rapety sy ny HATiny

1. fijo ( 18/09/2009 20:18)
" Attentat contre Virapin " : "Ce n’est que pur mensonge", selon Pety Rakotoniaina
18 septembre 2009 par
Version imprimable, Format PDF,


Le bouillant Pety Rakotoniaina n’a pas mâché ses mots à l’encontre de Virapin Ramamonjisoa. (photo d’Archives) Pety Rakotoniaina, président de la délégation spéciale de la commune urbaine de Fianarantsoa et non moins président national du Tambatra a réagi contre les accusations comme quoi un de ses gardes du corps a tenté d’assassiner le ministre des Sports Virapin Ramamonjisoa.

"Ce n’est que pur mensonge" nous a confié hier Pety Rakotoniaina joint par téléphone. "Il n’y a aucune raison d’assassiner Virapin, il n’a pas le poids d’étre mon adversaire politique, d’ailleurs on ne tue pas les adversaires politiques" a-t-il souligné. Pour Pety Rakotoniaina, le fait d’étre nommé ministre est monté à la téte de Virapin Ramamon-jisoa au point d’inventer des histoires pour faire de l’autopromotion.

Le Pds de Fianarantsoa de préciser que contrairement aux allégations du ministre Virapin Ramamonjisoa, la délégation qu’il a conduite se trouvait à Toamasina depuis le mercredi 9 septembre et n’a en aucun cas suivi depuis Antananarivo le cortège du ministre arrivé à Toamasina ce samedi (12 septembre) ou dimanche (13 septembre).

"Comment mon garde du corps, qui de surcroît n’était pas armé, pourrait-il assassiner Virapin dans un lieu public ?" a ajouté Pety Rakotoniaina pour appuyer que les accusations du ministre ne sont tout simplement pas fondées.

Le numéro un de Tambatra de déplorer l’attitude et les propos du ministre qui fait croire à l’opinion que des conflits internes minent le camp Rajoelina alors que celui- ci a encore… d’autres chats à fouetter. Et quels chats !

ahoana ihany ary izy izany.toa mifamaly amin'i lery daholo izao "minisitra"HAT izao,ngah atsy mpomba HAT ko lery io e,sady ilay tena mambra matevina soa
novalian'i tlay ny 19/09/2009 20:50
2. klitika ( 18/09/2009 20:59)
Ady saosy io Rakoto a,

manontany an'i Pety ingahy minisitra :"aiza l'ty ny anjaranay tamin'ilay vidim-bary a?".
Dia novalian'i Pety hoe: "F'angaha ialahy no nivarotra azy?"
Tezitra ny minisitra sady niteny hoe: "F'angaha ialahy afaka naka vary tany raha tsy nahazo alalana avy amiko, ary izay koa no nifanarahana?"
Hoy i Pety : "Raha tsy izahay no nitatitra sy nivarotra angaha lafo io, ary tsy moramora ny mivaro-bary andro fararano. Ny anao sonia kely sy taratasy iray pejy fotsiny... Alain Ramaroson aza tsy sahinao kozina..."

Dia raikitra ny fifamaliana.
3. fijo ( 18/09/2009 21:11)
hihihih izay marina ko,fa ity toa resaka daroka indray;ary dia tsy mba hisy zavatra tsara mba ahafantarana an'io pety io izany rahatsy resaka barofo foana
4. tlay ( 19/09/2009 01:11)
Fanga mo i VONINAHITSY tsy tafiditra t@lay resaka vary iny? za oa raha vokarama hotrany TERRYWUI io tsimapitahotra olona @basy tsony no ataoko fa tonga de lohan'I PETY SY VONINAHITRY, RAMARISON no poka voloany
5. terrywui ( 19/09/2009 09:43)
Tlay !!! elah anga no nampitahoriko basy tato !! ary ahoana moa no ahalalanlah fa manana zan basy ah !! ny dikanzany de na i zoam elah na i batista na i virijiny ! aza mivadibelirano letsy a! zay anie mahatonga ny tsy mety e! manao PS bedebe elaisany de mitenten foana ! za ane lety efa aty M/car amzao fa tsy any Paris tsony e!! amin'ny 10octobre aho miverina any de mikozy tsara isika fa elah ry batista miova tampoka a!! elah iany io !!
-farano hatreo io kozy maimbo alefanlah eto io !! ok ??......
6. xxx ( 19/09/2009 09:47)
aza paranoia lesy an be vava loatra ialahy ka tsy fantatr'ialahy intsony ny olona resahin'elahy
7. tlay ( 19/09/2009 18:39)
Probleme ani TERRYWUI nedala io diso be resaka sy mamorona resaka lohatra. Dia zavatra lazailery tsisy tadidiny satry resaka tsisy no betsaka resahalery.
8. fijo ( 19/09/2009 19:29)
mba manala azy izy,fa ra wiwi anie akama milay e
9. tlay ( 19/09/2009 20:50)
Ô ra wiwi a! aza atao betsaka tsony le ps fa mandrary fanina nareo. Mangahazo lasa mivadika vomanga farany fa ataovy betsaka iany io ps io. Fa enao alo akama milay fona ozy fijo zany. Omeko biz'Oroka alo enao fa akama alo atreto
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3097