mbola azo atao ve ?(surprise)

1. xxx ( 20/09/2009 19:58)
raha nandinika ny fomba itoriko ny fitiavako amin'ny olon'tiko voalohany aho dia inoko fa raha tsy hahafaly azy dia mety ahatezitra satria dia izao .
efa atramin'ny vao nifankahita tamin' io tovovavy io aho no efa tiko ary nieazaka ny iresaka amin'ny sy ampiseho fihetsika misy fitiavana ho azy aho ,rehef nifankazatra ,hitako ho mety tsapany ihany izany no sady tsapako koa fa manana fitiavana ahy ihany koa izy raha ny fomba fandraisako azy atramin'izay fa niandry ihany izy fa tsy nolazaiko azy,satria izaho mahatsapa fa mbola tsy matotra raha amin'ny resaka fitiavana io tamin'izay ka izay no tsy namborahako azy tany ampiandohana ankehitriny aho efa mahatsapa fahamatorana ka nieritreritra ny fomba ilazako izany amin'ny ka ny fomba itako tamin'izay dia ,sady angataka azy eo amin'ny RAD aho no hilaza ny fitiavako atramin'izay, eo imason'ny RAD niny sy eo imasony sy ny mpanatrika ,ka ny fanontaniako dia ny hoe hahomby ve, sa tsia ? raha ny toe pianana amin'izao vanim'potoana iainantsika izao no dinihina, sa tsy maintsy hitady hevitra hafa tsy maintsy ilazako azy mitokana ny fitiavako aloa
izay ihany fa mila hevitra avy aminareo alohany anapahko hevitra :cry: :cry: :cry: :cry:
novalian'i Snowhite ny 29/09/2009 12:13
2. simplex ( 20/09/2009 20:23)

:):)
mbola tsy nanao sipa mintsy ve zany toi fa io sipa io no secretement reven'i toi... dia izao izy vao ho kotiana ary ny pasy voalohany dia ny hoe hitory fitiavana eo @ imason'ny RAD-ny??
izay ve sa za no tsy mahazo tsara??

valiny:
tsy mana-kivy ah :)

ny antony:
bedabe fa ny tena tiako lazaina dia ny hoe: efa tsy 1850 intsony izao :lol:

:arrow: ampiresaho any @ sisiny izy... ary aza mieritreritra hanambady izany ra tsy efa mba niaraka kely hoe tena ity no izy...
tsy haiko koa na ahoana fa ny lelah nga tsy naturellement macho e... sipa 1 ve zany no iarahan'i toi :-w
pas bien :@
3. soanja ( 21/09/2009 01:24)
simplex:

Good points Ra-Simpy!

:-D :-D :-D :-* :-*
4. soanja ( 21/09/2009 01:27)

Miankina amin'ilay sipa daholo zany Letsy!

Raha sipa somary sarotidrotiny aloha dia mety hahalala vehivavy tokoa ianao satria izy aza mbola tsy naka tsirony manokana dia efa RAD niny no asiana bizinesy. Asa anefa! Be ny vehivavy mety hitovy fling aminao ka asa andramo raha mety e. Tsy misy managataka voatehamaina ary tsy misy mangidy tsy andramana! Izay tafita ihany no tena lehilahy hoy ny fiten'ireo mpiady tamin'izany andro izany!

Mahereza ry tanora!

5. rhina ( 21/09/2009 05:52)
soanja:

simplex:

:):)
mbola tsy nanao sipa mintsy ve zany toi fa io sipa io no secretement reven'i toi... dia izao izy vao ho kotiana ary ny pasy voalohany dia ny hoe hitory fitiavana eo @ imason'ny RAD-ny??
izay ve sa za no tsy mahazo tsara??

valiny:
tsy mana-kivy ah :)

ny antony:
bedabe fa ny tena tiako lazaina dia ny hoe: efa tsy 1850 intsony izao :lol:

:arrow: ampiresaho any @ sisiny izy... ary aza mieritreritra hanambady izany ra tsy efa mba niaraka kely hoe tena ity no izy...
tsy haiko koa na ahoana fa ny lelah nga tsy naturellement macho e... sipa 1 ve zany no iarahan'i toi :-w
pas bien :@

Good points Ra-Simpy!

:-D :-D :-D :-* :-*

marina loatra
zay zao ko l ty r xxx a
mba madimadina fa tovolahy e
hihiihi

6. RATOVOARY ( 21/09/2009 06:19)
Raha izay no htanao fa fomba hanehoanao fa tianao izy dia omeko sopapa kely aloha toi alohan'ny handehanana hiresaka @ RADniny.
Somary tsipazo resaka kely ihany izy na dia atao sangy² aza hoe : Hangatahiko any @ RADninao enao fa tena reveko be. Hitanao eo ny réact° na malailay izy na marisarisa, raha marisarisa izy dia aza misacr @zany aloha fa ho tapaka ny tetezana, aleo alaina miadana, kozio kalamm fotsiny zay tena fomba ilazanao aminy fa tianao izy. Any aoriana rehefa miaraka soa amantsara nareo avereno aminy indray fa hangatahinao @ RADniny izy raha miady ny tadin-dokanga.
Mety rehefa miaraka anie nareo vao ho hitanao fa misy rambo izy ao e!
Aleo hilamm de misesy ry akama a!
7. RATOVOARY ( 21/09/2009 06:31)

8. nathie86 ( 21/09/2009 11:04)
ra za manokana aloha tsy tian'zany eh, za no tianao ko ny RAD no ampafantarinao azy voalohany, tsy tafa zany. Mampitahotra hihihihi :x
9. gabidemony ( 21/09/2009 11:37)
Ze milalao ihany no mahazo hoy gabidemony zay
fa raha mitaveravera de tavela eo...
10. xxx ( 21/09/2009 12:03)
Nanomboka oviana koa ny hoe hikoty sipa dia atao eo imason'ny RADn'ilay tovovavy. :)

Sa ve mifankahazo be amin'ny RADn'ny rakalakely ianareo dia mieritreritra hoe hanaiky mora ra-sipa amin'izay raha eo imason-dry zareo. Fika maloto zany ataonareo zany a! Ny RAD indray no tadiavinareo kotina. Nefa noheveriko fa rakalely no tianareo. Ary raha tena manaja an-drakalakely sy ny fitiavanareo ianao ( raha toa ka misy fitiavana) dia tokony i rakalakely aloha no resahinareo. Rehefa hangata-bady ianareo izay vao mankany amin'ny RAD.

Teneno fotsiny izy hoe tiako enao r'ise a! izany avy ve leitsy dia hampatotra. Teneno izy hoe JE T'AIME hoe....ssss

11. kelly13 ( 21/09/2009 12:18)
lol bé
12. Mirananirina ( 21/09/2009 13:09)
Somary tsipazo resaka kely ihany izy na dia atao sangy² aza hoe : Hangatahiko any @ RADninao enao fa tena reveko be. Hitanao eo ny réact° na malailay izy na marisarisa, raha marisarisa izy dia aza misacr @zany aloha fa ho tapaka ny tetezana, aleo alaina miadana, kozio kalamm fotsiny zay tena fomba ilazanao aminy fa tianao izy. Any aoriana rehefa miaraka soa amantsara nareo avereno aminy indray fa hangatahinao @ RADniny izy raha miady ny tadin-dokanga.
Mety rehefa miaraka anie nareo vao ho hitanao fa misy rambo izy ao e!
Aleo hilamm de misesy ry akama
mitovy hevitra tanteraka
13. xxx ( 21/09/2009 14:19)
Mety ho mariky ny amour et respect tsara ity surprise n'i toi ity NEFA :

mety ho romantika izay ho an'ny karazan'olona tia azy, mety horera koa ho an'izay tsy tia azy. Ny fahalalàko ny olona izao dia @ ity karazany faharoa ity no betsaka, ka quitte ou double ny raharahan'i toi !

Fa raha io no tena tian'i toi hatao dia raiso ny soso-kevitr'i RATOVOARY

Bonne chance
14. xxx ( 21/09/2009 19:06)
misaotra tamin'ny toro hevitra sy kiana ,tsy koi zany raha izayn o andraisako hevitra fa izao ny voalohany aloa tsy hoe izao aho vao nanao sipa fa ,efa nanao fa ny mbola tsy fahamatorako no tsy nanaovako azy atramin'izay fa izao vao matotra ² fa efa nisy sipa maro talohany fa ny tanjoko di izy ihany ka izay no nahatonga ahy anao anio,izay konko tsy vao haingana no nifanerasera fa efa ela ,raha ny marina t@ finamanana ssns no naha resy lahatra ahy tamin'ny fa izy no tiko ho........no tanjoko atrany ampiandohana
15. Ratoa ( 21/09/2009 21:12)
Ampahafantaro azy mazava tsara fa tia azy ianao (na tsy hiteny "tiakao ianao" aza ) ka maniry azy ho tokatrano. Izy anie no ho tompony é. Ka nahoana izy no atao 2ème position?
mahafantatra vehivavy aho natao ity lazainao ity: tonga dia niseho sy nangataka teny amin'ny ray amandreny razazalahy . Tsy asian'ilay ikalah sira akory. Maromaro no nanao azy izany fa izany no fomba taloha, niverin'ny lalana daholo.
Ka vao mainka ankehitriny! Na dia zaza hendry toa ny inona aza izy mety tsy ho tia an'izany tonga dia mivantana any amin'ny RAD izany.
16. peta83 ( 23/09/2009 12:27)
za sipa fa ra za no atao an'izany alo d tsy tiko eh! indrindra mo ka sipa misy tension na marary fo d possible ho torana na maty mitsy ary, ny fiainana am'zao mantsy efa tsy mande ze loniny tsony efa feno stress lotra en+ ny andro mafana! aleo alo le sipa no tenenina an'zany voalohany am'zay ko mba enonao ny heviny zay vo miroso amin fangatahana rah resy lahatra iany ko izy ra ianao no tena andrian'ny fony. Sa ahoana?
17. cutie ( 24/09/2009 00:24)
Mpandefa : xxx [ Valio ] 20-09-2009 21:58:17
Lohateny : mbola azo atao ve ?(surprise)
raha nandinika ny fomba itoriko ny fitiavako amin'ny olon'tiko voalohany aho dia inoko fa raha tsy hahafaly azy dia mety ahatezitra satria dia izao .
efa atramin'ny vao nifankahita tamin' io tovovavy io aho no efa tiko ary nieazaka ny iresaka amin'ny sy ampiseho fihetsika misy fitiavana ho azy aho ,rehef nifankazatra ,hitako ho mety tsapany ihany izany no sady tsapako koa fa manana fitiavana ahy ihany koa izy raha ny fomba fandraisako azy atramin'izay fa niandry ihany izy fa tsy nolazaiko azy,satria izaho mahatsapa fa mbola tsy matotra raha amin'ny resaka fitiavana io tamin'izay ka izay no tsy namborahako azy tany ampiandohana ankehitriny aho efa mahatsapa fahamatorana ka nieritreritra ny fomba ilazako izany amin'ny ka ny fomba itako tamin'izay dia ,sady angataka azy eo amin'ny RAD aho no hilaza ny fitiavako atramin'izay, eo imason'ny RAD niny sy eo imasony sy ny mpanatrika ,ka ny fanontaniako dia ny hoe hahomby ve, sa tsia ? raha ny toe pianana amin'izao vanim'potoana iainantsika izao no dinihina, sa tsy maintsy hitady hevitra hafa tsy maintsy ilazako azy mitokana ny fitiavako aloa
izay ihany fa mila hevitra avy aminareo alohany anapahko hevitra

Tena mety ho surprise be mitsy zao zany fa ny we mbola azo atao ve??? Efa tara loatra :-D :-D :-D

18. cutie ( 24/09/2009 00:25)
Mpandefa : xxx [ Valio ] 21-09-2009 14:03:35
Lohateny : Re : mbola azo atao ve ?(surprise)
Nanomboka oviana koa ny hoe hikoty sipa dia atao eo imason'ny RADn'ilay tovovavy.

Sa ve mifankahazo be amin'ny RADn'ny rakalakely ianareo dia mieritreritra hoe hanaiky mora ra-sipa amin'izay raha eo imason-dry zareo. Fika maloto zany ataonareo zany a! Ny RAD indray no tadiavinareo kotina. Nefa noheveriko fa rakalely no tianareo. Ary raha tena manaja an-drakalakely sy ny fitiavanareo ianao ( raha toa ka misy fitiavana) dia tokony i rakalakely aloha no resahinareo. Rehefa hangata-bady ianareo izay vao mankany amin'ny RAD.

Teneno fotsiny izy hoe tiako enao r'ise a! izany avy ve leitsy dia hampatotra. Teneno izy hoe JE T'AIME hoe....ssss
=)) =)) =)) =)) =))
19. botra10 ( 24/09/2009 16:24)
tena mba hafakoa letsy ity zavatra eritreretinialahy hatao ity neny kofa refa manaosipa de miafina ny RDN aloha fa ity resakahafa
1/ ela ve sur fa mbola tsisy kof miaraka @ le jô? ka mba hahafantarantoi izany de tsisy afatsy ny miresaka @ mivantana
2/ ny jô anie ry akama defa fantatra fa mahay manafina kilema hainy tsara ny miangola @toi mba hihinanatoi voakazo voarara ka rehefa voky vo mahatsiaro miboridana izay vo hitady toerana hiafenana ka donc tsy poins ny mipoitra any @RDN aloha loatra
20. soanja ( 25/09/2009 03:26)
xxx:

raha nandinika ny fomba itoriko ny fitiavako amin'ny olon'tiko voalohany aho dia inoko fa raha tsy hahafaly azy dia mety ahatezitra satria dia izao .

Ka raha efa tsapanao io no mety hitranga dia aza atao satria efa negative hatrany amboalohany ny fandehany. Sa ve io no isan'ny itiavanao ny hanomboan;ny fiarahanareo " hatezerana"? Diniho tsara Razandry.

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2087