tena voajono marina le

1. bazylou ( 19/09/2009 17:46)
alain andriamiseza dia ny minisitry ny jpno no nomen'i tgv an'i lery, looll :-D :-D
novalian'i pink ny 20/09/2009 21:39
2. locl ( 19/09/2009 20:25)
Ka atao ahoana moa fa tratran'ny jono botry izy, sady ny azy koa ange vola no tena tadiaviny e! Ka aleo izy hihinana ao fa rehefa avy eo tsy misy mpandray intsony.
3. xxx ( 19/09/2009 20:59)
trondron'anaosy no omena azy e ,ny ranomasay eo manomeha toky
4. pink ( 20/09/2009 21:39)
bazylou:

alain andriamiseza dia ny minisitry ny jpno no nomen'i tgv an'i lery, looll :-D :-D



mba mahaiza mandray vahiny ry bazylou...ny any Magro anie mivoha ny vavahady ho any ireo izay leo foza e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0609