manam pahendrena hanao tambabe le 3 mouvances
1. bazylou
(
20/09/2009 07:09)
jamba mifampitantana marina , beuuurrk :-D :-D :-D vive tgv
répondu par pink le 20/09/2009 21:37
2. diloo
(
20/09/2009 11:07)
Ary Bazylou toa malahelo faona rehefa tsy misy rà latsaka. Izany rehefa tia milalao counter strike dia manosoka ny olona madinika ho tifirina.
Tsy aleo ve hevitena io toa izay handatradrà.
Misy fomba afa hafahana miady fa tsy voatery mamporisika ny vahoaka atao boucherie dia miafina ao aoriana toa an'i Ndefo lâche tsy mahasaky mitarika mialoha ny olony.
Sa ianao kosa angamba ny solotena an'i Dollin eto @'ny serasera.Tsy mahagaga. Mbola tsy ampy anao koa ve ilay ramatoa tresaka roa ny lohany toa fomba fisainana toa anao ihany no nataon'ny miramilanao.
http://www.youtube.com/watch?v=5H3SMoSsqco&eurl=http%3A%2F%2Fvideo.google.fr%2Fvideosearch%3Fhl%3Dfr%26q%3Dmutinerie%2520de%2520capsat%26rlz%3D1W1GPEA_fr%26um%3D1%26ie%3DUTF-8%26sa%3DN%26tab%3Dwv&feature=player_embedded
Dia mandana ary mitifitra ny malagasy raha izay no tianao dia mahavita be.
Mitazona ny fomba fijeroko aho: raha tsy assurer ny sécuritén'ny vahoaka dia aleo marina ajanona ny meeting.Ary izany no atao hoe fahendrena fa tsy mitovy tahaka ny irresponsabilitée-n'i Ndefo sy i Dollin ilay dadatoanao iny miantso rà sy bouclier humain.
:^) :^) :twisted: :!: :?: :twisted: :twisted:

3. milamm
(
20/09/2009 16:48)
na itabataba eto aza ankalaza ny tgv i bazy de tsotra,mpiandry omby volavita dolidoly ze nandalo teo tsy misy tompony fa mpamerindoha asa ra ho azon'ela ny dikan'io de mahazo manisa andro @ zay reo tgv toy ny nahzao ny rehetra teo alohany =))
4. pink
(
20/09/2009 21:37)
bazylou:
jamba mifampitantana marina , beuuurrk :-D :-D :-D vive tgv
Efa miha-loaka anie ny dique -nareo izany ry bazylou.Na ny resaka aza dia beurkkk fitsiny sisa fa tsy misy hambara...
mazotoa mijery vaovao eto fa toa mihamaloka izany fiainana an.