Mariazy Belzika titre de séjour français

1. francky501 ( 14/09/2009 11:26)
Manao ahoana daholo e! Ianareo ve efa nisy sendra ny situation-ko? Manana carte de séjour "étudiant" avy ao Frantsa ary hanambady aty Belzika. Lay carte de séjour ho lany daty @ 31 Oktobra. Efa hatr@ 22 jolay aho no eto Belzika ary efa voakarakara ny paps rehetra hatrany Dago fa amin'ny Alarobia zao no déposer-na ny "déclaration de mariage" @ commune! Dia misy enquéte ve? Raha misy, inona avy ny fanontaniana mety hipetraka? Belza lay oul hanaovako raharaha
2. tywa68 ( 18/09/2009 10:52)
koa rah tena mariazy fitiavana moa inn no tsy hampety azy ? tazomy tsara dhl fotsiny ny porofo rhtra hoe en règle (fa tsy variana mihinana frity sy hamburger) :-D :-D bonne chasse :wink:
3. ni81 ( 18/09/2009 10:58)
koa rah tena mariazy fitiavana moa inn no tsy hampety azy ? tazomy tsara dhl fotsiny ny porofo rhtra hoe en règle (fa tsy variana mihinana frity sy hamburger) bonne chasse
:-D :-D :-D
4. fahamarinana ( 18/09/2009 10:58)
:arrow: raha araka ny lalana aloha,raha mbola mana-kery ny titre de sejour-nao dia tsy afaka handa ny prefecture rahatoa ka alohan'ny fahataperany !Dia manarak'izay ,araka ny voalazan'ny tywa io hoe raha tena vady ara-dalana na hanao fitadiavana sy fikarohana ry zareo tokony tsy ho olana satria tsy hisy hampanahy !Fa rahatoa kosa ka tena mariage blanc dia asa loatra re ,tsy haiko ny momba iny !Mahereza e!
Tywa : ka bonne chasse ahoana ary ,efa nahazo izy koa ! :D (l)
5. tywa68 ( 18/09/2009 11:00)
Faha > soa ny manandroa hoy ilay hira zay :-D :-D soa fa hira ihany, mba resaka akia a ! bonne chance ary e :lol: d maninn no ataonjy hoe "mahereza e" , f'angaha gravy zany manambady belge zany ? :-D :-D hanao cinéma foana :-D :-D :-D
6. fahamarinana ( 18/09/2009 11:14)
:arrow: tywa : :-D :-D aiza kosa no ho grave !Mahereza amin'ilay paperasses sy fanontaniana mety hanirikiry akia,misy mahita atao anie ireo birao ireo rehefa hanadary izay e,indry maika ,izy manadala amin'ny fanontaniana tsy misy idirany akory ! :) (l)
7. Mirananirina ( 26/09/2009 16:03)
Manao ahoana daholo e! Ianareo ve efa nisy sendra ny situation-ko? Manana carte de séjour "étudiant" avy ao Frantsa ary hanambady aty Belzika. Lay carte de séjour ho lany daty @ 31 Oktobra. Efa hatr@ 22 jolay aho no eto Belzika ary efa voakarakara ny paps rehetra hatrany Dago fa amin'ny Alarobia zao no déposer-na ny "déclaration de mariage" @ commune! Dia misy enquéte ve? Raha misy, inona avy ny fanontaniana mety hipetraka? Belza lay oul hanaovako raharaha Miverina
ny fahitako an'i belgique aloha ohatra ny eto france ihany.Tsy misy enquete izany io ka,na tsy manana paps ary ianao(raha tsy hoe rechercher ianao)Rehefa mangataka taratasy any aminy prefecture ianao vao misy enquete,sao manko mariage arrangé fotsiny.Mahavita soa ianareo.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2264