Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
tsiafoi1
(
17/09/2009 14:15)
Toy Atody voaporitra an-tanan-jaza ny vahoaka sy ramarasily
Raha tazanina ny eny @'ny 13mai, dia mifampitazana isan'andro ny miaramila sy ny vahoaka ankehitriny; toa mifampiandry kendry tohana...
Ny azo antoka dia ho tonga @'ilay fitenena hoe : Tsy maintsy...
tohiny
novalian'i tsiafoi1 ny 18/09/2009 07:41
Mirananirina
(
17/09/2009 12:39)
be vava rehefa tsy mahatanty.
fa nahoana hoa no dia manao izany ianareo lehilahy eh!Tsy manaiky ho namana mihitsy fa dia tsy maintsy hoe fitiavana ihany..Dia rehefa tsy manaiky amin'izay ravehivavy dia anaovanareo vava etsy sy ero...
tohiny
novalian'i rhina ny 22/09/2009 09:03
milamm
(
17/09/2009 12:38)
mbola mampiziriziry ireo hat sembana ara-tsaina reto
governemanta tsy mari-toerana,tsy mahefa no tsy manana tetik\'asa fanatanterahana ialana @ fahasahiranana.Aoka tsy ho adino fa midina ambany ny fanondro ara-toekarena,tsy ny mpandraharaha ihany no voa...
tohiny
novalian'i milamm ny 19/09/2009 15:34
flodine
(
17/09/2009 12:17)
PERIDURALE
Miarahaba antsika rehetra é!
Izaho de hiteraka afaka 2mois, zaza voalohany, matahotra ihany aho ka manana eritreritra @ ilay péridurale. Ka mba manontany anareo maman efa nanao izany. Misy milaza ...
tohiny
novalian'i dailynews ny 28/12/2009 00:17
pikatti
(
17/09/2009 11:20)
Ampamoka ny rasily radem
[quote]Ces chefs militaires de la HAT, dont le ministre des Forces Armées, le secrétaire d'Etat à la Gendarmerie, le ministre de la Sécurité Intérieure, le CemGam, le commandant de la Gendarmeri...
tohiny
novalian'i max2 ny 18/09/2009 13:18
pikatti
(
17/09/2009 10:23)
Tsara le ato @ serasera afaka milaza ny heviny malalaka dôly
Afaka milaza ny hevitrao koa i wiwi fa aza entim-po loatra na manompa ,raha tsy izany dia hampiarina ny ny fitsipika ,afaka mijanona elabe koa elah na andro na alina, :lol: ...
tohiny
novalian'i Rajakoo ny 18/09/2009 05:50
hery
(
17/09/2009 09:51)
Ary ny fahitanareo ny A.M.E?
Ny A.M.E izao no nanao filazana anisan'ny voalohandohany t@ herinandro lasa iny hoe handrotsaka olona ho filoham-pirenena izy ary ny filoha nasionaly Atoa. Clément Ravalison no hatolony amin'izany.
...
tohiny
novalian'i terrywui ny 18/09/2009 14:48
rhina
(
17/09/2009 09:24)
masika ny fiarahamonina
masika ny fiarahamonina
tsy mitsahatra mitsikera ny ataon'ny mpiara monina fa dia nahona loatra isika ve no efa voataizan'ny fiarahamonina ohatran'izay sa inona no antony?...
tohiny
novalian'i soanja ny 02/10/2009 16:31
tsiafoi1
(
17/09/2009 08:19)
Tetezana tapaka afovoan-drano, an-tanan'ny tafika ny bouée
Io sarisary io no maneho ny toe-draharaha politika eto @'ny firenena ankehitriny. Handroso ny FAT ho rendrika, hihemotra ho faty raibe.
Tena mitombina marindrano ny fanambarana nataon'i Jeneraly R...
tohiny
novalian'i tsiafoi1 ny 18/09/2009 05:12
ketaka67
(
17/09/2009 07:42)
Tia vao!mety ahasoa!
KDM bemiray! zay indray izany ny ady ao é! ...
tohiny
novalian'i ketaka67 ny 18/09/2009 05:20
MonamiPierro
(
17/09/2009 07:29)
RESULTAT SONDAGE : Gt Roindefo inclusif et consensuel?
Nouveau Gouvernement de Roindefo inclusif et consensuel
Le sondage s’est terminé le Mar 15 Sep 2009 12:52
OUI 13% [ 12 ]
NON 80% [ 74 ]
AUTRES 7% [ 6 ]
Nombre total de vote...
tohiny
novalian'i tsiafoi1 ny 17/09/2009 07:50
Andryuwui
(
17/09/2009 06:00)
aiza lyty ry lehery fa toa tsy mihidy ny vavahady a!!!
fa aona mintsy lity ry lehery fa avela lah hibanaka hidiran'ny TGV MAHERIVAIKA ny tanana an!!! efa miteny zah fa io orina be io aza abotsina tsony fa ketrika ampesaina hi hi hi ha ha ha hon hon !!! ...
tohiny
novalian'i pikatti ny 17/09/2009 15:25
niryna
(
17/09/2009 04:51)
Anisany antony fisarahana ..ny ataon ny Kristiana rehetra
Maromaro tokoa izay fanontaniana izay an? raha toa ka Atra be fitiavana ilay Atra resahina eto foana maninona no aringany ny olona ary inona no antony mahatonga ny fisarahana ary inona no antony mahat...
tohiny
novalian'i niryna ny 03/10/2009 03:41
diloo
(
17/09/2009 03:08)
Tsy mila anefa manantena ihany:toa ny lelon-jaza ny HAT
Tsy mila nefa manantena ihany:toa ny lelon-jaza ny HAT!
Ny minisitra Razafimahaleo, mi-zesta be hoe tsy mila ny fanampiana avy any ivelany, ny GIC sy ny sisa, tsy mila Maputo, nefa mangataka fanamp...
tohiny
novalian'i tsiafoi1 ny 17/09/2009 08:56
pikatti
(
16/09/2009 22:26)
Miha-mahery vaika ny tolona
Les trois mouvances unies déclenchent la vitesse supérieure. Elles invitent les Malgaches à ‘‘descendre dans la rue’’ samedi 19 septembre. Et ce, conformément à la décision de di...
tohiny
novalian'i reeves ny 17/09/2009 14:50
fijo
(
16/09/2009 21:56)
ha ha ha eshhhhh e
La HAT a décidé en conseil des ministres de faire venir l’armée lybienne pour assister l’armée malagasy,
vaovao notsongaina tao aminn'y gazety "topmada"
oka letsy ...
tohiny
novalian'i patrick2002 ny 18/09/2009 01:11
remahity
(
16/09/2009 15:35)
Votre TENY RATSY: Ca suffit ! esto basta!
Que wiwi et pikatti et Bazilou joue encore à celui qui pète le plus longtemps, ou à celui qui a la flatulence le plus nauseabond, c'est leurs affaires, mais qu'ils arrétent leurs de l'exporter...
tohiny
novalian'i dadabe ny 17/09/2009 10:46
swann
(
16/09/2009 15:10)
Valinkafatra ho an'i Hery 2 ...!
valinkafatra ho an'i Hery 1 !! = nofafana tao .....(?)
kobonareo ve fa nisy dinika iray natsangako izay tatao afakomaly oe !! tratra i HERY!! -- tamin'ny valinkafatra nalefako ho azy!!
--- faly ...
tohiny
novalian'i dadabe ny 17/09/2009 03:52
terrywui
(
16/09/2009 14:54)
Ny TGV ts miteny ratsy sy manompa ato! fomban'ny TIM gtt io
hita zao fa ireto tim sy Gtt ireto mihitsy no tena mpanimba serasera ato !!
--za na manafay sy manapetsa analaisany TIM sy GTT sy Aradalana ... ireto ato aza de tsy miteny ratsy aho !! efa hita izao...
tohiny
novalian'i pikatti ny 17/09/2009 10:02
bazylou
(
16/09/2009 14:46)
tsy mbola teraka le olona
be mokony noho i tgv. mahareta daholo ary mandrapahatongan'io satria trondro maty manara drenirano daholo ianareo, beuurk :-D ...
tohiny
novalian'i Banndi ny 16/09/2009 15:34
