EFA VOARAFITRA NY VATA-PATY

1. rajy ( 19/12/2009 11:20)
Mizotra tsikelikely any anaty vata ny dian'ikelifingotra.
Isaorana izay nanam-pahasahiana andefa an'le zalahy io any amzay ahaverezany any fa MPANIMBA FIRENENA, tsisy apoaka nefa miseho milay.
ZERO sur VINGT, raha tsy nisy an'le io mety tsy sahirana sy tsy nitrongy toy izao ny gasy. Zao ndray zao vao hiarina refa miala teo le SANS QUALITE io.
Espece de POURRRRRRRRRRRI
novalian'i dadabe ny 19/12/2009 23:39
2. terrywui ( 19/12/2009 12:05)
DE HANINNN ANEFA ELAH RAJY KELY A

HANORANA VE ?

HANAVANDRA ?

HANERIKA ?


MBOLA ETY AMIN TGV NY HERY SY NY FAHEFANA NA HIDRADRADRADRA SY HIVOVOH EO AZA LAISANY E


VIVE TGV
VIVE TGV
VIVE TGV



TGV FOREVER
3. terrywui ( 19/12/2009 12:49)
Ireo vahinlah vao tonga ireo zao no efa vita vata-paty ko...! navela hiditra alou hifalifaly kely de paingorina tsi11 amzay alefa hisotro anle zus ndrasendra iny hinihinihin !

-mpetrah oa tsara refa resy fona fa tsy be mokondoha sy miditra kodetety fona isak'izao misy mampanantena izao ...! asa iza ndray no nampanantena EDENA vaovao anireto TIM reto no mampisahotaka be fanantenana azy tsy111 ato reto hin hin hon hon ho
4. xxxw ( 19/12/2009 15:15)
Tsy manonona fa hiantohako ny lambamena ,mbay tery ! Tsihy no hamonosana azy ary atsipy ary an'Anosy ary tsssssss
5. zakilinina ( 19/12/2009 17:05)
Raha tsy nisy io tolona io dia efa nahita an'i Johnny ny Gasy. Efa nandray ny fihaonam-ben'ny Filoha Afrikanina. Efa nandray ny Frankaofonia. Tsy may ny Radiompirenena. Tsy kila sy may tao amin'ny magazay ireo mahantra fadiranovana nataon'ny sasany sorona. Lava ny lisitra tompoko !
Momba ity farany ity, izany hoe ilay alatsinainy mainty : aiza ho aiza moa izao ilay fitsarana iraisam-pirenena ?
6. rajy ( 19/12/2009 17:10)
Kalma zama W a! Ny vava no tsy atao be anie ka ny mamerina azy no tsy laitra e
Raha nahery ikelifingotra naninona no nofoanana le didy tsy famelana hiditra ? De zakaina ze tohiny.
Tsisy hery zany lisany hatrany amboalohany fa nampiasa vola de nividy an-dry le..son sy sarlesy de hoe napetraky ny vahoaka. Olona voafidy lesy no antsoina hoe napetraky ny vahoaka fa tsy olona tsy mahita varavarana fa mitsambikina eny ambaravarankely ohatra an'Ikelifingotra a
7. AndriambyII ( 19/12/2009 17:21)
Voalaza teo :

"aiza ho aiza moa izao ilay fitsarana iraisam-pirenena ?"

raha dinihina tsara dia mety ho nofinofy hanisy sira vorona andanitra aloha izany hevitr'i zakilinina izany ,satria raha ampitahaina @ ireo mpitondra sasany dia loha-paingotra ny fahotana vitany par % @ vitan' ny sasany toa an-dry Sarkozy , George bush , Pol pot , Boris eltsine ,Hu jintao , MandelĂ  , Margaret tatcher ,Ben ali , Bouteflika, ....
8. dadabe ( 19/12/2009 18:03)
yee marina izany .... aza adino i KIm djeung Il (zanak'i Kim Il song ) filohan'ny koreanina tavaratra
9. Samoana ( 19/12/2009 18:49)
zakilinina:

Raha tsy nisy io tolona io dia efa nahita an'i Johnny ny Gasy.



:-D :-D =)) =)) iny indray no tsy hitako. Andefasako pĂ´stera enao fa omeo ny adiresy raha fatiantoka mafy taminao ny tsy ahita an'i lery e
10. dadabe ( 19/12/2009 23:39)
alefao eto nama a
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0494