Mikotrika fika ara-bola indray Roindefo
1. hery
(
09/09/2009 15:02)
Henoheno izao fa mikotrika fika vaovao ara-bola indray ny HAT. Hita fa tsy ho ampy ny vola satria ny CI tsy manaiky moa ny seza nitombo isa dia efa miala any sahady ny eritreritra hanamboatra vola. Efa notenenin'i Andry sahady rahateo ny momba io.
... dia izany hono no hanarenana ny toekarena.
Inona anefa no ho vokatr'io?
Eritrereto hoe hanamboatra hatramin'ny 500 milliara ariary ry zalahy. Ny dikan'izany dia hihendanja be ny vola malagasy satria ny lanjan'ny vola ihany no ahodina fa tsy vidina devizy. Mety ho falifaly ny pokona satria samy hahazo amin'ilay vola miodina kanefa raha vao manafatra zavatra dia tonga dia vola baoritra.
Hovidian'ny vazaha mora be daholo ny exportations rehetra satria mihen-danja ny vola malagasy. Ka raha tokony ho 50 Euros ny vidin'ny vanila 1 kg dia lasa 10 Euros na latsaka aza. Ny vanila anefa tsy ho lafo ao antoerana.
Ho hita eo raha hidi-kizo amin'izany fika maloto izany i Roindefo. I Benja mantsy efa tsy nanaiky an'izay ka angamba izay no nandakàna azy.

répondu par klitika le 10/09/2009 12:20
2. pikatti
(
09/09/2009 15:22)
ahazo asa daholo @ zay zany ny mafia hangalatra alu,hanodina alu, hanonta alu,
ary mba taiza ary lery io no nianatra,roindefo sy ny rafitra volafotsy tsangan'olona ha ha ha, de ahampy an'izany 500 milliara zany ve sa velona ndray ny fandrombana ny fananam-bahoaka
ary mba taiza ary lery io no nianatra,roindefo sy ny rafitra volafotsy tsangan'olona ha ha ha, de ahampy an'izany 500 milliara zany ve sa velona ndray ny fandrombana ny fananam-bahoaka
3. zoam
(
09/09/2009 15:26)
aza hitako ka hoe handeha hividy mofodinaina ka vola iray kitapo no vidiny,zavatra efa nitranga teto france izany t@ vita ady lehibe faharoa
4. Noue
(
09/09/2009 15:28)
zoam:
aza hitako ka hoe handeha hividy mofodinaina ka vola iray kitapo no vidiny
:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D aiza kosa ee ?? :-D :-D :-D :-D :-D :-D
5. pikatti
(
09/09/2009 15:45)
Hiverina hanao troques ndray ve de katsaka firy ndray vao mahazo henomby antsasany :-D :-D :-D
6. menalamba
(
09/09/2009 16:06)
Dia rehefa andeha hi bal any @ ingahy dj dia inona indray izany no atao takalo hidirana? :roll: :roll:
7. terrywui
(
09/09/2009 16:26)
ary lasa otrinnn zany ny fidirana amle amin 3oktobre rahery ??lasa iray malety? ka tsy ho velona be lesy ty serasera tsika ty!!fa hono oa letsy !! ary oviana marina tokoa le fety 10é ra-hery fa to ndraindray le 3 octobre ndraindray 02 oct le pub le? any amin FB ah zao nahita 02oct ndray !!!
8. pikatti
(
09/09/2009 16:32)
to ndraindray le 3 octobre ndraindray 02 oct le pub le? any amin FB ah zao nahita 02oct ndray !!
efa marenina ve leity elah no mbola pahina ndray klé :-D :-D :-D
9. terrywui
(
09/09/2009 16:43)
o ra-Mipika a!! elah anie ony kozin'i ra-ouiandry atsy fa oe maimbo entana b ony ?? fa taiza nareo sy ra-oui no nifampifofona kle !!??? ary naninnn toi ra-mipika rah mba nisasa tsar talohan nihaonana ahhh !!! ha ha ha ha ha !!! her her her her her hez r!!!!!! 8O :oops: :oops: 8O
10. pikatti
(
09/09/2009 16:45)
o wiwi a!! elah anie ony kozin'i ra-ouiandry atsy fa oe maimbo entana b ony:-D :-D :-D
14. aly
(
09/09/2009 18:30)
inona ary no tinareo troc equilibré sa achat déséquilibré hividy endetté sa hihinanan izany vita . ny étudiant ny HEC dia niaky fa ialina ny capitalisme kanefa mila fanovana mba hitsinjovana ny vahoaka fa ts maximisation des profits foan akory no atao na dia be aza ny contraintes
15. pikatti
(
09/09/2009 18:40)
tsy lavina ny kôzin'elah ry aly,fa reto hevitra hanamboatra vola ao @ tanàna ty efa taraky be,izao efa mila ,matières betsaka avy any ivelany ,ka tsy vaha olana zany vola baoritra izany :lol:
16. fijo
(
09/09/2009 20:06)
di ahiverina taminn'y andron'i radama izany isika rah any resaka arabola no horesahina.
17. hery
(
09/09/2009 20:25)
Tsy takatr'i wiwi indray ilay resaka satria efa niakatra ny niveau fa tsy resaka foza orana intsony.
aly> Tonga dia inflation gravy be io raha vao manamboatra vola izany. Raha tsy hoe tsy manao importation intsony mihitsy aloha dia velomina indray ny ao antoerana... kanefa ny matanjaka ao antoerana (TIKO) efa nodorana daholo.
Rava e

18. fijo
(
09/09/2009 20:28)
vola baoritra ve no hoetina miasa e????????tsy nianatra ekonomia ny tenako,fa rah aizao,aleo hampianariko ry ndefo fa mahamenatra.ny DJ moa inona no hainy fa izay mba nianatra no tena mahamenatra
19. zoam
(
09/09/2009 21:00)
Noue:
zoam:
aza hitako ka hoe handeha hividy mofodinaina ka vola iray kitapo no vidiny
:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D aiza kosa ee ?? :-D :-D :-D :-D :-D :-D
efa nisy an'izany ry noue teto france an,hividy mofodipaina t@ ireny vita ady lehibe ireny dia etina @ kisikileta ny vola ,k'asa izay ve no atao eto
20. pink
(
09/09/2009 21:16)
ouiandry:
petsa pokatti fa maimbo entana !!! ha ha ha ha ha
mba asio resaka economique ry oui.fa izay ihany no mety haresy lahatra ny hevitrao...sinon fanatisme be fotsiny ka mety resaka mankany an-kady sisa.