Misaotra ny GTT

1. locl ( 13/09/2009 12:00)
Dia maneho fisaorana feno anareo GTT t@ fihetsehana nataonareo omaly e! Teny enin-kaja sy voninahitra hianareo.
Nareo no tena Malagasy sahy mijoro @ fahamarinana, mino sy matoky aho fa tonga ao antsofiny tompon'andraikitra Frantsay tsara ny hafatra.

encore MERCI
2. xxx ( 13/09/2009 12:26)
locl:

Dia maneho fisaorana feno anareo GTT t@ fihetsehana nataonareo omaly e! Teny enin-kaja sy voninahitra hianareo.
Nareo no tena Malagasy sahy mijoro @ fahamarinana, mino sy matoky aho fa tonga ao antsofiny tompon'andraikitra Frantsay tsara ny hafatra.

encore MERCI
aleo aloha ahitsy kely ilay izy fa iny hetsika natao omaly iny dia tsy ny GTT no nanao azy.
Torak'izany koa ilay hetsika natao tao @ ambasady , ny hetsika ataon'ny GTT dia tsy tahaka ireny fa hafa mihintsy.

tsara dia tsara iny hetsika omaly iny fa tsy ny GTT no nanao an'iny, na izany aza dia encore MERCI koa ho an'ireo mpitolona nanao iny hetsika iny.

3. xxx ( 13/09/2009 12:39)
Hamafisiko kely eto aloha ny hetsika ataon'ny GTT.

Izay hetsika rehetra ataon'ny GTT dia tsy maintsy hitanareo voasoratra ara-dalàna eto
http://gasytiatanindrazana.free.fr/

Raha misy hetsika tsy voalaza ao @ io jereo eto io ka misy milaza fa hetsikin'GTT ireny dia diso tanteraka.

Efa nampitandrina ary efa nanao fanambarana ny GTT toy izao izany.

Communiqué du Collectif GTT (Gasy Tia Tanindrazana)

Le conseil d’administration du collectif GTT (Gasy Tia Tanindrazana) a l’honneur de vous informer que le collectif est un mouvement :

* pacifiste
* légaliste
* et, qui respecte les Droits de l'Homme

Le collectif rappelle que depuis sa création, aucun de ses membres n’a jamais commis :

* de dégradation
* de délit
* de casse
* de coup et de blessure envers autrui

Dans le cadre des ses actions, le collectif s’est toujours soucié ;

* des lois en vigueur
* des Droits de l’Homme

Comme tout mouvement, il existe des dissidents. Leurs agissements ne sont pas le fait du collectif. Car toute action envisagée au nom du collectif doit avant tout étre approuvée par son conseil d’administration.

Le collectif GTT décline toutes responsabilités des actions et déclarations faites en leur nom sans l’accord formel de son conseil d’administration.

ka aleo dinihina kely indrindra fa ity voalaza farany ity

http://gasytiatanindrazana.free.fr/index.php?option=com_content&view=article&id=228
4. milamm ( 13/09/2009 15:45)
inona tsara aloha no dingana sy ny ezaka vita amahana ty
olana mianjady @ firenena ty e t@ le fihetsiketsehana omaly ?le GTT mantsy amiko dia ahitana ireo malagasy miaina ao frantsa mizaka zompirenena toa andry Emile Ratefinanahary/vazaha no fiantso azy izay tena otrany tsy gasy mintsiny ny tarehiny lery saribakolindRavalomanana ,izay miady ny hiverenadRavalomanana fotsiny efa nisy t@ ireo mpikambana ao no voasambotry autorite frantsay tsy ela izay tao paris
5. xxx ( 13/09/2009 16:16)
Sao dia enao no tsy milaminan-tsaina ka mety lasan'ny jiro mena ,tsy fantatrao akory izay mitranga aty france fa ilaozanao miteniteny foana eo ,tsy misy gtt lasan'ny polisy ,ny hat no lasany f'aza mapieson ,lany andro mamahan-dalitra eo ,hialaozan'ny omby eo ny train petite vitesse mamondrogoninareo f'ataovy!
6. xxx ( 13/09/2009 16:44)
milamm:
efa nisy t@ ireo mpikambana ao no voasambotry autorite frantsay tsy ela izay tao paris
rehefa tsy mahafantatra ny tena fandehany ry milamm, dia aoka angamba mba hanontany sy manadihady fa tsy mamorona tahak'izao.
GTT 100% aho ary tsy mbola nisy hetsika nataonay mpikambana ao @ GTT tsy natrehiko, ary milaza aminao aho fa mbola tsy nisy na dia iray aza membre ny GTT voasambotra zany!! NA DIA IRAY AZA !!! ka aoka angamba mba hajanona kely ity tsaho sy fanosoram-potaka ny GTT ity.

7. pikatti ( 13/09/2009 20:49)
rehefa tsy mahafantatra ny tena fandehany ry milamm, dia aoka angamba mba hanontany sy manadihady fa tsy mamorona tahak'izao.

Refa tsy tsara fototra ny vaovao henonao ry milamm de aoka mba tsy hiteniteny foana, ry wiwi no mitana an'zany laharana zany ,aza miady ny anjaran'olona :-D :-D :-D
8. xxx ( 13/09/2009 23:30)
xxx:

Hamafisiko kely eto aloha ny hetsika ataon'ny GTT.

Izay hetsika rehetra ataon'ny GTT dia tsy maintsy hitanareo voasoratra ara-dalàna eto
http://gasytiatanindrazana.free.fr/

Raha misy hetsika tsy voalaza ao @ io jereo eto io ka misy milaza fa hetsikin'GTT ireny dia diso tanteraka.

Efa nampitandrina ary efa nanao fanambarana ny GTT toy izao izany.

Communiqué du Collectif GTT (Gasy Tia Tanindrazana)

Le conseil d’administration du collectif GTT (Gasy Tia Tanindrazana) a l’honneur de vous informer que le collectif est un mouvement :

* pacifiste
* légaliste
* et, qui respecte les Droits de l'Homme

Le collectif rappelle que depuis sa création, aucun de ses membres n’a jamais commis :

* de dégradation
* de délit
* de casse
* de coup et de blessure envers autrui

Dans le cadre des ses actions, le collectif s’est toujours soucié ;

* des lois en vigueur
* des Droits de l’Homme

Comme tout mouvement, il existe des dissidents. Leurs agissements ne sont pas le fait du collectif. Car toute action envisagée au nom du collectif doit avant tout étre approuvée par son conseil d’administration.

Le collectif GTT décline toutes responsabilités des actions et déclarations faites en leur nom sans l’accord formel de son conseil d’administration.

ka aleo dinihina kely indrindra fa ity voalaza farany ity

Comme tout mouvement, il existe des dissidents. Leurs agissements ne sont pas le fait du collectif. Car toute action envisagée au nom du collectif doit avant tout étre approuvée par son conseil d’administration.

http://gasytiatanindrazana.free.fr/index.php?option=com_content&view=article&id=228

Mba ny tombotsoan'ny firenena jerena e ! ny olona hitanay tao aloha dia efa fahitanay tao amin'ny GTT hatramin'izay fa aza ratsy loha ! marina fa miady ianareo fa na izany aza : ny hita dia ianareo ao amin'io free.fr dia olona manana pb de culte de personnalité daholo ! ny important aminareo dia ny hoe iza no nanao fa tsy ny hoe inona no natao ! ary ny tena mampalahelo dia hoe nandefa fax tany amin'ny préfecture mihitsy ianareo hoe aza omena autorisation ireo hanao io caravane io ! izany ve no atao hoe tia tanindrazana ? non ! tsy mendrika ianareo ! ny hat no tokony hanao izany amin'ireo ankilany ireo fa tsy ianareo !

Ary mba aiza ny sarinareo niaraka tamin'ny gabonais ? sa satria tsy ianareo no nikarakara dia tsy "actions officielles" ny GTT koa ?

Mba malagasy ihany fa mba menatra e! mitarika olona ve ianareo dia izany no ataonareo ! ny GTT niaraka taminareo aza ataonareo ohatran'ny fako dia ny olona hafa ahoana ! ny gasy tia tanindrazana koa ry zareo tsy misoratra any amin'ny préfecture fa ao anatin'ny fo fa aza manao saim-bazaha !
9. pikatti ( 14/09/2009 07:07)
Na aiza na aiza ny GTT dia revenay foana satria ry zalahy reo dia tena tsy reven'ny TGV satria mahoraka ny hetsikana hataony ary @ fomba ara-dalàna ka manakana ny ny sy mandrebireby ny jadona hataon'ny mpangalatra fanjakana :lol:
10. milamm ( 14/09/2009 14:18)
pikatti > io resaka fanatisme io no itondra ny hafa tany ankady,za aloha dia tsy voarebirebiny lisany @ io.sady tsy tgv aho no gtt na tim na in fa olompirenena tsy azo badoina @ 1(andry) sy valo(marc).averiko indfray ny fanotanina in no vahaolana mivaingana netiny gtt @ zao fotoana manoloana ny adilahy politika ary hitondra tombotsoa azo tsapaitanana ho any firenena ?
xxx > tsy hoe tsy tiana ny tgv de ireny no voasambotra tao paris ,araky ny rehetra ny zv misy fa sokafy ny saina hanadihady
11. ouiandry ( 14/09/2009 15:16)

aza lany andro mananatra an'i pokatti enao ry zoky be milamm fa oul efa tsy avotra io ah !!! ratsy iraka sy ravalo zao d miaraka kanefa ny TIM d nanenjika mafy an'i TGV oe ratsy iraka no tao ambadika t@ fanonganana an'i ravalo hi hi hi hi hon hon hon mbola aiza ny ahazo anlah ry pokatti ah !!! ny efa nalohan'ny vahoaka zao zany d mivondrona satria raha vao tsy raikitra i Maputo I d tsy raikitra le resaka sénateur à vie hi hi hi hon hon hon d ry pokatti mou ny ryfony aza efa tsy vosasany tsony ka masiso be !!! manahirana mintsy ny manakaiky anazy any ampivoriana @ GTT ka d aza amena tsyny re izy fa efa tsisy lylempi tsony éééééééééé

12. xxx ( 14/09/2009 15:42)
fa dia tsy mba mahita lazaina mihintsy ve ity ondryoui ity fa dia izao foana no hita zay lazainy e?
ombay tany fa tena mankando sy mankaleo
13. benkintana ( 14/09/2009 15:50)
ry pokatti mou ny ryfony aza efa tsy vosasany tsony ka masiso be !!! manahirana mintsy ny manakaiky anazy any ampivoriana @ GTT ka d aza amena tsyny re izy fa efa tsisy lylempi tsony éééééééééé

Ary zao foana ve no resaka ataon'ireto kindin-dreniny tgvfopla tony é,sa efa voky ny rononon'i Pikatti ty bandy wiwi ty :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.08