Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
xxx
(
18/09/2009 15:32)
Aiza Ratsirahonana?
Toa lasa tsy henoheno, tsy hita miseho gazety sns tsony ilay tena atidoha nikotrika an'izao savorovoro zao dia Rangahy Ratsirahonana zany.
Manomana tetika hafa hialana pà sy hijapizana amin'izay he...
tohiny
novalian'i fijo ny 18/09/2009 21:16
halloween
(
18/09/2009 15:06)
Miverin h azy eo ian fianakaviamb iraisampirnn fa aleo hande
[b]politika
Fianakaviana iraisam-pirenenena
Tapitra omaly ny fe-potoana nomeny[/b]
Tapitra omaly ny fe-potoana farany nomen’ny fianakaviambe iraisam-pirenena ny hamahana ny olana politi...
tohiny
novalian'i tsiafoi1 ny 18/09/2009 15:57
terrywui
(
18/09/2009 14:26)
Zay hendry dia manoa ny Mpitondra azy !
Raha somary hiditra kely amin'ny baiboly ah Rahery de ozy ny Teny ao hoe : "manajà ny Mpitondranareo ! omeo Vononahitra Avo roa heny ny Mpitarika !"
--Ka iza amin'izao no tena "adala" zany raha le...
tohiny
novalian'i tlay ny 19/09/2009 00:56
ARINIRINA
(
18/09/2009 13:34)
Akbaraly nanampy t@ fanonganana,
Akbaraly anisan’ny nanampy t@ fanonganampanjakana
I Ylias Akbaraly dia tompon’ny Sipromad, efa embassadeur Inde izy, manambady Italiane izy ary io vadiny io dia consulat italy. Vary sy rano ny Si...
tohiny
novalian'i patrick2002 ny 19/09/2009 00:48
kwit
(
18/09/2009 12:41)
ndao hime
Ueberraschung.wmv...
tohiny
novalian'i kotobekibo ny 30/09/2009 21:47
tsiafoi1
(
18/09/2009 11:11)
Maimaika toy ny diky entin-driaka...
Fomba fijeriko izaho manokana izy ity :
Raha hitodihana ny lasa dia ity misy fanontanina iray izay tsy nahitam-baliny mandrak'ankehitriny ?
1-Nahoana no tsy nosamborin'ny Filoha Ra8 mihitsy na tra...
tohiny
novalian'i tsiafoi1 ny 28/09/2009 08:32
Kwasi
(
18/09/2009 11:05)
The Apprentice
Sao dia mba misy mahita hevitra ahazoana ilay fandaharana The Apprentice kay aminareo?...
tohiny
novalian'i hery ny 26/11/2009 10:25
peta83
(
18/09/2009 09:22)
Aza mba alika ihany woa!
...Tamin'izany andro zany dia nampivory ny biby reetra Atra, ka rehefa nande ny fivoriana dia nisy biby nagetotra! tezitra mafy Atra ka nanontany "Iza lay nagetotra teo?" tsy nisy niteny, mbola nameri...
tohiny
novalian'i fetrakens ny 23/10/2009 07:39
xxx
(
18/09/2009 09:12)
Raha namorona ny olona Andriamanitra
Rehefa namorona ny olombelona hono Atra dia nalainy ny fotaka dia nataony toy ny endriny.
Dia rehefa vita dia nataony tanaty lafaoro. Nijanona tanaty lafaoro 15mn teo hoe eo, dia navoakany tao. Tsy m...
tohiny
novalian'i tywa68 ny 19/09/2009 06:47
hery
(
18/09/2009 08:47)
Ny adala no tsy miova hevitra
Manomboka hita fa miha tonga saina ny olona. Indrindra ireo izay nieritreritra hoe ho tafita ilay TGV. Aty aoriana vao mahita hoe tsy mety tafa ilay izy. I Andry Rajoelina mety ho nilay ihany fa ilay ...
tohiny
novalian'i dadabe ny 19/09/2009 12:22
swann
(
18/09/2009 08:47)
Tsy naminany tsony ngah ry fa niteniteny foana ndray !!!
de niteniteny foana ndray hono i Hery rah io resaky Ra-terry io e
--tsy naminany toy ny fanaony tsony zany takaka fa io teniteny foan io ndray zan no ataony fanao !
--raha ampatsiahivina kely...
tohiny
novalian'i terrywui ny 18/09/2009 14:36
terrywui
(
18/09/2009 08:07)
Valinkafatra faha-3 ho an'i Hery !
Valio le kozin'i Toi Hery fa aza mipararetra otran'io a!!
--avereno ndraika oe : "faly be zah fa nopotehinay ny panneaux an'i INJET!! "
--fanotaniana anie no apetrako ee!! hoe tena faly be Rahery z...
tohiny
novalian'i dadabe ny 19/09/2009 12:17
fidinirina
(
18/09/2009 07:31)
Mandehana araka ny Mazava...
[b]I Jaona[/b] 1 Izay hatramin'ny voalohany, dia [color=blue]izay efa renay, izay efa hitan'ny masonay, izay efa nojerenay sady efa notsapain'ny tananay[/color], dia ny amin'ny Teny Fiainana
2 (fa ...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 03/10/2009 11:44
TEGEVE
(
18/09/2009 05:44)
HO TONGA ATSY HO ATSY NY MIARAMILA VAHINY HANDRAVA
Anaka isany,
Voatery ihany aho nanafatra commando vitsivitsy mba hampiofana ny miaramilan-tika tsy miheno baiko itony intsony ,
ny tanjona dia tsotra kely;hampinjanona ny tolom-bahoaka manerana ny N...
tohiny
novalian'i fijo ny 18/09/2009 21:45
niryna
(
18/09/2009 05:37)
Matahotra mandeha fiaramanidina
Mino aho fa tsy ity namana ity irery no matahotra mandeha fiara manidina,maro ny tahotra izay mety mitranga ny olona toy ny tahotra mandeha sambo,miakatra avo,mitsindrona sns
Mila vonjy ity namana ...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 08/10/2009 15:50
diloo
(
18/09/2009 01:46)
10 milliards hanapotehana ny 3 mouvances ny faha 19-09-09
[quote]A coup de milliard
Dans cette contre- offensive, tous les moyens sont bons pour ‘‘taper dans les mouvances.’’ Ainsi, diverses sources laissent entendre que ‘‘6 à 1...
tohiny
novalian'i diloo ny 19/09/2009 21:58
milamm
(
17/09/2009 19:24)
politikany \" solanga nihajoko...\"
ny adala no toa an-drainy hoy ny fiteny,iriana ny taranaka hahavita bebe kokoa noho ny teo taloha, lalana ahatongavana @ izany tanjona izany matetika dia ny fampitana tsimo-kevitra vaovao ao anaty van...
tohiny
novalian'i milamm ny 20/09/2009 22:52
vatofototra
(
17/09/2009 19:12)
VATOFOTOTRA : NOUVEAU SITE D'ANALYSE ET ENGAGEMENT POLITIQUE
VATOFOTOTRA : NOUVEAU SITE D'ANALYSE ET ENGAGEMENT POLITIQUE
La crise politique et économique s'installe durablement à Madagascar. Une bonne partie de la population se résigne sur son sort.
Le ...
tohiny
novalian'i tsiafoi1 ny 18/09/2009 13:06
bandinisotry
(
17/09/2009 19:09)
i M/car tsy an'ny andihana olona vitsivitsy
bravo general Rasolomahandry Edmond,maromaroa ny rasil officiers superieur tahaka anao.I madagasikara tsy an'i tgv na capsat =D> =D> =D>
hoan'ny malagasy...
tohiny
novalian'i ntss ny 18/09/2009 09:09
bazylou
(
17/09/2009 17:30)
ny an'ny gasy anie ny
antitra ihany no tiany e, le antitra lany bala sy lany andro tsy misy apoka ireny. :-D :-D ...
tohiny
novalian'i terrywui ny 18/09/2009 07:45
