alain andriamiseza minisitry ny jono

1. vitamatavy ( 09/09/2009 06:28)
tsy hay intsony na iza no voajona na iza ,na i alain andrimiseza fa dia hoe eo @ ranon'anosy hono andrimiseza no hametraka ny seza fanjonoany ka asa na , k'asa hanaikitra ihany izy ity
2. xxx ( 09/09/2009 07:55)
Iza no minisitry ny rano miandrona sy ny ala fataka ? :-D :-D
3. Mirananirina ( 09/09/2009 10:43)
hihihi,mahatsikaiky izy ity marina
4. pikatti ( 09/09/2009 11:42)
lery anie efa nisintaka fa voavidy tao e, efa hoe Alain MiandriSEZA klé :-D :-D :-D
5. vitamatavy ( 09/09/2009 12:10)
tsy hay intsony hoe iza no voajono i tgv ve sa i alain miandriseza,satria dia manaki pitana be ny anao lahy ,ny jonoina indray ity mantsy no lasa voajono.Tsy hita fa izay no atao hoe paolitika vita gasy e :* :* :*
6. pikatti ( 09/09/2009 12:25)
polifika é,zany refa mianatra mandeha seul tsy mihaino ny voie de la sagesse :-D
7. patrick2002 ( 09/09/2009 12:33)
Dia mbola hitady vola any @ CI izany hividianana sy hanjonoana an`i satrobory ,Raveloson constant , Manandafy , Ange Andrianarisoa , Zafy koa .
8. pikatti ( 09/09/2009 12:39)
ary i Pety leity tsy voajono klé,tonton'i wiwi mantsy nedala iny :-D :-D :-D
9. vitamatavy ( 09/09/2009 12:43)
toa hoe ry dally randriantefy koa hono mba nandramana nojonoina fa tsy nety nihinana an le kakanjila be hat,pirina koa ve moa no joinina dia kanjila no atao eo @ hamçon sa hoana rapa,
10. fijo ( 09/09/2009 20:29)
hihihih mahamenatra wa le hiafaran'ilay izy
11. zoam ( 09/09/2009 21:08)
i alain miandriseza tonga dia voajono tsara mihitsy,ka izay no nahalasa azy minisitry ny jono mba hanjono an'ireo gros poissons ao @ magro :-* :-* :-* :-
* :-* :-*
http://www.google.com/imgres?imgurl=http://www.memoclic.com/5-1466-600x450/fond-ecran-un-gros-poisson-d--avril.jpg&imgrefurl=http://www.memoclic.com/fonds-d-ecran/888-poissons/1466-un-gros-poisson-d--avril.html&h=450&w=600&sz=45&tbnid=2Dz1jxGnuX6EaM:&tbnh=101&tbnw=135&prev=/images%3Fq%3Dgros%2Bpoissons&usg=__CY1eU5sqIPnq5ifNeuNi6K3cgy8=&ei=ohqoSo7EHZqOjAfp8ICsCA&sa=X&oi=image_result&resnum=1&ct=image
12. ndotofetsy ( 09/09/2009 22:44)
sady mahazo seza no manjono milay be zany an divay sy hambpurgera sisa :-D :-D :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.3775