roahy hiverina any am magro any reo osy mainty reo!!
1. ntss
(
11/09/2009 08:02)
mba hoe haditra ono le legasite!!! odoie e!
ndana miverina any am magro any fa tsy misy anareo eny ambohihatovo sy eny am 13 mai eny! ataovy mamay ry Lieutanat-Colonel Charles fa osy mainty very tompo a! omeo daka vody hiverina any am magro any.

novalian'i pink ny 12/09/2009 12:52
3. xxx
(
11/09/2009 08:16)
Live - PLACE DE LA DEMOCRATIE: 11H20. Les militaires dispersent les manifestants "légalistes" en lançant des bombes lacrymogènes. Les manifestants se trouvent actuellement au niveau du RM1.
Tsy mahatanty dona , fa inona no maha place de democratie azy raha fefena sy raràna
Tsy mahatanty dona , fa inona no maha place de democratie azy raha fefena sy raràna
4. Picsou
(
11/09/2009 08:55)
Sô de kianjan'ny capsat le ao e!!!!!!!!!!!! :lol: :lol: :lol: :-D :-D :-D :-D
5. TWING
(
11/09/2009 10:10)
xxx
efa nisy déclaration an ny prefet de police fa tsy maintsy 5jours avant no manao fangatahana vô afaka makeny A/tovo.
aleo makeny A/tra indray rahampitso raha sahy e
efa nisy déclaration an ny prefet de police fa tsy maintsy 5jours avant no manao fangatahana vô afaka makeny A/tovo.
aleo makeny A/tra indray rahampitso raha sahy e
6. ntss
(
11/09/2009 10:23)
Aleo ko ho tsapan-jareo tsara fa mafy zany mitolona zany fa tsy asian'ireo valeur mitsy manko reny tolona natao tam janvier sy février reny.
Aleo lo mba hanao sacrifice tena kely ao ndray reo na de tsy ho afaka hankaiza eo aza e!
Aleo lo mba hanao sacrifice tena kely ao ndray reo na de tsy ho afaka hankaiza eo aza e!
8. xxx
(
11/09/2009 13:40)
osy mainty ahoana? mba menatra e!refa mipetraka am toeran ts nametrahan vahoaka anao enao de ts maintsy mitokona iz, oain nga raha avela hitokana ny olona de sakanana haingana?
10. xxx
(
11/09/2009 14:37)
mafy vava mihitsy ra wiwi ato an ,mba te ho maro an'isa ny tgv dia ny mamorona ps fopla maro2 sisa
TWING=ntss=wiwi
TWING=ntss=wiwi
11. pikatti
(
11/09/2009 14:43)
TWING=ntss=wiwi
miteny irery le adala lahy io no farany , manino leity no miafiafina refa mba mikôzy a, tsisy hamono anelah eo é, :-D :-D :-D
12. ntss
(
11/09/2009 15:49)
xxx
Osy mainty e! le biby fanaovandra8 sorona am satana avy any australie e!
De reo nareo zao biby nilaozan\'ny tompony fa efa zatra atao sorona de tsy mety fa tsy maintsy manao sorona ny tenany OSY MAINTY E!

13. sakaymena
(
11/09/2009 18:24)
tenen dada sy deba avelao lou eo ny zandry kely e.sady tsy menatra kou ne reny e.efa voky de tsy mbo mahay mipetraka.de manaraka daol kou ry osy mainty avy ao arina hmm
14. pikatti
(
11/09/2009 20:38)
tsy mbo mahay mipetraka.de manaraka daol kou ry osy mainty avy ao arina hmm
aoka ry sakay ah , enao anie efa anahita tao Dago fa tena simba be ty Nosy Malalantsika ka raha mbola dj radomelina io de zay no nataony
15. fijo
(
11/09/2009 20:43)
ny dikan'ilay teny hoe"demokrasia"mihintsy no tsy hain'ny tgv,ka izay no olana.
16. pikatti
(
11/09/2009 20:47)
sali Rafijo ,tena io mintsy no mila ampianarina ,tena blem de fond io fa tsy hoe tsy takatry ny sainy fotsiny :lol:
17. bazylou
(
12/09/2009 08:37)
si, hainy tsara mihitsy , fa rahatsy paiso oizy ka amela tsotra izao le aza :-D :-D , le adversa no zefa be , manatena ny hahazo mora foana,
18. terrywui
(
12/09/2009 09:59)
Osy mainty e! le biby fanaovandra8 sorona am satana avy any australie e!
De reo nareo zao biby nilaozan'ny tompony fa efa zatra atao sorona de tsy mety fa tsy maintsy manao sorona ny tenany OSY MAINTY E!
*
merci bazylou aa!! vive TGV !!!!
VIVE TGV !!!! MITANDREMA TSARA IANY AMIN KOZY ATAO ATO MANOMBOKA ZAO FA EFA MIVOAKA SETROKA BE NY VAVORON DRAHERY MIANDRY ATSIKA AA§ HA HA HA HA
19. ntss
(
12/09/2009 10:20)
Tsika mahazaka atao fozaorana ko ahoana izy no tsy hahazaka atao osy mainty.
Sady rahery ko ne olona migéré discussion de maka partie e otran-dry chissano ihany e! :-D :-D :-D :-D :*
Sady rahery ko ne olona migéré discussion de maka partie e otran-dry chissano ihany e! :-D :-D :-D :-D :*
20. pikatti
(
12/09/2009 12:20)
Sady rahery ko ne olona migéré discussion de maka partie e otran-dry chissano ihany e!
aza be taraina leity a, refa miditra dinika ekah de vonona zay fe tsy bekonetaka lava any @ Rahery lava eo :-D :-D :-D