Andry: Tanora tsy tia seza fa matahotra VERY SEZA
1. kidoropamba
(
10/09/2009 15:20)
Tena tsy misy ilàna azy mihitsy ra-TGV raha toa ka na dia i Zafy aza sahy mifanandrina aminy. Tanora hoe, tanora, kanefa mbola toe-tsaina lomorona nahafaty ny firenena no mibaiko ny lohany.
Tsy fitiavan-tseza moa izany no nanendrena samy irery ny governemanta sy ny nanaovana ankeriny ny charte maputo ary koa no nanitsakitsahana ny sonia izay napetraka teo?
Tsy fitiavan-tseza fa fitazomantseza na koa fiarovantseza, na koa fahatahorana ho very seza no hilazana fa aleo tanora ihany no hitondra ary ny antony namitahana ny vahoaka sy ny GIC.
Tsy fitiavan-tseza fa fitazomantseza na koa fiarovantyseza sy fahatahorana ho very seza no nandraisana an'i Rajemison sy Sylla izay tanora dia tanora tokoa na ny taona na ny toetsaina.
Dia mbola mihevitra ny vahoaka ho adala ihany ve?
Miomana fa hoa avy ny kapoka dia hohitan'ny havanao eo ianao ranaotra a.

novalian'i pikatti ny 11/09/2009 21:48
2. harybe
(
10/09/2009 15:52)
soa dia enao aza ry kidorapamda no anisany tsy manakevitra!! teo ra8 nokorotaninao ! nony tafala ra8 dia izay nisolo azy indray izao no tadiavinao korotanina! tsy enao ve izany no tena mitady seza? :lol:
3. Noue
(
10/09/2009 16:01)
ka il n'y a que les imbéciles qui ne changent pas hono kooo :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
4. kidoropamba
(
10/09/2009 16:08)
harybe:
soa dia enao aza ry kidorapamda no anisany tsy manakevitra!! teo ra8 nokorotaninao ! nony tafala ra8 dia izay nisolo azy indray izao no tadiavinao korotanina! tsy enao ve izany no tena mitady seza? :lol:
Foto-kevitra no hajoroy fa tsy tsangan'olona. Nanesorana an-dravalo dia noho izy nanao izao ataondrajoelina izao io.
Daka voude hoa no ahazo an'ity Rajouelina ity. Ho hitanao eo fa aza taitaitra fotsiny. Tena mazana be ve izany lery? "vouden'adala io e, ho hitantsika eo ihany".
6. pikatti
(
10/09/2009 20:14)
Dia mbola mihevitra ny vahoaka ho adala ihany ve
Miomana fa hoa avy ny kapoka dia hohitan'ny havanao eo ianao ranaotra a.
de hampiana kapoka loha lessy kidoro a :-D :-D :-D
8. harybe
(
10/09/2009 21:55)
Foto-kevitra no hajoroy fa tsy tsangan'olona. Nanesorana an-dravalo dia noho izy nanao izao ataondrajoelina izao io.
amiko rangahy ito izany olona miovahova hevitra izany tsy manana hazon-damosina an! izay miditra eo teorinao daholo!! ianao io izao ilay anisan'ny mpitolona nafana fo nanala an'i deba tamin'ny 2002
ka il n'y a que les imbéciles qui ne changent pas hono kooo
fa amin'ny gasy izao dia oe olona tsy manana hazon-damosina!
9. ifiona
(
10/09/2009 22:21)
tsotra be ny fandraisako ny hevitr'i kidoropamba, notohanany i TGV fony mbola te hanongana an'i Ravalomanana , satria niandrandra ilay atao hoe demokrasia sy fangaraharahana (transparence), zao anefa tsy nisy velively zany fa vao maika aza niharatsy, ka @ fomba ahoana moa no tsy hahazoan'i TGV daka voude avy @ kidoropamba njay satria tsy zay nifanarahana no notanterahiny ka. t@ ireny volana martsa ireny mbola tsy dia tena hay hoe hahavita azy ve ty TGV ty sa ahoana, aiza @ zay ty demokrasia, aiza @ zay ty vary sy menaka mora, aiza @ zay ty maputo... dia teo ny sasany te hanantena ery hoe mbola fohy loatra ilay fotoana nomena azy fa hoe "avelao aloha izy ampiseho ny traikefany e"! fa @ zao efa valo volana zao vao maika latsaka an-katerena ny firenena, bilan négatif aloha ny an'i TGV hatr@ zao ny fahitako azy. Dia mbola avela eo 15 volana ve? aux risques et périls de la nation? Sa ve na dia hita aza hoe ratsy dia mbola hodiana tsy hita ihany, tsy mety kosa angamba zany
entre pa, kidoropamba nga ts manao propagandy ntsony e :lol:
:roll:

10. kidoropamba
(
11/09/2009 07:52)
Tsy misy nankahalako an-dRavalomanana amin'ny maha olona tsotra azy fa t@ maha manampahefana azy ka nanararaotra an'izany fahefana izany namotehana ny vahoaka. Izay "foto-kevitra" izay no nijoroan'ingahy TGV ka nitarihany ny vahoaka hamono tena hitaky ny fahalalahana sy ny fivoarana. Nihetsika ny miaramila nandroaka an-dRavalo.
KINANJO! KINANJO! loza amin'ny antambo ity TGV ity ka kay ilay nify be vata hananany io no tena manaikitra ratsy lavitra toy izay Ravalomanana. Ity farany ity aza dia efa niaiky ny fahadisoany ary nilaza fa tsy hiverina ao dago raha tsy efa amin'ny fotoana mahamety azy. Nanaiky koa izy fa tsy hiditra ao anatin'ny fitondrana tetezamita. INGAHY TGV no nisary adala ka te hitazona ho azy irery ny fahefana (jadona izany) ary nanitsakitsaka ilay Charte (Mbola charte dia efa nitsakitsain'ny lery ka vao mainaka raha Constitution? ).
Mbola tetezamita ity TGV ity efa misary gaigy ary manao jadona ka ahoana raha ho lasa tena filohampirenena?
TSIA!TSIA!TSIA!
DAKAO NY VOUDE-NY FA TSY MISY ILANA AZY.
ALLEZ MANDEHA RAJOUELINA A! ALLEZ MANDEHA!

11. xxx
(
11/09/2009 07:59)
Ny fahitako azy dia hitan'i TGV sy ndefo fa mbola misy vola azo angalarina ao, dia ireo no kandrakandraniny ao , fantany tsara fa tsy maintsy hiala izy na ho ela na ho haingana, fa ny hangalatra ireo no tanjony. Rehefa azony ireo dia mody hanaiky négociation izy
Enga anie ka tsy ho tara loatra ny action n'ny vahoaka

12. TWING
(
11/09/2009 10:30)
xxx lol
kidorompamba izay lé Zafy kely sy mada raid ve zany
mba asaivo makety @ fokotaninay oe lery raha ho fantatry bebenay oe ito zany filohampirenena zany?

13. harybe
(
11/09/2009 11:53)
ka ianao ry kidoro dia ho vizana eo fa izay ho tonga eo dia tsy maintsy hanao izay tiny an!! profo mazava be izao zavatra mitranga izao! fa i ra8 mba nanao zavatra ihany hapandroso ny malagasy fa izay teo tsisy navita na inona na inona hafa tsy manatavy ny paosiny
14. michouh
(
11/09/2009 13:17)
Raha ny fitondran-dravalo aloha dia tsy hitako izay maminy, ekeko fa nisy ny asa vitany saingy ny vahoaka nampahantraina.
Na mihazona seza aza i Andry, inona moa no tsininy, ka izy kosa no nitarika ny tolona. Ny fito taona aza niaretan'ny olona ka nahoana moa ianareo pro-Ravalo no tsy mahazaka izay vao firy volana monja ? ary izy koa tsy manao jadona izany fa te-hampahomby ny tolona rehetra natao izy fa finganina lava izao izy. Avelao izy hiasa dia ho hitantsika eo. Finganina lava izao izy ka ahoana moa no ahafahany miasa amin'izany ? Ireo efa nitondra teo aloha tsy tokony hidongy seza intsony fa efa tsy tian'ny vahoaka, saingy azo leferina ny mouv Zafy sy mouv Ratsiraka, fa ny mouv Ravalo kosa aloha tsy ekena intsony, nampijaly vahoaka loatra.

15. pikatti
(
11/09/2009 14:50)
INGAHY TGV no nisary adala ka te hitazona ho azy irery ny fahefana (jadona izany) ary nanitsakitsaka ilay Charte (Mbola charte dia efa nitsakitsain'ny lery ka vao mainaka raha Constitution? ).
tena marina zany lessy rakidoro,tonga de allez mandé!!! :-D :-D :-D
16. dadabe
(
11/09/2009 14:58)
aiza aza i terywi sy ry andriwi sy ry pikatti :roll: :roll: ary hisy pelaka ihany ato raha ziao no mitohy kleuleu :-D
17. harybe
(
11/09/2009 15:27)
michouh:
Raha ny fitondran-dravalo aloha dia tsy hitako izay maminy, ekeko fa nisy ny asa vitany saingy ny vahoaka nampahantraina.
Na mihazona seza aza i Andry, inona moa no tsininy, ka izy kosa no nitarika ny tolona. Ny fito taona aza niaretan'ny olona ka nahoana moa ianareo pro-Ravalo no tsy mahazaka izay vao firy volana monja ? ary izy koa tsy manao jadona izany fa te-hampahomby ny tolona rehetra natao izy fa finganina lava izao izy. Avelao izy hiasa dia ho hitantsika eo. Finganina lava izao izy ka ahoana moa no ahafahany miasa amin'izany ? Ireo efa nitondra teo aloha tsy tokony hidongy seza intsony fa efa tsy tian'ny vahoaka, saingy azo leferina ny mouv Zafy sy mouv Ratsiraka, fa ny mouv Ravalo kosa aloha tsy ekena intsony, nampijaly vahoaka loatra.
ianao angamba no pro tgv fa raha izao manokana aloha dia tsy pro ravalo izany fa mandaha be ito fanongana_mpanjakana ito.
faharoan'izay dia milaza ianao fa misy mamingana izy amin'izy mitondra izao!! tsy efa izay ve no antony nakany fahefana fa satria nofinganonin'i ra8 foana izy!! izao efa izy no mitondra sady ra8 efa tsy afaka mamingana azy intsony, ida izay indray izany hoy ianao no mamingana azy izao?
dia sahinao tokoa ve no milaza fa tena tian_bahoaka ito dj kelinao ito? sa ianao dia sahy milaza fa ny vahoaka an'i madagasikara dia antananarivo?
raha olona mora finganina no asaina mitondra dia tsy hatokisako izany!!
18. pikatti
(
11/09/2009 21:44)
aiza aza i terywi sy ry andriwi sy ry pikatti ary hisy pelaka ihany ato raha ziao no mitohy kleuleu
sosomm be lery nataon'elah pelaka iny anie dadabe de tsy hita trasy ntsony,levona mbakan'ny salakany ha ha ha, zany refa miditra aty @ reasaky lehibe :-D :-D
19. pikatti
(
11/09/2009 21:48)
hoy harybe
lery vao nianga mba nantenaina ihany fa efa be loatra zay resak'etotra sy teny nomeny tsy narahin'asa zay ary ny olana dia ny hetsika rehetra izay nolazainy fa tsy notiavany an-i R8 dia zany daholo ndray no hataony de inona fa tsy tonga de daka voudy ozy rakidoro zay no mendrika azy :-D