radio fahazavana en ligne
1. vitamatavy
(
10/09/2009 12:07)
ity no liens raha te hanraka ny vaovao any dago en direct ,ifiona izao tena tia mihaino be an'io :roll: :roll: :roll: :roll:
novalian'i ifiona ny 10/09/2009 19:33
2. dofinois
(
10/09/2009 12:08)
http://fahazavana.beza.info/ (l) (l) (l)
ity ny lien f fanina i vitamatavy e
ity ny lien f fanina i vitamatavy e
4. vitamatavy
(
10/09/2009 13:25)
telechargeo aloha quick time player raha tsy mbola manana fa amin'io ihany no mandeha automatique
za za io maheno tsara mihitsy
za za io maheno tsara mihitsy
5. Veloo
(
10/09/2009 14:24)
misaotra betsaka oooo tena ankasitrahana mihitsy raha misy hafa dia mba omeo ihany e ho henoina :-*
6. ifiona
(
10/09/2009 18:35)
vitamatavy:
ity no liens raha te hanraka ny vaovao any dago en direct ,ifiona izao tena tia mihaino be an'io :roll: :roll: :roll: :roll:
:roll: :roll: :roll: ka io ihany sisa no mba azo henoina tsara t@ za tany Dago fa sisan'izay d "boite a mensonges", sady tsy vitan'ny mensonges fa fanaratsiana gaboraraka be mihitsy tahaka ny hoe ry zareo koa angamba notena tonga lafatra.
7. zoam
(
10/09/2009 18:59)
tadidin'ifiona ve le radio mada nandefa vaovao tsy tapaka teny iavoloha t@ androin'i ra8 mbola teny e :roll: :roll: :roll:
8. ifiona
(
10/09/2009 19:28)
zoam:
tadidin'ifiona ve le radio mada nandefa vaovao tsy tapaka teny iavoloha t@ androin'i ra8 mbola teny e :roll: :roll: :roll:
ssssss uè uè
:roll:
9. ifiona
(
10/09/2009 19:33)
zoam:
tadidin'ifiona ve le radio mada nandefa vaovao tsy tapaka teny iavoloha t@ androin'i ra8 mbola teny e :roll: :roll: :roll:
ssssss uè uè
:roll:
