mbola azo atao ve ?(surprise)

21. Ratoa ( 25/09/2009 11:45)
tena marina ny teninao ry soanja. Efa tsapa fa tsy tsara koa nahoana no mbola tiana hatao?
22. arialy ( 29/09/2009 04:50)
:-D :-D :-D :-D
23. Snowhite ( 29/09/2009 12:13)
xxx:

raha nandinika ny fomba itoriko ny fitiavako amin'ny olon'tiko voalohany aho dia inoko fa raha tsy hahafaly azy dia mety ahatezitra satria dia izao .
efa atramin'ny vao nifankahita tamin' io tovovavy io aho no efa tiko ary nieazaka ny iresaka amin'ny sy ampiseho fihetsika misy fitiavana ho azy aho ,rehef nifankazatra ,hitako ho mety tsapany ihany izany no sady tsapako koa fa manana fitiavana ahy ihany koa izy raha ny fomba fandraisako azy atramin'izay fa niandry ihany izy fa tsy nolazaiko azy,satria izaho mahatsapa fa mbola tsy matotra raha amin'ny resaka fitiavana io tamin'izay ka izay no tsy namborahako azy tany ampiandohana ankehitriny aho efa mahatsapa fahamatorana ka nieritreritra ny fomba ilazako izany amin'ny ka ny fomba itako tamin'izay dia ,sady angataka azy eo amin'ny RAD aho no hilaza ny fitiavako atramin'izay, eo imason'ny RAD niny sy eo imasony sy ny mpanatrika ,ka ny fanontaniako dia ny hoe hahomby ve, sa tsia ? raha ny toe pianana amin'izao vanim'potoana iainantsika izao no dinihina, sa tsy maintsy hitady hevitra hafa tsy maintsy ilazako azy mitokana ny fitiavako aloa
izay ihany fa mila hevitra avy aminareo alohany anapahko hevitra :cry: :cry: :cry: :cry:

Marina fa ts d havanana @ty resapitiavana ty zah fa mba olombelona miaina iany mahita tsara ny zava misy.Tsy efa fika taloha b v zany?marina na ny taloha aza hanao anzany
Aleo mba ho moderne, na izy aza mety tsy ho tia anao ndray,ra otranah alou

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2237