay ianao no manaiky hampirafesana?Firy taona ilay Bandy, ianao mantsy toa mbola tanora loatra :?: :?:


25 ans lé bandy
15. tabatah ( 20/09/2009 20:04)
soanja:

Ny hafatro amin'i Tabatah dia ny hiresahanao mivantana izao olanao izao amin'ny Ray aman-dreninao. Fa aiza ry zareo no tsy afaka manampy andry? sa matahotra indry mizara izany amindry zareo
Raha afaka miresaka amin'ny Ray amandreny dia aza hadino miteny azy hoe olona tahaka firy taona sy efa manambady sns no manadala anao. Tokony toriana izany olona izany raha mitohy ny ataony mantsy.

Olana izany iainanao izany na dia tsy tsapanao aza satria mbola zaza loatra ianao. Raha mitia olona aky amin'izao taonanao izao dia ny mitovitovy taona aminao no tokony hahatsapanao izany fitiavana izany fa tsy olona efa lehibe indrindra efa manambady. Koa raha azo atao dia aza mifandray intsony amin'izany olona izany ary alaviro ny momba azy fa tsy hanampy anao amin'ny fahalebiazanao mihitsy fa vao maika aza hanimba anao indrindra ny ho avy.

Tohizo tsara ny fianarana ary mitadiava namana mitovy taona aminao sy mitovitovy zavatra tiana atao fa aza mipetra-drery loatra fa izay no koa no mety mahatonga ny fanararaotan'ny hafa. Izay olana rehetra dia zaraina amin'ny namana sao mba afaka manome hevitra mahasoa andry izy ireo. Raha tsy izany dia ento eto fa aza manaonao foana aloha mandrapaha.

Mivavaka ho andry izahay.

misaotra betsaka @ fanampianao!

16. soanja ( 21/09/2009 01:33)
Tabatah, tsy misy fisaorana indrindra aky fa mahereza amin'ny fiainana.

Zavatra iray fotsiny no tiako ampitaina hoe " tena voararan'ny lalana ao Madagasikara ny mangalatra ny vadin'olona, indrindra raha sanatria ka mitory ilay tompom-bady dia tena mety higadra izay voarohirohy amin'izany." Koa tandremo indrindra ny manaonao foana! Mbola kely indriako ka tsara ho fantatra mialoha izany tsy hijabahana.

Mivavaka lalandava amin'izay mahasoa andry izahay!
17. rhina ( 22/09/2009 09:15)
tabatah:

misaotra betsaka!sady za alou atramzao mbola tsy mieritreritra ny hanaiky azy!fa sarotsarotra amiko ihany ny isaraka aminy satry izy voloampitiavako!



efa volaza tao ambony tao daholo ny zavatra tena tokony hataonao
marina fa mafy le oe isaraka aminy fa zao e!!!
mieza : avelao faty any mpanararaotra zany
mitady hanimba anao fotsiny izy tena ra manaiky izany enoa dia tena enao no tena DONTO ndrindra ary tena hanenina enao.
fa ISARAO ANY : voditsobika aza ry nao manana tandrify maika fa ianao mbola vo 15 ans io.
mbola ho lava ny tantara ary mbola betsaka ny olona mety hifanerasera aminao ary hisafidy tsara ianao.

efa nisy tatara otran'io tena marina
fa le zaza velona fa tsy maty dia mbola niisite ihany le bady fa zao le sipa kosa lo mba kopy ihany oe ra tsy tafita @ fianarana eto aho dia vao maika ho afabaraka dia aleony nianatra fa le bady teny ihany farany le bady niala moramora satria efa vadinolona koa hanadala zanakolona. Menatra fotsiny zao le bandy satria le sipa tafita be mintsy d le bandy chauffera no asany dia rehefa mande @ taxi be any le sipa dia menatra be mintsy izy.
fa le sipa tsy mresaka aminy mintsy satria tsapany taty aoriana oe tena namitaka sy nandainga taminy le bady

zay

mino aho fa tsy hanaonao foana ianao
mety ho sarotra aminao ny niresaka t@ RAD satria ny RAD moa mbola misy ny tsy dia mivantana loatra fa ilaina ki ny mba mitafa indrindra @ Reny a



© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3909