Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
xxx ( 09/09/2009 21:28)
efa manomana ny fanantontana ny vola vao2
toa hoe hanamboatra vola be hono ry tgv dia dia ho tafa ny resaka tsy fahampiana eto @ tanana ,ary tena loza dia hoe sarin'i roindefo milanja levona no en face le billet 250.000AR,miloko orange dia mi... tohiny
novalian'i Veloo ny 10/09/2009 14:23
xxx ( 09/09/2009 17:57)
Miakaratra manakatra ny lanitra ravorona
14H25 : Les commandants Charles et Lylison viennent d'étre promus Lieutenant Colonel ... tohiny
novalian'i pikatti ny 11/09/2009 09:52
xxx ( 09/09/2009 15:21)
mila "roaccutane"maika be
slt dhl, mba miangavy ra azo atao le olona mahalala ny fangalana anle "roaccutane" sans ordonnance fa ilaina maika be !!! tena feno mony mihintsy mantsy ny tarehy .meci ... tohiny
novalian'i xxx ny 18/10/2009 13:22
hery ( 09/09/2009 15:02)
Mikotrika fika ara-bola indray Roindefo
Henoheno izao fa mikotrika fika vaovao ara-bola indray ny HAT. Hita fa tsy ho ampy ny vola satria ny CI tsy manaiky moa ny seza nitombo isa dia efa miala any sahady ny eritreritra hanamboatra vola. Ef... tohiny
novalian'i klitika ny 10/09/2009 12:20
soanja ( 09/09/2009 15:00)
09-09-09 andro iray tsy toa zato na arivo
WAOWWWW hafaliana be ny ahy fa androany kay ny 09-09-09! am 9 ora marina aty aminay! Arabaina daholo zany isika rehetra nahatratra ity andro ity. Tsy misy zavatra hoe hinoako akory momba an'io n... tohiny
zoam ( 09/09/2009 14:36)
birmanie no tanjona
io aloha izany izao no filamatra ,tsy mila famatsiambola vahiny, fa ny eto antoerana ihany dia efa ampy,any birmanie misy total elf mitsandraka petrole nefa mbola tena mahantra be ihany k'asa i madaga... tohiny
novalian'i pikatti ny 12/09/2009 12:41
nathie86 ( 09/09/2009 14:15)
mba ampio oe za :)
zao ilay tantara, tsy aiko aloha ra tokony ho eto iz ty no atao fa resaka fitiavana ihany fa fitiavana namana. Namako iray, nanana problem izy, narary mafy ny nièceny (4ans) nila fitsaboana aingana ... tohiny
novalian'i navigo ny 15/09/2009 06:00
Noue ( 09/09/2009 13:34)
GTT
ho an'zay tsy mahafantatra oe inona marina ny tena tanjon'ny GTT , na oe iza marina ny GTT dia ity !!! [size=70][color=red][b]Communiqué du Collectif GTT (Gasy Tia Tanindrazana) Le consei... tohiny
novalian'i pink ny 12/09/2009 12:45
patrick2002 ( 09/09/2009 12:29)
Gasy Tena Terroriste tao frantsa
voasambotra ny Gasy Tena Terroriste tao frantsa . Fa dia inona loatra ny ody mahery vaika mampifamantotra an`i Gasy Terroriste ao Frantsa sy i Ravalo . http://www.sobika.com/madagascar-informations/... tohiny
novalian'i dadabe ny 11/09/2009 01:18
lako ( 09/09/2009 11:57)
NY BIBIN\'ILAY OLONA TSY HITA!!
Tena mistery mitsy ry reto ty an!!! Ny Tonton vadiko any andafy izy zao efa nahita mitsy fa ny namany no voan\'io!!efa ela ty resaka ty an!!izy ary efa 62 ans!!de lazainy fa mbola misy atr@ zao hono ... tohiny
novalian'i xxx ny 10/01/2010 20:27
xxx ( 09/09/2009 09:35)
be ranomaso
Za de vehivavy manambady nh ny mbola tsy fahampiana eo aminay mivady de mbola tsy hiteraka aloha zahay ka nh izany indrindra de mihinana ireny pil tsy mampiteraka ireny aho t@1 de marary ahy mafy ny n... tohiny
novalian'i peta83 ny 09/09/2009 11:34
hery ( 09/09/2009 09:04)
Fandresen'ny MAGRO ny Governemanta Roindefo 2
Raha tena manaraka politika dia fandresena ho an'ny Mouvances 3 (Ravalo, Radidy, Zafy) ny fitsanganan'i Governemanta Roindefo 2 io. Ny antony dia mbola bloké indray ny HAT satria be mokony. Efa nomen... tohiny
ari.malala ( 09/09/2009 07:46)
Raikitra ny bal e
President DJ, minisitry ny tanora DJ, ts maints ho raikitra iany ny bal...... tohiny
novalian'i pikatti ny 11/09/2009 14:53
vitamatavy ( 09/09/2009 06:28)
alain andriamiseza minisitry ny jono
tsy hay intsony na iza no voajona na iza ,na i alain andrimiseza fa dia hoe eo @ ranon'anosy hono andrimiseza no hametraka ny seza fanjonoany ka asa na , k'asa hanaikitra ihany izy ity... tohiny
Bazily ( 09/09/2009 05:55)
Miandry ny décision-n"ny CI hafa koa
Izay zao no andrasana, efa namoaka ny azy ny SADC, ary mbola hamoaka ny azy koa ny hafa. Tratra ny tanjona dia ny hahatapaka ilay fitarihan'ny locomotive ohatr'ilay sarisarykely atsy ambany atsy, hady... tohiny
novalian'i pikatti ny 09/09/2009 11:55
ouiandry ( 09/09/2009 04:46)
ra-hery otrany nitady action ka zao ary ny tena action é!
[url]http://madagate.com/editorial/29-brieve/1108-gtt-paris-la-main-au-collet-par-la-police-francaise-.html[/url] Ary itako moa otrany tsy nahitan-teny ny G(ars)T(arés)T(erroristes) serasera kay m... tohiny
novalian'i pikatti ny 09/09/2009 18:37
soanja ( 08/09/2009 22:36)
Inona moa ny faniriantsika Xtianina
Amiko ny faniriantsika Xtianina dia ny hiombona ao amin'ny Tompo ary indrindra hiezaka hampita izany fitiavana feno izay nampitain'i Jesoa Krsity tamintsika ho modely lalandava na ho anao izany na ny ... tohiny
locl ( 08/09/2009 20:29)
Tena mazana ve ny HAT???
Ils (les dirigeants de la SADC) rejettent la décision unilatérale prise à Madagascar », a déclaré Joaquim Chissano à l’agence Reuters, se référant aux dirigeants de la Communauté de dé... tohiny
novalian'i dadabe ny 09/09/2009 05:28
Ahton ( 08/09/2009 19:22)
Fanehom-pitiavana
Salama dolo dolo e Inona no mba fanehoam-pitiavana tena tianareo vehivavy avy amin'olon-tianareo na vadinareo; fanehom-pitiavana mampiseho fa tena tia anao tokoa lay olon-tianao na ilay vadinao. ar... tohiny
bazylou ( 08/09/2009 17:54)
ry alaina andriamiseza izao no
misolelaka raindahiny ani i tgv:: pauv c...., aiza le le8 ista be tamin'ny mars sy avril teo , loolloo :-D :-D :-D tena hita hoe kendan'ny goavy manta i lery le aza, ... tohiny
novalian'i pink ny 09/09/2009 19:28
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.9072