Valinkafatra faha-3 ho an'i Hery !

1. terrywui ( 18/09/2009 08:07)
Valio le kozin'i Toi Hery fa aza mipararetra otran'io a!!
--avereno ndraika oe : "faly be zah fa nopotehinay ny panneaux an'i INJET!! "
--fanotaniana anie no apetrako ee!! hoe tena faly be Rahery zao raha ohatra ka potehina daholo ireo fotodrafitrasa sy Media an'ny Mpitondra rehetra (ohatra: INJET , VIVA ...)

valinkafatra ho an'i Hery 1 !! = nofafany tao .....(?)

--- faly be mantsy lery fa nahapotika fotodrafitrasa tao M/car ony !! nopotehina daholo ony ny panneaux an'ny INJET ,sady nidedaka be ngama fa naharoba an'i Gasikara!!
--nefa an'iza ireny ?? angah an'ny INJET irery ny tombotsoa ?de faly zany fa potika ny panneaux sy ny tanana? nahazo aina fa niha ratsy endrika Tananarive nongotana panneaux?
sady zavatra notenenina ve atahorana ?? tazony ny hevitrao ee!! aza mivadibadika !!!


mpandoro tanindrazana kah !! ha ha ha !! hi hi hi hi ! ! her her her ! hon hon hon hon hon !!
novalian'i dadabe ny 19/09/2009 12:17
2. xxx ( 18/09/2009 08:12)
Sahala @ny hoe : nopotehina ny RNM sy TVM
Ny taty @ faritany hatr@ dokany karàna potika tsy nisy noraisina, izano faly rehefa niala ravalo? Tsy ny TGV iray trano ory hava-manana?
3. terrywui ( 18/09/2009 08:17)
Sahala @ny hoe : nopotehina ny RNM sy TVM
Ny taty @ faritany hatr@ dokany karàna potika tsy nisy noraisina, izano faly rehefa niala ravalo? Tsy ny TGV iray trano ory hava-manana?


ny TIM iany anie no nandroba sy nandoro anreny mba nentina nanaporofo sy nanamelohana ny TGV amzay afaka nitifitra ny TGV tsy ampisalasalana Ravalo e!!

--Ny porofo ?? io TIM sy GTT mandroba zao sy manakorotana sy mandoro trano sy mangalatra zao io ! zatra lalandririnina !!
4. xxx ( 18/09/2009 08:25)
--Ny porofo ?? io TIM sy GTT mandroba zao sy manakorotana sy mandoro trano sy mangalatra zao io ! zatra lalandririnina !!
Ianao tsy mipetraka aty ka tsy mahay hoe iza ireny, ny hita aloha dia foza sy avy any @ tanàna iva no tena nirangorang namotika t@reny.
5. xxx ( 18/09/2009 08:29)
Tsy ampahafirin'ny fananana nosimbaina sy norobain'ny TGV izay panneaux INJET.
Ny tody tsy misy fa ny atao no miverina!!!!!
6. swann ( 18/09/2009 08:37)
ha ha ha !! hay manamaritena ry mpandoro Tanindrazana ? tsy mampaninona anareo ny fotodrafitrasa potehinareo ? ny efa simba sy may aza efa nanenenana !! de ahoana ,ary toa tsy tanteraka ilay fika malotonareo TIM saika handoro ny ROVAN'Ambaitra (ambohidratrimo)??

--eny e! doroy zay tianareo TIM doroana ee! fa izao alou vaovao kely mahafaly oo ! nalefa any Manjakandriana ilay ramatoa senateur iry no Nampisotroina Sendrahasina !! fa i Harinaivo ao Antanimora alou no Misotro ny anjarany !! ha ha ha hon hon hon hon!!!
7. xxx ( 18/09/2009 10:45)
aza mamaly adala r'reto a, i Hery mihitsy no tsy tantiny e, mba manaova site serasera hafa dia any manampatra ny fankahalana raha mahavita e.
Tsisy hambom-po nefa be vava.
8. terrywui ( 18/09/2009 14:37)
-eny e! doroy zay tianareo TIM GTT doroana ee!

--fa izao alou vaovao kely mahafaly oo ! nalefa any Manjakandriana ilay ramatoa senateur iry no Nampisotroina Sendrahasina !!

-- fa i Harinaivo ao Antanimora alou no Misotro ny anjarany !! ha ha ha hon hon hon hon!!!
9. dadabe ( 19/09/2009 12:17)
kii inn daholo zany e ???zany v hilamina ny ao dago le :roll:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.5053