Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
sylvain ( 19/09/2009 17:04)
PAZZAPA 7
Prime ny pazzapa7: http://www.madaplus.fr/mosaique-2-316-tele_gasy.html http://www.madaplus.fr/mosaique-2-317-tele_gasy.html http://www.madaplus.fr/mosaique-2-318-tele_gasy.html... tohiny
novalian'i cutie ny 31/10/2009 02:14
vatofototra ( 19/09/2009 16:01)
REGARDER VIDEO-DEBAT SUR MADAGASCAR TV5MONDE
http://www.vatofototra.com/topic1/index.html... tohiny
novalian'i diloo ny 21/09/2009 09:11
xxx ( 19/09/2009 15:02)
Oan'I TERRYW sy NTSS
Terrywui milaza fa tsimaitsy faizina zay be loha be eto. Any @ topmada.com anie feno belo ratena anafay nareo. Zay milaza eto to toerinareo sy anaovanareo vava tsiambina. ... tohiny
novalian'i dadabe ny 20/09/2009 06:17
zama91 ( 19/09/2009 14:58)
tsy i roindefo ihany no miala fa i tgv koa
SORTIE DE CRISE : Les pères systèmes au sein de l’armée qui se sont réunis hier à Betongolo auraient fixé un ultimatum de 72 heures à Monja Roindefo pour céder le poste de premier ministre ... tohiny
novalian'i milamm ny 20/09/2009 22:47
klitika ( 19/09/2009 14:39)
Miantso ny Gasy eto NY ho tonga hanohitra an'i Hasina Bemolo
Ho antsika rehetra eto New York Hisy savaravina sy dinika sandoka ataon'i Ny Hasina bemolotra ao amin'ny Consulat rahariva amin'ny fito, izay anasany olona 8 ho solontenan'ny Gasy eto New York. Ny ... tohiny
novalian'i dadabe ny 20/09/2009 01:48
zakilinina ( 19/09/2009 13:19)
nahamenatra ingahy visy praiministra tao @ TV5 monde
Toa nampifandraisany tamin'ireo olon'ny Vichy ny tsy olon'ny Fat : http://www.tv5.org/TV5Site/emission/emission-8-Afrique_Presse.htm?epi_id=0&video=http://www.viewontv.com/tv5/metas/afriquepresse/1... tohiny
novalian'i menalamba ny 19/09/2009 18:22
lelimpi ( 19/09/2009 12:58)
iza no tena terroriste eh
ampitahao kely hoe ny resultat ny tolona nataon'i tgv teo kianjan'ny 13mai sy ny an'ny legaliste teo @ magro iza no mpanomeha ultimatum lava eto =terroriste... tohiny
novalian'i xxx ny 19/09/2009 14:41
bandinisotry ( 19/09/2009 11:25)
guerre de 100ans
raha miongana ianao ry monja roindefo dia miangavy izahay mba hanantevindaharana eny @ magro,dia torak'izany koa Ratsilavaka ,Benamin Razafimahaleo sy ireo izay very seza,mbola ho ela mantsy ity tolon... tohiny
novalian'i lelimpi ny 19/09/2009 12:52
ntss ( 19/09/2009 10:43)
UA: Mampianatra Demokrasia ny Gasy -Hilatsaka i Wade am 2012
Tsy ny Demokrasia ao Afrika mitsy aloha no tena Demokrasia e, nefa zay no tian'ny légaliste atao eto. Jereo i Zimbabwe, de i Senegal i Wade efa antitra be iny de mbola hilatsaka ihany! sa ahoana ozy... tohiny
novalian'i milamm ny 20/09/2009 14:57
terrywui ( 19/09/2009 09:51)
Aza manao analyse amn'ny ze gazety ry GTT fa ts any no izy a
Very bedebe nareo ry GTT rah ze gazety no anaovana analyse entina eto !! zao fotsiny ! raha manana namana na havana na fianakam's BODEGA nareo de miantsoa aminy manotany ze tena fipetraky ny resaka fa... tohiny
novalian'i terrywui ny 19/09/2009 16:43
Bita ( 19/09/2009 08:51)
Manana fahalalana @ fivarotana ve ianao?
Nisy tovolahy iray nifindra monina tao Antananarivo. Tsy maintsy mitady asa izy satria lafo ny fiainana. Nandeha tao @ Cora izy nanontany asa tao lehibe. Nojeren\'ilay lehibe ambony ambany ilay tovo... tohiny
novalian'i rhina ny 20/09/2009 09:11
ravatorano ( 19/09/2009 07:38)
Ho sarotra ny hanalana an'Ingahy Monja Roindefo eo !
NIfamadibadika be ihany ny vaovao niely tetsy sy teroa nandritry ny telo andro izay ary tena niaina tao anatin'ny tsaho ny mpandini-baovao sy ny mpikirakira ny resa-politika indrindra fa ny resabe man... tohiny
novalian'i terrywui ny 19/09/2009 17:23
tlay ( 19/09/2009 06:41)
Fanendrena PM vaovao ao anatin'Ny 48 ka tr@ 72.
Ela ny ela ka ny filoalindahy ndray no mifidy ny PM iaraka iasa @ing DJ Andry. Ô ry malagasy tsivakivolo ahazo PM vaovao tsika ao anatiny 48 katra@72 ora. ... tohiny
novalian'i milamm ny 20/09/2009 00:15
kwit ( 19/09/2009 06:16)
hihihihihihih
C'est l'histoire d'un gars qui vient de passer des examens de santé à l'hôpital. Le médecin annonce au patient qu'il est gravement malade et qu'il va mourir. Le gars demande ce qu'il peut faire po... tohiny
fijo ( 18/09/2009 20:18)
rapety sy ny HATiny
" Attentat contre Virapin " : "Ce n’est que pur mensonge", selon Pety Rakotoniaina 18 septembre 2009 par Version imprimable, Format PDF, Le bouillant Pety Rakotoniaina n’a pas mâché... tohiny
novalian'i tlay ny 19/09/2009 20:50
klitika ( 18/09/2009 18:45)
Nahazo fanasana tamin'ny ONU hono ny mpitondra TGV eh
Ry havana, Fotoana fohifohy na volana vitsivitsy lasa izay dia nisy ireo minisitra TGV tonga tany NY, nankalazaina fa hoe voahasa tamin'ny fikaonan-doha iraisam-pirenena momba ny toekarena. Ka nefa... tohiny
novalian'i ntss ny 19/09/2009 08:21
vatofototra ( 18/09/2009 17:46)
ECOUTER Réunion 4 mouvances-Société civile 18 sept 09
ECOUTER Réunion 4 mouvances-Société civile 18 sept 09 Journal du soir RNM le 18 septembre 2009 http://www.vatofototra.com/topic1/index.html... tohiny
Noue ( 18/09/2009 17:39)
La réunion des officiers accouche d’une souris
zany hono eee ! raha misy mila vaovao hono na ny journalistes aza dia omeo ny adresse mailaka fa alefany any hono fa dia tsy nisy sahy nilaza izay voadinika sy fepetra noraisina tao zany ve ee ??? ... tohiny
novalian'i pikatti ny 21/09/2009 12:05
ntss ( 18/09/2009 15:50)
Manao be filaza ny légaliste f'ita eo ze apoakany rapitso
Io hariva io d'efa nalefa nody aloha daholo ny mpiasam-panjakana rehetra fa hisy fanafihana quartier androany alina! ... tohiny
novalian'i bazylou ny 20/09/2009 07:11
ntss ( 18/09/2009 15:40)
Manao be filaza ny légaliste f'ita eo ze apoakany rapitso
Io hariva io d'efa nalefa nody aloha daholo ny mpiasam-panjakana rehetra fa hisy fanafihana quartier androany alina! ... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 5.8427