Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
xxx ( 11/09/2009 12:47)
leo miaramila
leo miaramila aho , ny gradés nantenaiko mba hisaina dia tsy izy mihintsy, ireto vata-t.a.y hirahana hamono ny havany ireto koa mbola karazany hafa ! Tsy misy ilàna azy . Hafarako ny taranaka amam-p... tohiny
novalian'i pikatti ny 12/09/2009 12:20
xxx ( 11/09/2009 08:26)
Hipoaka ny sarombilany
MANIFESTATION DES "LEGALISTES": 11H25. 3 voitures sont actuellement détruites à cause des affrontements. Tous les magasins et restaurants du côté d’Ambojiatovo et d’Analakely ferment leurs po... tohiny
novalian'i papala ny 14/09/2009 10:01
ntss ( 11/09/2009 08:02)
roahy hiverina any am magro any reo osy mainty reo!!
mba hoe haditra ono le legasite!!! odoie e! ndana miverina any am magro any fa tsy misy anareo eny ambohihatovo sy eny am 13 mai eny! ataovy mamay ry Lieutanat-Colonel Charles fa osy mainty very tom... tohiny
novalian'i pink ny 12/09/2009 12:52
hery ( 11/09/2009 07:04)
Rajemison: Amin'ny anarany manokana
Dia samy nandre ny filazan'i Rajemison Rakotomaharo isika fa t@ anarany manokana no nanendrena sy nanekeny ilay toerana ao amin'ny HAT. Izany hoe tsy mitombona izany ny filazan'i Ndefo hoe nampidir... tohiny
novalian'i papala ny 14/09/2009 10:12
Noue ( 10/09/2009 16:01)
« Si Rajoelina veut la guerre, nous sommes préts»
asa re oe inona zao no hihafaran'ity na oe inona no ataon'radomelina sy rondefo fa toa hihetsiketsika ny 3 mouvances ???? [b]Les Trois Mouvances : ZAFY Albert, RATSIRAKA Didier, RAVALOMANANA Marc ... tohiny
novalian'i pikatti ny 12/09/2009 12:38
kidoropamba ( 10/09/2009 15:20)
Andry: Tanora tsy tia seza fa matahotra VERY SEZA
Tena tsy misy ilàna azy mihitsy ra-TGV raha toa ka na dia i Zafy aza sahy mifanandrina aminy. Tanora hoe, tanora, kanefa mbola toe-tsaina lomorona nahafaty ny firenena no mibaiko ny lohany. Tsy f... tohiny
novalian'i pikatti ny 11/09/2009 21:48
sitlo ( 10/09/2009 12:44)
baskety
Nibala ilay anakiray tonga dia tsisy taolana. Dia hozy ilay mpijery hoe in your fesse.... tohiny
novalian'i mmmhh ny 28/09/2009 11:38
vitamatavy ( 10/09/2009 12:07)
radio fahazavana en ligne
ity no liens raha te hanraka ny vaovao any dago en direct ,ifiona izao tena tia mihaino be an'io :roll: :roll: :roll: :roll: ... tohiny
novalian'i ifiona ny 10/09/2009 19:33
artefy ( 10/09/2009 09:28)
mampiasa saina kely fotsiny
Tao am-pianarana: hizara boky ho an'ireto mpianany ilay mpampianatra, raha atao samy manana boky iray avy ny ankizy tsirairay dia tsy mahazo boky ilay iray ery aoriana indrindra, raha ohatra kosa ane... tohiny
novalian'i artefy ny 29/09/2009 08:23
JOSIAH ( 10/09/2009 09:23)
eeeeeeeeee
Slt daholo mba omeo fanaovana misao tsotsotra moa za ry reto an :wink: merci... tohiny
novalian'i RATOVOARY ny 18/09/2009 14:04
xxx ( 10/09/2009 08:40)
lieutenant colonel
Araka ny fandehan'ny toe-draharaha amin'izao dia ho avy ny fotoana hirotsahan-dry zafy dobera sy ratsiraka eny an-dalambe. Ka noho izany dia tokony handray fepetra aingana i Andry nirina, tokony a... tohiny
novalian'i fijo ny 12/09/2009 20:05
xxx ( 10/09/2009 06:49)
fokontany
o zareo a ,tsy tafa io raha tsy ny vanta-dehilahy isam-pokontany no mandray andraikitra fa tena grave' ny fandehany e,misaotra (l) ... tohiny
novalian'i pikatti ny 11/09/2009 20:39
Bazily ( 10/09/2009 06:39)
Lainga
Ilaina ve ny mandainga? Dia @ fotoana manao ahoana no tokony handainga.... tohiny
novalian'i ndenn ny 21/09/2009 11:49
Fanhaiky ( 10/09/2009 05:58)
Rainay any an-danitra...
Miarahaba anareo namana rehetra indray ny tenako, elaela tsy niditra tato fa izao indray vao mba malalaka eh! Ny nahalasa ny saiko dia ity "Iza kay no olona tena manao @ fony ilay vavaka nampianari'i... tohiny
novalian'i tywa68 ny 16/09/2009 07:43
Noue ( 10/09/2009 05:56)
Nahazo bahana indray ee !
Dia nahazo bahana indray zany ry charles sy lylison hanaovana inona ? Na dia efa fantatra ny ratsy nataony, ny habibiana rehetra nampihariny ny olona tsy manan-tsiny dia mbola notohizana ihany ny famp... tohiny
novalian'i pikatti ny 10/09/2009 19:47
niryna ( 10/09/2009 05:28)
Toroy ny hendry dia hihahendry izy.
[b]9 Toroy ny hendry, dia hihahendry izy; Ampianaro ny marina, dia hitombo saina izy. 10 Ny fahatahorana an'i Jehovah no fiandoham-pahendrena; Ary ny fahafantarana ny Iray Masina no fahazavan-tsain... tohiny
novalian'i cutie ny 17/09/2009 18:54
sitlo ( 10/09/2009 02:30)
resaka serieux mimero deux
Mitady an'i kelly13 fa anniverseran'ikala Stretch nefa izy tsy hita mahitsiny. Sura aho aloha fa mbola tsy maty na dia efa 6 volana aza izay!... tohiny
novalian'i dadabe ny 23/09/2009 13:11
sitlo ( 10/09/2009 02:27)
Izaho izany malahelo an-dravalomanana!
Mba lehilahy niezaka tamin'izay nananany nefa.......... Aza mbo gasy ihany!... tohiny
novalian'i pimaso ny 15/09/2009 10:17
sitlo ( 10/09/2009 02:08)
possible ve?
Possible ve ny tia olona mihoatra ny roa? Tena lasa adala mihitsy ny saiko.... tohiny
novalian'i soanja ny 18/09/2009 21:31
patrick2002 ( 09/09/2009 23:18)
Inona indray ny feuille de route hapetraky ny CI
Raha dinihina ny zava-misy dia ,tsy ho tombotsoany CI mihintsy no hampitotongana ny fiainany malagasy ,manampy izy ireo ,manolotra hevitra ,mijery ny fitantanana, ho @ tombotsoany dia hanjarantsika ny... tohiny
novalian'i milamm ny 11/09/2009 10:08
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 2.0279