Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
rzakarivola ( 14/09/2009 15:43)
Inona no nahatongavan'i Jesosy tety an-tany ?
"[color=blue]Fa tsy nidina avy tany an-danitra Aho mba hanao ny sitrapoko, fa ny sitrapon'Izay naniraka Ahy.[/color]"[[b]Jaona 6:38[/b]] "[color=blue]Fa hoy izy taminy: Tsy maintsy mitory ny teny soa... tohiny
novalian'i cutie ny 25/09/2009 19:10
NDINDY ( 14/09/2009 15:26)
FITEZANA ANKIZY VAO MATY RENY
:D INONA NO AZO ATAO AMIN'IRENY ANKIZY MBOLA KELY NEFA EFA NILAOZAN'NY RENINY SAHADY NOHO NY FAHAFATESANA TAMPOKA, KA NY RAINY SISA NO MITAIZA AZY IREO ? TOKONY HAKA VADY VE ILAY RAY NILAOZAM-BADY SA... tohiny
niryna ( 14/09/2009 14:57)
Fo torotoro nila famonjena: tsy mora ny mamela heloka
Sarotra tokoa ny mamela heloka fa ahoana? ... tohiny
novalian'i cutie ny 03/10/2009 14:07
ketaka67 ( 14/09/2009 14:03)
Terreur à Madagasikara!
avy taiza le basy dry zareo jiolahy 30 nanafika hita ao @ midi iny? zany ve no iainana mandavan'andro! :�) ... tohiny
novalian'i ketaka67 ny 16/09/2009 15:31
fidinirina ( 14/09/2009 13:29)
Ny baiboly sy ny tantarany...
[b]Salamao 42.2[/b] "Mangetaheta an'Andriamanitra ny fanahiko, dia Andriamanitra velona; rahoviana no ho tonga aho ka hiseho eo anatrehan'Andriamanitra ?" Ireto misy rohy hanampy betsaka antsika ... tohiny
novalian'i soanja ny 21/09/2009 01:22
navigo ( 14/09/2009 12:02)
Liberté eo @ couple
Aty andafy d betsaka ny couple tena libre b @ ze tiny atao ohatra oe samy manana ny amant-ny d tsisy miafina zany , d misy koa aza mandé @ reny club echangiste reny d ça va tsara dôly, marihana n... tohiny
novalian'i rhina ny 21/09/2009 05:56
nathie86 ( 14/09/2009 11:31)
fanalavana
In aza no fanalavana ny "fil" ô????... tohiny
novalian'i xxx ny 18/09/2009 14:09
francky501 ( 14/09/2009 11:26)
Mariazy Belzika titre de séjour français
Manao ahoana daholo e! Ianareo ve efa nisy sendra ny situation-ko? Manana carte de séjour "étudiant" avy ao Frantsa ary hanambady aty Belzika. Lay carte de séjour ho lany daty @ 31 Oktobra. Efa hat... tohiny
kwit ( 14/09/2009 11:25)
Vanitika vo maraina
ity indray natao hivanitihana maraina Nisy lehilahy iray tafiditra tao @ toerana natokana ho masera tsikaritr'ireo mpitantana izany ka nanapa - kevitra izy ireo ny hanatratra azy io . Natsoin'izy ire... tohiny
novalian'i mmmhh ny 28/09/2009 12:02
xxx ( 14/09/2009 10:53)
Mahagaga
Mahagaga ihany ry reto no tsy mampanjavona an-dry wiwi mianakavy ao amin'ny dinika politika ao. Olona telo no hitako tena mahazo ao: - i ra-No (zavatra hifanaovana moa ny an-dry zareo fa raha mije... tohiny
novalian'i rhina ny 22/09/2009 06:47
MonamiPierro ( 14/09/2009 09:34)
ECOUTER CONFERENCE DE PRESSE ZAFY
Ecouter conférence de presse ZAFY et 3 mouvance Dimanche 13 septembre 2009. RDV boycotté par Rajoelina. http://www.villalesfleurs.com/monamipierrot... tohiny
xxx ( 14/09/2009 09:00)
taminy androndratsiraka....
...tena nihinatay mihitsy ny vahoaka malagasy, fa aminizao androny TGVendrana izao, na ny tay hohanina aza tsy misy :evil: :evil: :evil: ... tohiny
novalian'i fijo ny 15/09/2009 22:37
dangytsmaty ( 14/09/2009 08:12)
Matematika
ze mahay mamaly hoy ty vorona 1 rah nandalo reto vorona maro2: Akory rey vorona zato? namaly ny ankilany: Tsy 100 zahay fa! zahay miampy ny 1/2nay(atsasakay), miampy anao zay vô 100 F... tohiny
novalian'i xxx ny 13/10/2009 19:57
dangytsmaty ( 14/09/2009 08:08)
Mba ampio é!
Nalana vao2 kah mba omeo spapa @ fitadiavana namana , de rah sitrakareo de mba anoraty zah ahalalako hoe toy izao zah refa mahazo hafatra vao2 Merci d'avance daholo e! dangy... tohiny
novalian'i Papoose ny 10/10/2009 18:17
TEGEVE ( 13/09/2009 21:53)
TAHAK'IZAY IHANY
Anaka isany,Tsapako tanteraka ny hadalako Hitako fa tsy ahomby intsony ny raharam-pirenen-tsika ty ry zalahy nampanantena be loatra anareo aho ry vahoaka Malagasy fa tsy tratrako ny bilan tsara izay ... tohiny
novalian'i fijo ny 15/09/2009 22:39
patrick2002 ( 13/09/2009 21:26)
filaharana teny @ maison blanche
Dia nilahatra nakeny @ capitol ka hatreny @ maison blanche izany ireo olona manohatra ny fanavaozana ny systeme de santé ,izay politikany president Obama tany washington , Tsy nisy fitifirana ,tsy n... tohiny
novalian'i pink ny 15/09/2009 19:21
pikatti ( 13/09/2009 21:00)
Firy izao ny ps-n'i wiwi ato? terrywui, swann, snss....
hoy Rahery [quote]Firy izao ny ps-n'i wiwi ato? terrywui, swann, snss....[/quote] ary bobaka be kay le tgvfopla ato zany klé :-D :-D :-D efa ho lany tamingana mantsy ry zalahy reo lesy Rahe... tohiny
Bita ( 13/09/2009 19:44)
17 Octobre 2009
Fety ho an'ny Malagasy rehetra an'Allemagne any Munich @ Sabotsy 17.10.2009 manomboka @ 11h ka hatr@ 22h: Adiresy alefako aoriana kely ao Tongava maro... tohiny
novalian'i tess ny 01/10/2009 09:33
locl ( 13/09/2009 12:00)
Misaotra ny GTT
Dia maneho fisaorana feno anareo GTT t@ fihetsehana nataonareo omaly e! Teny enin-kaja sy voninahitra hianareo. Nareo no tena Malagasy sahy mijoro @ fahamarinana, mino sy matoky aho fa tonga ao antso... tohiny
ravakamalala ( 13/09/2009 10:14)
fangataham bavaka
mba mangataka anareo namana mba hivavaka manokana ho anilay namako izay nandao antsika alina tamin ny faha 30 taonany, namela vady sy zanaka vao 4 taona . Handry ampiadanana anie izy izay ! ... tohiny
novalian'i rhina ny 25/09/2009 06:19
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 6.7873