TSY MISY SOSONKEVITRA ATOLOTRA AN I LEANDRY AHO

1. rajy ( 09/07/2009 09:55)
Izahay dia efa tsy manana hevitra hatolotra an'I leandry izany intsony,efa hainy ny vahaolana amin'io madagasikara io saingy oaina izy ra manao izany dia aleony mahita ny gasy mitrongy toy izao,mino aho fa raha azon-dra8 natao ny nanery na niteny ny CI hoe omeo fanampiana ny gasy fa mijaly dia nataony izany saingy tsy eo izy hitantana izany ka tsy azony atao.mitsikera izao no azo atao fa mahatantesa,efa fantatra hatram voalohany fa tsy mampandihy akory ny fitondrana firenena ka izay atao dia mety sy andihizan,ny olona avokoa. Tsy ho ela dia hisy filoha-panjakana ho lasa adala eto am-ty tany ty.
Ho hita eo ny tohiny fa mahavita e.
novalian'i fijo ny 11/07/2009 20:32
2. xxx ( 09/07/2009 10:03)
vendrana be koa io nanoratra io.
3. locl ( 09/07/2009 11:32)
f'angaha ho lasa adala ihany fa mbola handeha ho aiza rehefa miala eo? ho any FRance ve? dia hifanena @ GTT sy ny tariny, dia mba hahajery maso olona?

Ny mety aminy dia miditra any @ misionera, manao mopera e! amin'izay izy mba mifankahita foana @ Odon
4. rajy ( 09/07/2009 15:47)
Vendrana hoy ny xxx nefa vendrana mahasahy miseho masoandro fa tsy mahay misarontava. Tsy hifanaratsy eto anefa isika fa hevitra no aseho eto ka raha tsy misy hevitra azo amaliana dia aleo tsy mamaly.raha ny fari-pahaizana ny tena vendrana toa an'ileandry ihany no miseho ho mahay sa tsy zany ?
Marina letsy zany a !,misaotra ihany anefa nanambara ahy fa vendrana mba hisy hiezahako hanakatra ny fahaizan'I xxx.
Misaotra e.
5. AndriambyII ( 09/07/2009 15:57)
Misy angaha ny tena tapi- pahaizana eto @ ity tany ity ? Mba ampiasao io lohakelinareo rehetra io fa izany foana no hanambakan' ny firenena sasany ny malagasy hatr@ izay .lol !!
6. desirelyaime ( 11/07/2009 19:40)
Araka ny hevitro de tsara angamba ny milaza ny heviny fa raha hifandrangitra eto isika de tsy ho lasa lavitra ny adihevitra.
Sady anisan'ny kilemantsika gasy hono , asa ny fahamarinan'izany, rehefa miady hevitra hono isika dia tsy mahasahy maneho ny heviny fa manamavo ny lazain'ny sasany fotsiny , hany ka izay milaza ny heviny indray no manjary mihakivy avy eo.
Mba andramo ange ny samy milaza ny heviny fa ho hitantsika ny fahamanjan'ny adihevitra é.
7. fijo ( 11/07/2009 20:32)
sady tsy vendrana no ts ykely sain ale manoratra fa milaza ny zavatra misy.ka i omety tsy hifanaraka amin'ny fisainan'ny sasany dia izoa ny valiny mba azony hasetry izany
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.128