Ary Bazylou toa malahelo faona rehefa tsy misy rà latsaka. Izany rehefa tia milalao counter strike dia manosoka ny olona madinika ho tifirina.
Tsy aleo ve hevitena io toa izay handatradrà.
Misy fomba afa hafahana miady fa tsy voatery mamporisika ny vahoaka atao boucherie dia miafina ao aoriana toa an'i Ndefo lâche tsy mahasaky mitarika mialoha ny olony.
Sa ianao kosa angamba ny solotena an'i Dollin eto @'ny serasera.Tsy mahagaga. Mbola tsy ampy anao koa ve ilay ramatoa tresaka roa ny lohany toa fomba fisainana toa anao ihany no nataon'ny miramilanao.
http://www.youtube.com/watch?v=5H3SMoSsqco&eurl=http%3A%2F%2Fvideo.google.fr%2Fvideosearch%3Fhl%3Dfr%26q%3Dmutinerie%2520de%2520capsat%26rlz%3D1W1GPEA_fr%26um%3D1%26ie%3DUTF-8%26sa%3DN%26tab%3Dwv&feature=player_embedded
Dia mandana ary mitifitra ny malagasy raha izay no tianao dia mahavita be.
Mitazona ny fomba fijeroko aho: raha tsy assurer ny sécuritén'ny vahoaka dia aleo marina ajanona ny meeting.Ary izany no atao hoe fahendrena fa tsy mitovy tahaka ny irresponsabilitée-n'i Ndefo sy i Dollin ilay dadatoanao iny miantso rà sy bouclier humain.
:^) :^) :twisted: :!: :?: :twisted: :twisted: