leo miaramila

1. xxx ( 11/09/2009 12:47)
leo miaramila aho , ny gradés nantenaiko mba hisaina dia tsy izy mihintsy, ireto vata-t.a.y hirahana hamono ny havany ireto koa mbola karazany hafa ! Tsy misy ilàna azy . Hafarako ny taranaka amam-para tsy hanao miaramila fa henatra ho an'ny zanak'olombelona fotsiny , raha ny eto Madagasikara en particulier !!!
novalian'i pikatti ny 12/09/2009 12:20
2. pikatti ( 11/09/2009 13:51)
Tadiavon-dry Andry mater-na fotsiny zao ny tolona nefa tsy hay vonoina intsony ny hetahetam-BAHOAKA MALAGASY
3. xxx ( 11/09/2009 13:58)
vô mitady hivorivory tonga de peho ry zalahy ah!! :-D :-D ,manakorontana fotsiny!!
4. TWING ( 11/09/2009 14:14)
kay ve mba hitanareo ihany ny ngidin izany fitakiana izany e?


pour les soit disant légaliste

TSAPAO NY NAHAZO NY TGViste e




MAFY REHEFA MITAKY ZAVATRA E?
5. ifiona ( 11/09/2009 14:16)
mapmé koa ireto tgvistes ireto!

nitaky demokrasia kay tsy mahatanty an'ilay izy akory!

ka inona no tena notakiana, tsy seza ve zany?



:lol:
6. xxx ( 11/09/2009 14:35)
tsy misy ilaina an'ireo miaramila ireo ,mpanao afera sy risoriso fotsiny ,alefaso kely any aghanistant any hifampitana kely an'ireo taliban .Gasy kely tsy manana afa tsy tana polo no mba hainy hampitahorona
7. pikatti ( 11/09/2009 14:40)
miaramila foza reo ,hotran'ny tgvfopla ato miafina xxx :-D :-D :-D
8. xxx ( 11/09/2009 15:32)
xxx:

leo miaramila aho , ny gradés nantenaiko mba hisaina dia tsy izy mihintsy, ireto vata-t.a.y hirahana hamono ny havany ireto koa mbola karazany hafa ! Tsy misy ilàna azy . Hafarako ny taranaka amam-para tsy hanao miaramila fa henatra ho an'ny zanak'olombelona fotsiny , raha ny eto Madagasikara en particulier !!!


diso ianao fa tsy havan'ireo vatatay ireo vonoiny ireo, miaramila fozaorana ireo ary mba jereo kely ireto olona mitaky ny marina eny amin'ny magro fa tsy foza orana ohatr'ireo miaramila ireo!
porofon'izany tamin'ny tgv teny amin'ny 13 mai tsy nitifitra ny miaramila fa foza orana doly ny teny, havandry zareo
9. Mirananirina ( 11/09/2009 17:29)
Hafarako ny taranaka amam-para tsy hanao miaramila fa henatra ho an'ny zanak'olombelona fotsiny , raha ny eto Madagasikara en particulier !!!
aza manao an'izany kosa eh.Ireo anie ka manaraka sy miandry baiko eh.tsy afaka manao inona fa ambany fahefana.0Manompo vahoaka sy ny tanindrazana
10. xxx ( 11/09/2009 20:28)
xxx:


leo miaramila aho , ny gradés nantenaiko mba hisaina dia tsy izy mihintsy, ireto vata-t.a.y hirahana hamono ny havany ireto koa mbola karazany hafa ! Tsy misy ilàna azy . Hafarako ny taranaka amam-para tsy hanao miaramila fa henatra ho an'ny zanak'olombelona fotsiny , raha ny eto Madagasikara en particulier !!!

xxx:

diso ianao fa tsy havan'ireo vatatay ireo vonoiny ireo, miaramila fozaorana ireo ary mba jereo kely ireto olona mitaky ny marina eny amin'ny magro fa tsy foza orana ohatr'ireo miaramila ireo!
porofon'izany tamin'ny tgv teny amin'ny 13 mai tsy nitifitra ny miaramila fa foza orana doly ny teny, havandry zareo


Tsy diso aho, malagasy iray rà aminy ireo na foza na magro


11. fijo ( 11/09/2009 20:38)
vahoak ainona no tompoinyeo ry mirana?????
12. pikatti ( 11/09/2009 20:51)
aza manao an'izany kosa eh.Ireo anie ka manaraka sy miandry baiko eh.tsy afaka manao inona fa ambany fahefana.0Manompo vahoaka sy ny tanindrazana

raha ny tena marina ry mirana de efa ela ry zalahy ireo no tsy nihaino intsony ny jeneraly sy ny hat fa manompo ny paosiny , de zay no nampitomboina ,izany hoe le vola ho any amposiny e, :-*
13. locl ( 11/09/2009 21:35)
Dia ho vonoina tsy misy intsony ve ny vahoaka noho ny affaire petrole la France e! f'angaha hanafosafo canon foana ry Andry sy Monja?

Ma mieritrereta nareo TGV ireo sao dia hianareo no hianjeran'ny hatezeram-bahoaka, nareo ange no miaina any anaty vahoaka fa tsy mipetraka andapa hoatr'ireo alika ireo e
14. bazylou ( 12/09/2009 08:15)
vive tgv :-D :-D
15. pikatti ( 12/09/2009 12:20)
vive tgvendrana :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.3548