politikany \" solanga nihajoko...\"

1. milamm ( 17/09/2009 19:24)
ny adala no toa an-drainy hoy ny fiteny,iriana ny taranaka hahavita bebe kokoa noho ny teo taloha, lalana ahatongavana @ izany tanjona izany matetika dia ny fampitana tsimo-kevitra vaovao ao anaty vanim-potoana samihafa,angalana traik\'efa ireo lesoka nolalovan\'ireo teo aloha mba tsy hiverina ny hadisoana efa nahavoa,resena ny tsy fahalalana na fahabadoana hitarina ny fahalalana sy harentsaina ary tsy azo adino ny fandraisana adidy sy andraikitra mifandray @ tontolony fiaraha-monina sy ny manodidina ary mbola hanaja ireo lova-toavina Malagasy...

milamm,
ialana ny fondro,ialana ny tsiny ry ambanilanitra tsy be don-tandroka na be safary akory ny tenako fa te ahalala tsotra @ mpiserasera eto oe mitovy hevitra amiko ve ianareo fa tonga @ ilay fitenin-drazana hoe \"solanga nihajoko\" ny firenena raha oharina @ nosy hafa toy Maorisy,Seychelles,ny zapone mo tsy lazaina ,tsy manana velaran-tany lehibe ho vokarina na harena ankibony tany nefa aiza ny laharana misy azy eran-tany(fahaiza-mihary sy mamokatra ary mitantana aiza no tany tsy misy vokatra zapone?? ...tonga @ laharany mahantra indrindra era-tany anefa isika izao noho ireo filoha rehetra nifandimby tsy nahomby ary ity naka ankerisetra ny fitondram-panjakana @ izao fotoana izao ity, tsy sahaza izany fomba ratsy miseho ao afrika izany ny Malagasy ny taonjato 21,endrika heloka iray lehibe io satria antsoina hoe fototry ady an-trano politika izay vao maika mampalemy ny firenena 1 sy ny toekarenany .Olona iza no tena hahavita hanarina izany rehetra izany,tsy voatery ho anjely akory fa tia tanindrazana ohatra de mety...ankoatry ireo nangoron-karena teo aloha
répondu par milamm le 20/09/2009 22:52
2. pikatti ( 17/09/2009 20:06)
.Olona iza no tena hahavita hanarina izany rehetra izany,tsy voatery ho anjely akory fa tia tanindrazana ohatra de mety...ankoatry ireo nangoron-karena teo aloha

be kabary be koa elah zany klé,eo foana bainn no tena blemm ,iza ???
3. menalamba ( 17/09/2009 20:24)
Boda bé ny lohako mamaky azy :roll: Tsitako izay lohany sy vodiny...Tsy ohatr'izao ihany ve no firesak'ireny mpanao pôlifika be vandy ireny é?? :roll:
4. Noue ( 17/09/2009 20:24)
milamm:
ilay fitenin-drazana hoe \"solanga nihajoko\" ny firenena raha oharina @ nosy hafa toy Maorisy,Seychelles,ny zapone mo tsy lazaina ,tsy manana velaran-tany lehibe ho vokarina na harena ankibony tany nefa aiza ny laharana misy azy eran-tanymety..
raha ny tena marina koa anie dia Madagasikara dia manankarena ee ! ny harena ankibony ny tany dia be dia be saingy, arak'io voalazanao io dia ny mpitondra no tsy mahay mitondra.
Ny olana goavana koa angamba dia raha nahita ny fahadisoan'ny mpitondra ny hafa izay hitondra dia mbola iny fahadisoana iny ihany no haverina fa tsy mba mahay maka lesona, fitiavan-tena ve no dikan'zany sa tena tsy fahaizana mitondra? Na izany kosa aza dia nisy kosa aloha zavatra mba vita hita maso azo tsapahin-tanana eee ! saingy ny hetraketrakin'ny hafa dia izao nihafarany fa inona indray moa ?


5. Papoose ( 17/09/2009 20:32)
Olona iza no tena hahavita hanarina izany rehetra izany


olona tsy ambany toe-tsaina
olona tsy tia tena sy manararaotra mangoron-karena fotsiny
olona mahavita an'i madagasikara (manana dedication sy traikefa mahafehy ny stratejia hampandrosoana an'ilay firenena)

olona manana toe-tsaina ho mendrika ho exemple ho an'ny mponina
olona mifandanja sy ny mifanaraka ny bla bla sy ny actions!
sns
6. milamm ( 17/09/2009 20:53)
tena marina zany ry Papoose mahay manasoa ny mpiray tanindrazana aminy satria izay no anakaramainy vahoaka azy ho eo :wink:
7. milamm ( 17/09/2009 21:03)
menalamba > tsy mbola nanao politika za atrizay niainako ary efa nialako tsiny ,mampiasa hai-teny politika malagasy aho tsindraindray,tsy mbola nivarotra lainga t@ iza n'iza aho na nilaza habobo,le vandivandy sahady no neritreretiny mena meloha izay no nahaboda ny lohan'ingahy fa tsy le venti-kevitra voizin'ilay resaka :lol: ramalona aza hono mifehy hazo ,tsara kalo fa mailomailo razoky zany
8. milamm ( 17/09/2009 21:12)
Noue > ka ny tody misy foana na ahoana na ahoana,ny 1975 nanongampanjakana i ratsy iraka refa avy namono an-dRatsimandrava nosasany loha t@ revolisiona mena/paradisa sosialista ny rehetra nandevoziny ny firenena 21 taona reny,noforoniny ny 4mis izay porofony tsy fahavitan-tena ara-tsakafo , 2002 teny andalambe ko nahalany filoha an-dRavalo nefa rehefa tafakatra dia nosovaliany sy nataony taingim-bozona ny toekarena malagasy t@ ilay sata MAP anorenany ny empire tikoland M.kara/sy afrika dia izao novaliany andry loham-boto izao ny nataony t@ reny noho izany i andry koa dia mbola miandry ny anjarany tsy ho ela ka iza ary ilay manaraka ???
9. milamm ( 17/09/2009 21:15)
pikatti > io le " iza " io zao no fanotaniana tsy voavidy vola sy iaraha mitady :lol:
10. Andriwui ( 18/09/2009 03:09)
Mahafinaritra mintsy ny maraina eto @ serasera satria madio ny tanana voafafa ny loto napetraka mali!!! Ny olana d ilay orina petaka mivonto be no tsy hita zay anaovana azy!!! ny olana manaraka koa d le vavahady mibanaka be ka tafiditra ato i Andry TGV MAHERYVAIKA !!! ary izany d satria any ambany gorodona i paiso petak'orina fa mbola ho ela vao tafakatra sy ho tafatse @ le aavo lenta ananan'ny fianakam's TGV !!!

VIVE TGV!!!
11. tsiafoi1 ( 18/09/2009 05:35)
ELà less ry Andriwui aza mandoto rivotra vao maraina fa hitondran'i Hery désodorisant eo elà ty marina moa!!!

Vao mifoha dia mivavaka tsara, dia misakafo tsara, dia milamina tsara ny saina.

"Aza manome fitoerana ho an'ny devoly less elà, fa esory ny lolom-po sy hasosoran'elà amin-dRaHery, ary aza atao tratry ny masoandro milentika..."

Farany mba misy fotoana hanaovana sera vazivazy manala azy, ary misy fotoana hanaovana sera matotra kosa e!... Fa tsy isan'andro vao miposaka izao de le "refrain" foana no ventesin'elà, mba asio "strophe" lety le vazo fa manjary mankaleo be a.
12. Andryiwu ( 18/09/2009 06:09)
o lity ry tsiafoi1 ah !!! ka lery nikozy tamiko t@ hafatra manokana fa tsy tafiditra ento ntsony ono zany Andry TGV MAHERYVAIKA zany d asehoko anedala fa eto fona zah fa matoa zah zay tsy manketo d satria izay no reviko fa rah mbola te ho eto zah d tsy i lery mihintsy no ahasakana ana !!! misaotra aminle kozy fa lery efa fantatra ny tsy irevenlery an'i Andry Rajoelina satria promotion iray d alahelo @ mahabogossy an'i Andry ny anedala !!! satria lery zao mitaiza zaza anie ny asany d mba manao an'ity site ity ééé!!!
13. Rajakoo ( 18/09/2009 06:22)
"Aza manome fitoerana ho an'ny devoly less elà, fa esory ny lolom-po sy hasosoran'elà amin-dRaHery, ary aza atao tratry ny masoandro milentika..."
=D> =D>
zay ary nen lah :-@ :-@
14. Andryiwu ( 18/09/2009 06:25)
tsisy koi zany less ah !!! fa ono tokoa oa lity ry rajakoo maninn raha pikatii no entina fa zah less mba tehanala @ lery fa tsy milay mintsy le dose rah vao tsy manala anlery zah vao maraina klé !!!
15. Rajakoo ( 18/09/2009 06:28)
Ary sao de elah ihany alou le pikatti :-D :-D
16. Andryiwu ( 18/09/2009 06:36)
tena tsy zah lity le izy fa zah ary mieritreritra oe elah le izy !!! tena kozy anie lity lazaiko anlah fa milay ny mifanala @ pikatti ééé!!! tena misitsioka mintsy zah mivoka ny trano refa mandalo eto i kala !!! sur less alou fa iala zah klé
17. pikatti ( 18/09/2009 06:38)
sur less bainn a
18. terrywui ( 18/09/2009 07:58)
o lty andryiwu a ! fa maninnn anlah mitsy lets Hery no toa pehanlah fon le ?? za ane ts mpeka anlery fa manafay azy amin ts mety ataony fotsiny ee!! :-D :-D
19. milamm ( 20/09/2009 22:52)
izay aloa ny @ iny resaka iny fa hitohy hafa ndray e,m'sotra dolidoly
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0448