Mikotrika fika ara-bola indray Roindefo
21. ndotofetsy
(
09/09/2009 22:34)
ok aleo aza dolarizena na eurozena sa arozena indray i dago ee de ze mahantra dakana 8) 8) 8) 8) 8) 8)
22. patrick2002
(
09/09/2009 23:07)
Raha ny fandinihana ny vaovao aloha dia tsy hisy izany fanotana vola planche a billet izany ,resaka nataony Minisitry ny vola teo aloha io ,nefa iza ny mahalala ,na ny mifamadika an`izany ny zava-misy fa toraka bilao no nataony minisitra satria te hitana ny toerany izy ,ny minisitra teo aloha iny vaodaka iny.
Ka tsy haiko aiza ny vaovao hitany Hery fa hanota vola ny TGV ,raha izany aloha no hisy dia hisy ny fidangany vidim-piainana ao madagasikara ,ka dia iha haantra indray ny gasy .
Nefa ny ahy theorie fa raha ny Famatsiam-bola anie no tapaka dia ny projet sy ny investissement public no tapaka fa tsy ny affaire courante mihintsy ohatra fampianarana ,karamany mpiasa ,fitsaboana , vitany hetra miditra eo @ tanana izany .

23. klitika
(
10/09/2009 02:55)
patrick2002:

Zay no maha jamba an'ty. 80%n'ny karaman'ny mpiasam-panjakana aza mbola ny vahiny daholo no miantoka azy
24. patrick2002
(
10/09/2009 03:19)
Zay no maha jamba an'ty. 80%n'ny karaman'ny mpiasam-panjakana aza mbola ny vahiny daholo no miantoka azy
Mba iza koa no niteny an`i kililinty an`izany :cry: :cry: :cry:
25. mihitsy
(
10/09/2009 07:44)
hery:
I Benja mantsy efa tsy nanaiky an'izay ka angamba izay no nandakàna azy.
sur ve enao fa zany no nadakana an'iBenja? nareo any andafy any indray ve no miseho mahita noho zahay eto an-toerana e, aza miteniteny foana rehefa tsy mahalala
26. xxx
(
10/09/2009 08:14)
hery:
I Benja mantsy efa tsy nanaiky an'izay ka angamba izay no nandakàna azy.
mihitsy:
sur ve enao fa zany no nadakana an'iBenja? nareo any andafy any indray ve no miseho mahita noho zahay eto an-toerana e, aza miteniteny foana rehefa tsy mahalala
Mba lazao hoe izay fantatrao any an-toerana io ?
27. mihitsy
(
10/09/2009 10:42)
misehoa aloha f'aza miafinafina de hiresaka sika, zahay tsy miresaka am ol matahotra ny hampiseho ny heviny
28. pikatti
(
10/09/2009 10:45)
hoy Hery
efa mba nivadika mahitsy lery fa mbola tsy ao ihany ,hita foana le tsy ampy niveau less :lol:
Tsy takatr'i wiwi indray ilay resaka satria efa niakatra ny niveau fa tsy resaka foza orana intsony.:-D :-D
efa mba nivadika mahitsy lery fa mbola tsy ao ihany ,hita foana le tsy ampy niveau less :lol:
29. klitika
(
10/09/2009 12:20)

IZaho ihany