roahy hiverina any am magro any reo osy mainty reo!!
21. pink (
12/09/2009 12:52)
ntss:
mba hoe haditra ono le legasite!!! odoie e!
ndana miverina any am magro any fa tsy misy anareo eny ambohihatovo sy eny am 13 mai eny! ataovy mamay ry Lieutanat-Colonel Charles fa osy mainty very tompo a! omeo daka vody hiverina any am magro any.
Resolution par la force ve..... Hanenenany io fihetsika io Samy malagasy ve dia ampitahorana any ra -CHARLES.
Raha izao no mba principe entinareo . Betsaka ihany ny génération hanenjika anareo foana.