Miverin h azy eo ian fianakaviamb iraisampirnn fa aleo hande

1. halloween ( 18/09/2009 15:06)
politika
Fianakaviana iraisam-pirenenena

Tapitra omaly ny fe-potoana nomeny


Tapitra omaly ny fe-potoana farany nomen’ny fianakaviambe iraisam-pirenena ny hamahana ny olana politika eto. Tsy misy mangirana anefa hatreto ny lalana hivoahana amin’ny krizy. Ireo fifanarahana vita sonia aza ity tsy hita soritra ihany. Heverina fa handray fanapahan-kevitra manoloana ny zava-misy ny fianakaviambe iraisam-pirenena ary mety hiha henjana hatrany ny sazy hobaben’i Madagasika(?). Andrasana izay ho fanambarana hataon’izy ireo amin’izay. Ny vahoaka madinika mitrongy vao homana ihany anefa no tena hizaka ny vokany fa tsy ireo mpitondra manana ny «sezany» sy ireo mpanao politika miziriziry amin’ny heviny,, sy ireo tsy te hamaha ny olana mihitsy. Hivory rahateo ato ho ato ny Vondrona Afrikanina handinika ny zava-misy ka amin’izay koa no handraisany fepetra. Raha tsiahivina dia ny solontenan’ny Vondrona Eropeanina, teo aloha, niasa teto, Atoa Jean Claude Boidin no nanome ity fe-potoana ity.
Ny Tahiry R.

izao le resaka : afaka natao ity fifanarahana ity raha natao zay tsy ahafaty ny reniny sy tsy ahabotry ny zanany !!

--fa ny an'ny sasany anie de oe izy mihitsy ony no hatao mpitondra amin'ny tetezamita ee!! de ny oul namono ny voay teo zany ahoana ?? zay fitiavantena irery efa fanaony fito taona lasa izay no mbola tadiaviny ampiharina !! iza no hiditra amzany fa aleo hiala any zay hiala de mitady lalana !!
---sady tsisy fianakaviambe iraisampirenena miala zany ee!! te hidiran'ny Amerikanina eo ! misy tombotsoa tadiaviny be kou ane eto M/car matoa izy mitampisaka lava eto io e! mety hanao fanambarana hiala ny fianakaviambe iraisampirenena fa rehefa tonitony ny rano marimaritra ny hafanana de miverina tsimoramora eo ny tantana amin'ny firenena !! otrizay foana hatramzay !! Ravalo kou ane efa tratranzay tamle oe tsy légal ,tsy légal iry e!! satri niakatra Mahamasina in-2mihitsy aza izy tam investt ny iny !!

novalian'i tsiafoi1 ny 18/09/2009 15:57
2. xxx ( 18/09/2009 15:13)
:arrow: :!: :idea:
3. hery ( 18/09/2009 15:14)
- TSy nisy niteny hoe izy mihitsy no hitondra ny tetezamita fa hoe ifanarahana ny fitondrana ny tetezamita.

- Na dia TGV ihany aza ny PM fa mba olona niarahana nidinika fa tsy tonga dia mokondoha.

.- Tsy misy tombontsoa goavana ho an'ny vondrona iraisampirenena ny eto Madagasikara... raha tsy izany dia efa ela no nanafika teto ny amerikana. Jereo Irak, Soudan sns. Raha vao misy tombotsoany ka voakitikitika dia tsy miteny fotsiny izy fa manafika. Ho an'i Madagasikara izany no tena anton'ny fanampiana ka rehefa miseho milay ny gasy dia aleo ho eo.
4. terrywui ( 18/09/2009 15:25)
tsy miala amin'ny Fanjakana zany oa reo fa fomba na guerre froide io !! ref milamindamn ny tany de mamoaka decret ndray izy hanohana an'i M/car ara-bola !!

--efa fika fanaon'ny fianakaviambe Iraismprnn io oe hiala e! tsy hanohan e! zao ee! fa miverina io !!ary efa kobon'ny mpitondra amzao io de tsy mikorapaka fotsn !!!
5. tsiafoi1 ( 18/09/2009 15:57)
Izay ny scénario nantenaina... Kanjo tsy izay ny donne... Raha izay tsy nilaina Maputo I sy II, ary afaka nidingina tsy nankany akory TGV... Ntsika manko zatrazatra ny lalan-dririnina izay ka saiky nanao hitsin-dalana... Zany no mampangina ny atidoha mpikotrika rehetra ankehitrinyUnderlined text (nisy aza efa lasa nikisaka any an-kafà)... Tsy araky ny nantenaina azy, ... Ny tafika koa hazo boboka tsy azo hianteherana fa manombaka manao revirement tsikelikely... Ao anatin'ny sauve qui peut zao ny HAT, mokondoha sisa hitondrany azy...

Ny ngeza nga hanaiky ny financement parallèle-nao eo. Methode efa saiky nataon'i Zafy & Ndrema io fa tsy tafa mihitsy e... Tafa ao anatin'ny fotoana fohy fa tsy maintsy ny ngeza no tompon'ny teny farany.

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.6414