HATY MILAY ZAO NO FITENY

1. rajy ( 17/05/2009 07:24)
Tiako lesy iny fomba nataon'I BOZY omaly iny le
Tohizako kely fa misy tsy voatenin'lery ny dingana lehibe vita teto nandritra ny roa volana nitondran'ny HATY.
Nihoapampana tokoa ny fandrosoana teto satria ny olo marina indray zao no mangalatra any @ mpangalatra (HATY sy TIKO io) ny ariary efa mitovy lanja @ dollard. Tsy haiko e ny fahitako azy aloha de ho lasa lavitra isika raha izao no mitohy e , iny izao ny filohan,ny HATY lasa any lybie fa hanatitra fanampiana ho an'I somalie sy erythre hono.
Asio tehaka ry zalahy fa tafa isika a
Vive le HATY
novalian'i ravalotgv ny 17/05/2009 08:57
2. ravalotgv ( 17/05/2009 08:57)
HATY izany no fiteny
de FATY ny iray

sniff
tcroufff

:^) :^) :^) :^) :^)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0476