atao inona moa le ampamoaka ?
1. rajy
(
25/04/2009 19:58)
inona moa izany ampamoaka izany? Spectacle iangalian'ny tarika HO TOTO RITE de trahison ve? Anmboarana ny sain'ny vahoaka ve? Sa ahazoambola? Tsy voahodinao @zany ny sainay ramose monga a! Zavatra hafa atao de mety ho variana izahay.fa na ny fomba fiteninareo aza efa maharikoriko anay koh ory a ora . Ndeso zalah a ! Milahatra foana ty refa misy ny meeting . Efa manana fika hinanana anreo rasily miseho ho masiaka reo tsika .ao mifankahita e
novalian'i Mirananirina ny 26/04/2009 09:32
2. andrywui
(
25/04/2009 21:17)
ha ha ha ha ! zany ve letsy ! ao bà amin'i dada ary de ndeha matory amzay sao mipipi ampandriana eo !
3. bazylou
(
25/04/2009 21:45)
kaianao tim ihany anie no tsy tia an'io e!! manomboka amin'ireny nyanay ny zava bita!!! rehef amakaty andafy dia mandoa frais, fa tsy ohatra nyteo aloha fanaonareo :-D :-D :-D
4. Mirananirina
(
26/04/2009 09:32)
inona moa izany ampamoaka izany
raha tena misy io dia VOA DAHOLO NA IZA NA IZA TEO AMINY FITONDRANA,na i tgv ary dia efa misy azo atao ny ampamoaka e,
