Tia vao!mety ahasoa!

1. ketaka67 ( 17/09/2009 07:42)
KDM bemiray! zay indray izany ny ady ao é!
novalian'i ketaka67 ny 18/09/2009 05:20
2. tsiafoi1 ( 17/09/2009 07:49)
alavao hoe!
3. diloo ( 17/09/2009 08:29)
F'inona kay io KDM io ry Ketaka, kle?
4. xxx ( 17/09/2009 08:38)
Kôfboay Difotry ny Môly !!! =)) =)) =)) =)) :p WOUUUUUAAAHAAHAAAAHH !!!!
5. tsiafoi1 ( 17/09/2009 08:42)
foutaise!
6. xxx ( 17/09/2009 09:09)
Odray leuleu !! hi hi !!
7. ketaka67 ( 17/09/2009 12:03)
tsiafoi1:

alavao hoe!


andraso fa mbola nande nanendy paraky aho!
Ka Dia Mandroso an!an! KMD kay! Komity Miaro ny Demokrasia! tsy ireo mahazatra ireo no ao fa ôtran'ny te-hanao zava-baovao izy io! nde indray aloha arahana!sa ahoana é! le sasany toa mandreraka ny aingany kooo!
8. xxx ( 17/09/2009 18:09)
Donky zany tsy KMD no izy fa KDM ?
Ny iray Kôfboay Mamon' ny Daina , dé ny iray Kôfboay Dizin' ny Môly ?
Asio fanazavana mazava raha tianao haparitaka ilay vaovao fa manjary ataon' ny kely loha ohatra anay interpretation mivilana é !!

:-D :-D
9. ketaka67 ( 17/09/2009 18:43)
xxx:

Donky zany tsy KMD no izy fa KDM ?
Ny iray Kôfboay Mamon' ny Daina , dé ny iray Kôfboay Dizin' ny Môly ?
Asio fanazavana mazava raha tianao haparitaka ilay vaovao fa manjary ataon' ny kely loha ohatra anay interpretation mivilana é !!

:-D :-D


ireo hono olona neutres, tsy momba ny atsy tsy momba ny ary! te-hampandroso ny resaka natao hatram'izay: HAT é, Maputo é, Roindefo I é, Roindefo II estsss satria mihisatra le resaka efa mijaly ny vahoaka ary ho be ny orin'asa hihidy ( 450) atsy ho atsy! de la société civile zany no tian-dry zareo handray anjara à fandrosoana ny tantara! sady mijery ny azo tsongaina, rah amisy ao à HAT no mijery izay tokony hampiarina t@ charte Maputo! ka izay no tsara arahina izay fiaingany. Kanefa hitako tara ihany ny réaction dry zareo satria toa no-ratifier HAT ihany le Charte! ary efa natsangana ny governemanta!, unilatéral, toa te- handray anjara @ ireo institutions hatsangan'ny HAT atsy ho atsy ry zareo! izay le hoe: Komity miaro ny démokrasia.
:!:
10. ketaka67 ( 18/09/2009 05:20)
Hay kay pro-HAT ity KMD ity (voir Mada Times) ary toa ry zareo no mi-cautionner ilay tantarain'i diloo etsy ambony momba ilay milliards novidianana fitaovana hanapotehana ny légalistes!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1389