Liste des messages

Liste des messages, inserés par rajy, par ordre de date
rajy ( 11/02/2010 11:36)
HONENA NY FOKO MILA HITOMANY AHO
Tiako ny taniko ka mamela ahy hanome ny sahaza izay nanimba sy nanapotika azy tahaka izao. Ho voaompa razana tahaka ny hanompako an'I lavanify ary ambany ary izay ho filohampirenena eo ka milaza fa h... suite
répondu par bazylou le 13/02/2010 19:04
rajy ( 19/12/2009 11:20)
EFA VOARAFITRA NY VATA-PATY
Mizotra tsikelikely any anaty vata ny dian'ikelifingotra. Isaorana izay nanam-pahasahiana andefa an'le zalahy io any amzay ahaverezany any fa MPANIMBA FIRENENA, tsisy apoaka nefa miseho milay. ZER... suite
répondu par dadabe le 19/12/2009 23:39
rajy ( 12/12/2009 13:49)
HA HA HA ! ARODANY AINGANA FA MAMPIOMEHY
Mampiomehy ity zalahy sady mahasosotra a. Gazety inona no vaovao no nahitako azy.nanao fitsidihamparitra tany port berger hono ny minisitry ny mponina dia nilaza fa ny fitondrana tetezamita no nampivo... suite
répondu par xxxw le 14/12/2009 23:20
rajy ( 23/11/2009 08:44)
MANIRERY
Sao mba misy mahay ny tonony sy ny mpihira azy ary koa aiza no mety ahitako CD na K7 misy io hira io fa efa notadiaviko hatry ny ela fa tsy mety mahita aho. Misy filma gasy izay (lisaka) dia io foana ... suite
rajy ( 17/11/2009 08:57)
Manonofy atoandro ikelifingotra
Manofisa tsara dia manantenà sezabory fa efa vita mialoha ny score - R8 : 61% mbola AREMA ary ny manaraka ao zay vao mety ho hita ny fingotra. Na tambazo ny AREMA tsy hilatsaka dia mety ho ambonimbo... suite
répondu par xxx le 22/11/2009 12:03
rajy ( 13/11/2009 16:59)
JEREO ATO NY ANAO DE ANJARANAO NY MANDINIKA
Une fois que tu as ouvert ce mail, il est trop tard pour reculer. Ci-dessous se trouvent les véritables descriptions des signes du Zodiac. Lis ton signe et transfère le. C'est un vrai ... suite
répondu par fijo le 17/12/2009 23:44
rajy ( 07/11/2009 15:57)
VAVAKA MANOVA ZAVATRA
VAVAKA MANOVA ZAVATRA Andriamanitra ô ! Tsy mendrika anao aho, kanefa mitalaho aminao mba meteza mihaino ka manampia ahy ary mamela ahy amin’ny fahotako tsy manana afatsy Ianao aho. Andriaman... suite
répondu par rzakarivola le 26/11/2009 14:47
rajy ( 20/09/2009 04:46)
BAIBOLY
Mba nanahoana tokoa ary ny fiainan'ny zanak'olombelona raha tsy nisy ny baiboly. Angamba tsy hay eritreretina ny zavatra nataon'ny olombelona,izao ary efa manao izay tratry ny heriny ireo mpitory ny a... suite
répondu par tlay le 20/09/2009 15:56
rajy ( 26/08/2009 18:27)
planety mars
Salut daoly Tsy hiresaka politika ah androany fa miandry vokatra avy any maputo. Rahampitso ami 12 sy 30 mn alina dia ho tazana eny @ habakabaka ny planety mars izay hilahatra @ volana ary izy no l... suite
répondu par AndriambyII le 28/08/2009 11:34
rajy ( 15/08/2009 10:50)
firy ary ô ! ?
Aza mbola valiana fa izay ankizy indrindra ao aloha asaina mamaly izay vao ny lehibe. - nande teny @ lalana iray ity ranamana ity ka nahita mpivarotra amalona, dia hoy izy nitantara taminay: olona t... suite
répondu par Mirananirina le 15/08/2009 18:18
rajy ( 09/07/2009 09:55)
TSY MISY SOSONKEVITRA ATOLOTRA AN I LEANDRY AHO
Izahay dia efa tsy manana hevitra hatolotra an'I leandry izany intsony,efa hainy ny vahaolana amin'io madagasikara io saingy oaina izy ra manao izany dia aleony mahita ny gasy mitrongy toy izao,mino a... suite
répondu par fijo le 11/07/2009 20:32
rajy ( 08/07/2009 12:48)
TSY METY TONGA SAINA VE NY GASY ?
Tokony mba ampy ny gasy amzay izao poizina nomen'Ileandry azy zao,isika no tsy mahita fa efa misy am gasy ankehitriny no tsy mahita atokona intsony fa in-1 mande isan'andro no misakafo, de hadisoany v... suite
répondu par xxx le 08/07/2009 13:35
rajy ( 06/07/2009 18:45)
very hasina ny radio sy tele nasionaly
Salut daoly ny akama isany,elaela ny tenanay no tsy tazana teto fa mbola sempotry ny fiadanana. Misintona kely ny saintsika aho momba ny RNM sy TVM fa mba mpiondana ihany mantsy ny tena taloha saingy ... suite
répondu par fijo le 08/07/2009 21:49
rajy ( 31/05/2009 07:19)
NY MARINA IHANY
na inona lazainareo eo tsy miova ny hevitro fa tsy tafavoaka izany io HAT io , jereo izao ny ariary ohtrinona? . maninona raha mamorona societe tahaka an-rda8 raha mahavita fa tsy efa ny teo indray no... suite
répondu par xxx le 31/05/2009 18:19
rajy ( 17/05/2009 07:24)
HATY MILAY ZAO NO FITENY
Tiako lesy iny fomba nataon'I BOZY omaly iny le Tohizako kely fa misy tsy voatenin'lery ny dingana lehibe vita teto nandritra ny roa volana nitondran'ny HATY. Nihoapampana tokoa ny fandrosoana teto... suite
répondu par ravalotgv le 17/05/2009 08:57
rajy ( 28/04/2009 09:17)
mitady tononkira
Sao de mba misy mahay fa tsy fantatro ny mpihira sy ny titre fa misy toy izao ny tonony ny fahantrana ve? Zay tsy azo hidifiana mahereza sombinaina fa ny eto fivahiniana o! Ny ady ve? Zay tsy main... suite
rajy ( 28/04/2009 09:16)
mitady tononkira
Sao de mba misy mahay fa tsy fantatro ny mpihira sy ny titre fa misy toy izao ny tonony ny fahantrana ve? Zay tsy azo hidifiana mahereza sombinaina fa ny eto fivahiniana o! Ny ady ve? Zay tsy main... suite
répondu par tsivery2017 le 21/04/2018 10:46
rajy ( 25/04/2009 19:58)
atao inona moa le ampamoaka ?
inona moa izany ampamoaka izany? Spectacle iangalian'ny tarika HO TOTO RITE de trahison ve? Anmboarana ny sain'ny vahoaka ve? Sa ahazoambola? Tsy voahodinao @zany ny sainay ramose monga a! Zavatra ha... suite
répondu par Mirananirina le 26/04/2009 09:32
rajy ( 23/04/2009 18:14)
tetezana mangitakitaka
Izaho leroa mbola tsy nahita tetezamita misy manohitra raha tsy ity!t@ andron-zafy de tena nekem-bahoaka le izy de tafa fa ty kobo be oe natao ankeriny de zao fa mibaribary ny tena vahoaka , mampalahe... suite
répondu par tsiafoi1 le 24/04/2009 06:11
rajy ( 20/04/2009 19:10)
rajoelina = ratsiraka
Nanao kabary ambody vavahady ndray rajoelina tao toamasina t@ sabotsy hanome fanampiana mitentina 1 milliard hono ny namana ho an'I toamasina (tsy nambarany na ariary io na fmg) fa ny fantatra dia tsy... suite
répondu par mihitsy le 21/04/2009 06:54
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1141