Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
mihitsy ( 21/09/2009 07:17)
zava-doza mbola vitan'i Dadan'ny sasany
efa henonareo ve zany ra8 naka ny vola rakitra tany Ankaramalaza zany? zany no tena mpivavaka an, zany no mbola iadianareo hitondra ity firenena ity? volan'Atra aza sahiny nagalarina mainka fa ny ants... tohiny
novalian'i pikatti ny 22/09/2009 23:47
FITAH ( 21/09/2009 06:30)
Tononkira Les Adeline
Faly miarahaba antsika namana rehetra ato@serasera ndray ny tenako! Izao ry reto a!Nareo sao mba misy manana ny toninkiran'i les adeline hoe: "JEROSALEMA",tena mitady an'io tononkira io aho mantsy! ... tohiny
rhina ( 21/09/2009 05:49)
federasion'ny baolina kitra eto madagasikara
nisy voa² efa elaela izy zay oe: niinviter an'i ronaldo ho tonga eto madagasika ny ajesaia raha tsy diso a dia tonga dia tonga fofona ny federasiona n'ny baolina kitra malagasy oe : tokony ho @... tohiny
novalian'i naina3 ny 21/09/2009 19:16
majesty ( 21/09/2009 04:29)
Hanao inona aty ary ?
Zavatra 3 no manamarika ny fiainan'ny olombelona amin'ny ankapobeany : 1) TERAKA 2) MANAMBADY 3) MATY Dia mipetraka ny fanontaniana hoe raha izay foana no fizotran'ny fiainana ety ambany masoandro... tohiny
novalian'i cutie ny 07/10/2009 19:19
xxx ( 20/09/2009 23:48)
Very
Miisy lehilahy zay niaraka tamiko fa nisaraka zay avieo, izy tonga de niverina niaraka t'@sipani taloha,za no nisaraka fa vo naheno aho oe miaraka @olokafa izy de tena nakarary ana!t'@volohany aloha n... tohiny
novalian'i soanja ny 23/09/2009 13:34
xxx ( 20/09/2009 22:56)
Anio info madagascar en 24 heures. Mba jereo fa padainga
ANIO info madagascar en 24 heures... tohiny
novalian'i pikatti ny 21/09/2009 13:42
xxx ( 20/09/2009 19:58)
mbola azo atao ve ?(surprise)
raha nandinika ny fomba itoriko ny fitiavako amin'ny olon'tiko voalohany aho dia inoko fa raha tsy hahafaly azy dia mety ahatezitra satria dia izao . efa atramin'ny vao nifankahita tamin' io tovovavy... tohiny
novalian'i Snowhite ny 29/09/2009 12:13
zama91 ( 20/09/2009 19:29)
i andry tgv ihany no tsy nasain'i obama hiaraka hikaly azy
Cafouillages autour d'une invitation par RFI Article publié le 20/09/2009 Dernière mise à jour le 20/09/2009 à 11:19 TU Andry Rajoelina doit s'exprimer à la tribune de l'ONU jeudi 24 se... tohiny
novalian'i pikatti ny 21/09/2009 15:24
vatofototra ( 20/09/2009 17:26)
VISIONNER ANALYSE VIDEO Philippe Hugon Directeur IRIS
VISIONNER ANALYSE VIDEO Philippe Hugon Directeur IRIS Philippe Hugon, directeur de recherche à l’IRIS, répond à nos questions : - Comment en est-on arrivé à cette situation à Madagascar ?... tohiny
novalian'i pikatti ny 21/09/2009 12:25
Annie2006 ( 20/09/2009 14:00)
Ho mazana ny fiainana: HAT assise sur un Tonneau de poudre
La HAT assise sur un tonneau de poudre http://www.madagasikara-soa.com Écrit par La Rédaction 20-09-2009 Qui ne voit rien… Acculé à une faillite économique inéluc... tohiny
soanja ( 20/09/2009 13:09)
Ny Fahafatesana
Tsara ve sa ratsy aminao ny fipetraky ny fahafatesana amin'ny fiainantsika olombelona? Omeo ny hevitrao raha sitrakao. Alefaso ny tsimpona fa tsy manahy. ... tohiny
fasha ( 20/09/2009 11:21)
ba toroy hevitra azafady
manahoana daoholo tompoko zao re hanasa olona mpivady gasy izahay mivady @ alahady zao ka vao tokantrano vao manko ny tokantranoko bola tsy ary nanasa olona zany ny tenako nefa belle soeur io asaina ... tohiny
novalian'i soanja ny 06/10/2009 00:01
kwit ( 20/09/2009 11:09)
Les inconnus :Jesus II le retour 'mapme b '
http://www.youtube.com/watch?v=aEXmf1s9EwE&feature=player_embedded... tohiny
xxx ( 20/09/2009 10:20)
Voafandrika ve Lavanify?
Misy antony matoa tsy nanao fihetsiketsehana ny légaliste tamin'ny Week end teo. Mety hitombona araka izany ilay 72 ora nomen'ny miaramila mba hametrahan'i Ndefo fialana. Ka raha izany dia adiny fi... tohiny
novalian'i lelimpi ny 20/09/2009 19:03
bazylou ( 20/09/2009 07:09)
manam pahendrena hanao tambabe le 3 mouvances
jamba mifampitantana marina , beuuurrk :-D :-D :-D vive tgv... tohiny
novalian'i pink ny 20/09/2009 21:37
rajy ( 20/09/2009 04:46)
BAIBOLY
Mba nanahoana tokoa ary ny fiainan'ny zanak'olombelona raha tsy nisy ny baiboly. Angamba tsy hay eritreretina ny zavatra nataon'ny olombelona,izao ary efa manao izay tratry ny heriny ireo mpitory ny a... tohiny
novalian'i tlay ny 20/09/2009 15:56
diloo ( 20/09/2009 02:49)
Manam-pahendrena ny 3 mouvances
Raha ny HAT manosoka ny olony ho atao sorona t@'ny 7 febroary, ny 3 mouvances kosa dia mitsinjo ny fiarovany ny vahoaka tsy manantsiny tsy ho voatifitra ny miaramila mpamono olona.Araka izany dia foan... tohiny
novalian'i tlay ny 20/09/2009 15:50
bazylou ( 19/09/2009 17:46)
tena voajono marina le
alain andriamiseza dia ny minisitry ny jpno no nomen'i tgv an'i lery, looll :-D :-D ... tohiny
novalian'i pink ny 20/09/2009 21:39
xxx ( 19/09/2009 17:09)
Terrywuy sy hery panneaux INJETO
Terryw: aona mo anaovalah oe pro8 no nandoro any RNM,TVM. NALAELO be zany lah fa may MAGRO SY NY TIKO? aza manao tsara resaka lety fa andana publielah any @FACEBOOK SY YUO TUBE oe ra HERY faly be fa... tohiny
novalian'i dadabe ny 20/09/2009 17:00
terrywui ( 19/09/2009 17:04)
aiza ndray ary pikatti zao ! voatifitra ve elah sa aiza e !
aiza ary le fianakam's nay iny toa nipitsa le !! iéééé ! aza gaga nareo rah mikozy ah oe fianakam's i Pikatti ary zanak'oulmpirahavavy aminay sy Essera iany !! otran'ny oe zahay sy ra-pà mpi-cous... tohiny
novalian'i pikatti ny 21/09/2009 12:21
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.61